Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

marsplit

Membres
  • Compteur de contenus

    26
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par marsplit

  1. Pooooooooooowaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaa bé maso ndray léaza! ary lisany vé lety mamboly bé maso sa? . Mbo omeo lesy zay a Na dia ny joint fotsiny aza dia efa kobo fa mlay bé eh sady ny seza misy appui tête ........-look Ca sent bon pour la best cox Possible mlay bé ny jante matoa aperçu avy aty aoriana no napetraka volohany sady matoa ho droppéna dé poince fa jante tsy dorizaka (toles) zany
  2. fred>> ay moa efa bemaso zao no ketrika! Gaga be za @ lé 5 trous.
  3. Allo allo, ry tia cox menakavy! @ 02 Novembre ny meeting Cox manaraka, izay ho tanterahana eny Ambohimalaza ka hiangaviana isika mba hiomana fa io lé tena grand meeting hanaovana ny 70è anniversaire-tsika. Tena ho hatao ngozalahy bé zany avec le maximum de participant ka mila miomana sy mifampilaza isika dieny izao fa ndrao dia vitsy kely.
  4. Tsy haiko na efa lafo le ery Alarobia akaikin'ny visite technique fa misy 1303 misarona la bache ao. Eo @ lé cité sa tsy haiko io, 10 mètres avant visite technique. 15 Millions ny vidiny t@ début d'année, mbola complet fa miparitaka bé.
  5. Tongasoa éeeeeeeeeeee. +10000000000 @ lé présentation an-lé 1200 mlay bé eh
  6. Namidin-dra-Rado lé 181 zalah, d tsy manana tsony a io. Kanefa mahita anan-kiray hafa a, tena mbola top bé ny entana fa efa restaurée fa averina lokoina kely ny aile 1 nokasohin'ny sarety fa efa mastiqué anefa fa tifirina sisa. Carrosse : vo avy no décarossé-na (hitako mihitsy ny nanaovana azy) Vo avy nolokoina (Kapci brillant direct) ny vam fa dia misy mastic ny aile arrière droit Pare-choc : mbola mahitsy tsara daolo Jiro : complet tsara Moteur : 1600 DA std partout mijajika bé Alternateur : d'origine Train avant (rotule, amort, amort de direction,.....) mbola masaka bé daolo Train arrière : cardan 8x31 dorizaka manitra tsara (tsisy feo) Equipement dorizaka fa nalamina fotsiny.Tableau mandeha daholo (jauge, témoins, tt.....) Batterie : vaovao Hankook Capote : neuve même no sady misy koa ny portière 4 Jante par 14 dorizaka miarak'@ pné usure 25%. Paps : OK Marihiko tsy d nihetsika firy ary mbola tsy afaka rodage akory aza hono lé motika ozy ny méca nanao azy. Fehiny : tsisy kitihina ny entana fa mitondra lasantsy d GO. Ka vaka ny saiko zalah hoe ho asiako sa tsia satria "tsy mora" ny entana satria efa restaurée. Marina fa tsy dia lafo bé fa tena tapaka bé ny bandy @zao kanefa ny valala tsy in-droa mandry am-bavahady. Ka mba manontany an-lisany a hoe raha ohatrinona io vaika io no azo lazaina fa mora?
  7. mba mitandrema iany fa so de lasa bitro eny anjamasina eny no miafara an
  8. Efa noteneniko lery fa heveriny fa mananihany angamba za. Tsy tonga tany @ moquette ka.
  9. Merci zalà am-lé fanohanana a. Tsy kivy ka, sady ny vam mbola velona soa aman-tsara après 15 minutes rehefa avy nalana ny tany namonona ny afo . Soa ihany ary fa mba toerana nisy tany kou, raha izany mo no teo Analakely dia tsy haiko hoe novonoina t@ inona lé . Lasa style rat's tsy fidiny fotsiny ny capot moteur:lol!:
  10. Sali daolo, Amin'alahelo lehibe no hilazako antsika fa nirehitra t@ alahady teo ny combi . Teny ampandehanana nitsoka ny tuyau d'arrivée d'éssence ka dia niparitaka teny @ motika ka tratran'ny étincelle teny ho eny ka nijolofotra ka namoaka afo bé. Soa ihany fa mba voavonjy aloha sinon mety kila tanteraka kanefa May ihany ny vodin'ny fiara sy ilay loko manjelanjelatra. Za ihany no nanala ny collier an'io tuyau io nafindra t@cox dia tsy tadidiko ny namerina azy .
  11. Io mihitsy no tena olana @resto cox satria tsy maintsy mandalo ireo étape nolazain'i Catz ireo raha tena hanao zavatra tsara.
  12. Tena OK zany resto zany marina. Dans les règles de l'art de la resto ngamba no hamehezako azy . Tsy hitako intsony hoe inona intsony ny mbola azo hatao @zao ry Catz.
  13. Misé Michigan, sali an . Lé 181 mety tena tsy maintsy ho hatsangako ihany klé. Miandry $ sy fotoana a io. Sady efa hitako io sarin'i Msé Tsito io ka tena courazy ndray za zao. Sady lé 181 ko ngé tsy d misy dépense firy é, complet bé fa mila préparéna tsara fotsiny ny loko dé basy . Za efa manana motika, seza-na BM E30 complet, jiro, train+frein alamina fotsiny. Jante+pneu+capote sisa angamba no tena invest aminy. Interressé aminy nga isé sa?
  14. Sali catz , tsara eh! Raha tsy mahadiso, firy mois no nanao ny resto an'io manjelanjelatra be io.
  15. Tena somary misy olana kely mihitsy ny cox ny tena marina é. tsy haiko na vitana na anjara Tsy maintsy misy voadona kely fona ny ailes, mbola tsy nahita cox a hoe tena tsy misy kika na pempo ny aile iray au moins.
  16. Zay vao hitako lé sary @lien an-là fa tena milay klé . Poince fa tonga d rouge ferrari ny 181 zany? tsy miova hevitra intsony fa tiko io. Lé jante chromé be io fotsiny no mety hanahirana .
  17. Sali bain a Ié i Matio ihany no Marsplit ka
  18. Vrai nom:Matio Age: 27 Ville: Antananarivo Amateur de Rallye depuis: tsy tadidy tsony, t@ za 2nde 1995 tany. Musique préférées: mety daolo - Ray charles- Klugh Passions: VW Cox- Moto Roadster na sportive fa tsy cross - BM E30 6 cylindres ankoatry ny 3.20 - Jeux FPS - Billard Films préférés: Seigneurs des anneaux,300, sale mome, bdb é Plat préféré: Hen'omby ritra bé Boisson préférée: Coca Métier: Commercial Magazine préféré: zay misy Cox sy moto rehetra(ankoatry ny cross) BD préférée: tsy manam-potoana hamakiana an-zany Jeux préférés: Sega rallye t@ androny- Colin- Billard- Counter Strike, SOF II t@ zany andro zany- mba te hanao an-zany RBR zany fa mbola tsisy fotoana Fiara voalohany: Renault 8 Fiara ankehitriny:VW COX
  19. Raha ny hevitro aloha dia ny qualité-n'ny préparation + qualité vernis no tena mampaharitra ny aspect-ny loko. Fa ny mba tiko ho fantatra koa izao hoe : fa maninona no hafa mihitsy ny loko d'origine? satria na dia tsara toy ny inona aza ny loko dia tsy mahatoraka @ilay dorizaka. Za efa nampiasa PPG STANDOX KAPCI fa tsy mahavoa an'ilay d'origine é Mety tsara manafatra Meguiard's (sa miror mo?) ko ngamba, i Catz zao mety manana fa manjelanjelatra be fona.
  20. [quote=fa tsy oé ratsy akory lé izy mavomavo an!ita fotsiny oé be ambiny bé angamba lé lokon'lé split [/quote] . Tena very hevitra mints a t@ ilay lokon-ilay split satria 2tons vao tena mivoka nedala kanefa ny sary rehetra hitako tsy dia nisy nanaitra ahy, ka dia tsy naka sarotra fa tonga dé ilay réf an'ilay Cox no nataoko mba tsy hisian'ny déception. Naika nataoko nitovy t@ilay orange+marron VW Mag tsy tadidiko iny fa tsy sahy indray sao dia tsy mivoka mitovy ka mamenatra hoe efa mangala-tahaka mbola mandiso ihany.
  21. Tena somary diso ketrika mints lé cox ka, je confirme . Mendimendy hametaka jante sy handoko fotsiny. Za zao vao mitady loko mat hoan'ilay 181. Possible v? rouge ferrari mat ohatra
  22. Sali daolo ndray dé misaotra ry zalah @ny fandraisana fa tena mafana ity forum ty zany an ! Catz>> Ié, efa taty aoriana a vo tena tonga saina hoe nety t@lé cox ihany ilay orange t@ volohany satria nanome style an'ilay vam, valéclair efa valaky ny masoandro io loko io ka miady tsara amin'ireto accessoires efa valabalaka (joints, pare-choc,.....) ka tonga dia rats maivamaivana. T@ vo azo manko io mbola tsy kopy n'inon'inona ka tonga dia hoe lokoy io fa vasoka be le loko.
  23. Misy ny modèle conçu ho an'ny marché US ny volks na cox io na combi. Clignotant sy pare-choc no tena maha samu hafa azy. Ny pare-choc no tena mora ahitana azy satria lavarangana, ny feu arrière koa tonga dia rouge daholo fa tsy orange na mavo akory ny clignotant, misy feu de détresse,....
  24. Azafady fa maika be t@ zoma ka ity ary ny tohiny. Azo lazaina hoe nisy namosavy t@ volks ka ity no niatombohany. cox 1200 année 1970 modèle US (pare-choc lavarangana) avant après Somary sahirana t@cox fa kely lotra ka tsy mahazaka fianakams ka dia nitady vam familial kanefa flat4 ihany. ka dia nitady combi zany, herintaona nitadiavana zay vao mba nahita ny tena tiana, ka ity izy : Combi split 1965 11 fenêtres. Mbola asa be satria no-reviséna de A à Z. Avant Après 10 mois bé zao. mbola maro ireo izay mbola tsy mahafa-po fa mba efa mandeha aloha. Mikasa ny hanangana volks 181 tout-terrain @herintaona
×
×
  • Créer...