Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
kikoolin

Rallye Total 2014

Messages recommandés

Mety hahafinaritra ity full RN1 ity an... fa ny embouteillages liaison no mety henjana  Question scratch scratch scratch 

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

manao ahoana ry zalahy ny fiara vaovao amin'ity scratch  ,
au moins toa misy anankiray aloha fa hoe inona ilay izy  clap clap 

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ho henjakenjana ity rallye ity an...  pirat 

ny ES tena rares ny portions roulantes fa à 80% dia cassantes... sady à certains endroits tena ohatran'ny ambiance Dakar...

feno tracés eo fa tsy fantatra loatra hoe aiza ny lalana tena izy, bdb ny bretelles, routes parallèles any anaty ES study study study 


Lay 54kms moa zany tena cassante be ny 2/3 voalohany... miaraka amin'ny masoandro sy ny hafanana tena...  affraid

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...