-
Compteur de contenus
616 -
Inscription
-
Dernière visite
Messages posté(e)s par Tito111
-
-
Ho henjakenjana ity rallye ity an...
ny ES tena rares ny portions roulantes fa à 80% dia cassantes... sady à certains endroits tena ohatran'ny ambiance Dakar...
feno tracés eo fa tsy fantatra loatra hoe aiza ny lalana tena izy, bdb ny bretelles, routes parallèles any anaty ES
Lay 54kms moa zany tena cassante be ny 2/3 voalohany... miaraka amin'ny masoandro sy ny hafanana tena... -
-
Mety hahafinaritra ity full RN1 ity an... fa ny embouteillages liaison no mety henjana
-
-
-
-
-
mbola tadidiko taloha vao miditra ato am-piasana dia piso no sokafana voalohany!!! hihihi
ny abonnés tamzany Soaf- Ramatou - His - Tsi² - CB - Nerone - N58 - Beels - Michigan - Jojox - etc.
"antitra vao be ny tanora" hoy ny ainga zay -
-
-
mbola ato koa zah kah....
-
CEG Carion kosa efa tsianjery e... de plus mivoaka ambohibato combat tsara...Christophe B+ a écrit:misy 36km io kou!!!
Lay ambohitraina no misy portions ratsiratsy donc
-
-
fohy sady rapide an... tsisy marge d'erreurs fa tonga dia attaque daholo! -
je trouve l'offre relativement intéressante, pour peu que la voiture soit fiable...
-
-
ôtran' 5 mm raha manisa tsara an...Pyhdidea a écrit:efa mba misy ralls 4 be zao kosa reo leuh -
raikitra ny slalom kah, miandry ny mpilalao sy ny mpijery sisa. Piste hery Be Ivato 15 et 16 décembre 2012 -
tongasoa mm an
-
il manque la 3 Tsaravinany départ Tsiafahy fa amty izy mizara 2. Tam RIM 2011 izy no natao farany
-
ty ary ny waka waka e: Mr le maire revient avec sa 205 mais en mode M10
-
His> fa nahoana no dia tsy nisy sarinay?
-
tongasoa jet-li!!!
-
tongasoa lesy a!!
Photo 1st Contest Sogea Satom 07-05-2011
dans Photos - Videos
Posté(e)
UP kely fotsiny juste histoire de remonter la discussion sur les VW en WRC...