Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

marsplit

Membres
  • Compteur de contenus

    26
  • Inscription

  • Dernière visite

Réputation sur la communauté

0 Neutral
  1. Pooooooooooowaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaa bé maso ndray léaza! ary lisany vé lety mamboly bé maso sa? . Mbo omeo lesy zay a Na dia ny joint fotsiny aza dia efa kobo fa mlay bé eh sady ny seza misy appui tête ........-look Ca sent bon pour la best cox Possible mlay bé ny jante matoa aperçu avy aty aoriana no napetraka volohany sady matoa ho droppéna dé poince fa jante tsy dorizaka (toles) zany
  2. fred>> ay moa efa bemaso zao no ketrika! Gaga be za @ lé 5 trous.
  3. Allo allo, ry tia cox menakavy! @ 02 Novembre ny meeting Cox manaraka, izay ho tanterahana eny Ambohimalaza ka hiangaviana isika mba hiomana fa io lé tena grand meeting hanaovana ny 70è anniversaire-tsika. Tena ho hatao ngozalahy bé zany avec le maximum de participant ka mila miomana sy mifampilaza isika dieny izao fa ndrao dia vitsy kely.
  4. Tsy haiko na efa lafo le ery Alarobia akaikin'ny visite technique fa misy 1303 misarona la bache ao. Eo @ lé cité sa tsy haiko io, 10 mètres avant visite technique. 15 Millions ny vidiny t@ début d'année, mbola complet fa miparitaka bé.
  5. Tongasoa éeeeeeeeeeee. +10000000000 @ lé présentation an-lé 1200 mlay bé eh
  6. Namidin-dra-Rado lé 181 zalah, d tsy manana tsony a io. Kanefa mahita anan-kiray hafa a, tena mbola top bé ny entana fa efa restaurée fa averina lokoina kely ny aile 1 nokasohin'ny sarety fa efa mastiqué anefa fa tifirina sisa. Carrosse : vo avy no décarossé-na (hitako mihitsy ny nanaovana azy) Vo avy nolokoina (Kapci brillant direct) ny vam fa dia misy mastic ny aile arrière droit Pare-choc : mbola mahitsy tsara daolo Jiro : complet tsara Moteur : 1600 DA std partout mijajika bé Alternateur : d'origine Train avant (rotule, amort, amort de direction,.....) mbola masaka bé daolo Train arrière : cardan 8x31 dorizaka manitra tsara (tsisy feo) Equipement dorizaka fa nalamina fotsiny.Tableau mandeha daholo (jauge, témoins, tt.....) Batterie : vaovao Hankook Capote : neuve même no sady misy koa ny portière 4 Jante par 14 dorizaka miarak'@ pné usure 25%. Paps : OK Marihiko tsy d nihetsika firy ary mbola tsy afaka rodage akory aza hono lé motika ozy ny méca nanao azy. Fehiny : tsisy kitihina ny entana fa mitondra lasantsy d GO. Ka vaka ny saiko zalah hoe ho asiako sa tsia satria "tsy mora" ny entana satria efa restaurée. Marina fa tsy dia lafo bé fa tena tapaka bé ny bandy @zao kanefa ny valala tsy in-droa mandry am-bavahady. Ka mba manontany an-lisany a hoe raha ohatrinona io vaika io no azo lazaina fa mora?
  7. mba mitandrema iany fa so de lasa bitro eny anjamasina eny no miafara an
  8. Efa noteneniko lery fa heveriny fa mananihany angamba za. Tsy tonga tany @ moquette ka.
  9. Merci zalà am-lé fanohanana a. Tsy kivy ka, sady ny vam mbola velona soa aman-tsara après 15 minutes rehefa avy nalana ny tany namonona ny afo . Soa ihany ary fa mba toerana nisy tany kou, raha izany mo no teo Analakely dia tsy haiko hoe novonoina t@ inona lé . Lasa style rat's tsy fidiny fotsiny ny capot moteur:lol!:
  10. Sali daolo, Amin'alahelo lehibe no hilazako antsika fa nirehitra t@ alahady teo ny combi . Teny ampandehanana nitsoka ny tuyau d'arrivée d'éssence ka dia niparitaka teny @ motika ka tratran'ny étincelle teny ho eny ka nijolofotra ka namoaka afo bé. Soa ihany fa mba voavonjy aloha sinon mety kila tanteraka kanefa May ihany ny vodin'ny fiara sy ilay loko manjelanjelatra. Za ihany no nanala ny collier an'io tuyau io nafindra t@cox dia tsy tadidiko ny namerina azy .
  11. Io mihitsy no tena olana @resto cox satria tsy maintsy mandalo ireo étape nolazain'i Catz ireo raha tena hanao zavatra tsara.
  12. Tena OK zany resto zany marina. Dans les règles de l'art de la resto ngamba no hamehezako azy . Tsy hitako intsony hoe inona intsony ny mbola azo hatao @zao ry Catz.
  13. Misé Michigan, sali an . Lé 181 mety tena tsy maintsy ho hatsangako ihany klé. Miandry $ sy fotoana a io. Sady efa hitako io sarin'i Msé Tsito io ka tena courazy ndray za zao. Sady lé 181 ko ngé tsy d misy dépense firy é, complet bé fa mila préparéna tsara fotsiny ny loko dé basy . Za efa manana motika, seza-na BM E30 complet, jiro, train+frein alamina fotsiny. Jante+pneu+capote sisa angamba no tena invest aminy. Interressé aminy nga isé sa?
  14. Sali catz , tsara eh! Raha tsy mahadiso, firy mois no nanao ny resto an'io manjelanjelatra be io.
×
×
  • Créer...