Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

andovw1

Membres
  • Compteur de contenus

    58
  • Inscription

  • Dernière visite

Messages posté(e)s par andovw1


  1. Vanintsoa>monté un VR ds une One , c un peu difficile, sady rava le caisse, déja aloa mila mamorona an le longeron be eo aloa iny , le pat motera à droite, et encore mahitsy ve le zavatra o soudéna, vita zay de mitady train complet ana vr apetaka am typ1:donc tranconeuse + soudure, de aveo oe mande mahitsy ve le daba sa mitongilana.
    G faillie le faire plus d' une fois, sady nisy VR tao a tanana no nisy typ1 fa rava le typ1 ka , tsy mahasa za!! a moins que oe tnga de atao machine de guerre le daba ndray!

  2. golf kely a écrit:
    Rajoù a écrit:
    andovw a écrit:
    ary nanin aloa rajoù tsy nilalao t@ le gti keliko e!!! lol!
    ela an

    ny anlah gti kely fusé! lol!
    tonga avy any golf kely kivy, iny koa ra-kirikou ts nahaloa-bava. dia mbola ho ampiana ana koa ve ny fahavoazana lol!lol!lol!

    Io anie mody oe GTI a GTI aaa, nef mamitambahoaka eeee!! scratch sa tsy zany ry andovw!!?? Fa mafinaritra lesy lay milalao kely oatran reny, sad mety hafahafa iany ra oe GTI daholo reny daba reny nef d hifampijerijery teo fotsiny!! amin manaraka dray eee, i andovw zao hiketrika dray, tsy efa ampy ve lty zay aaaa!!


    mlay kosa aloa le mba samy oe gti daolo le bandy tao e!araka ny tenin la oe samy gti daolo koa anin fotsiny eo ary???
    za lesy tsy anampy zany a!aleo aloa ande am zao
    rovina ndray ary ny rencontre manaraka e?????
    asio plan matotra tsara de lalana mahitsy tsara annnnnnnn lol!

  3. kirikou54 a écrit:
    andovw a écrit:
    ary nanin aloa rajoù tsy nilalao t@ le gti keliko e!!! lol!
    ela an


    aza mody modeste eo e, (GTI kely angah!!!)

    modereo zalah a, temporiseo temporiseo....
    soyons convivial fa aza asiana taimbaka fa famille iray iany tsika ato e!!!!


    mifona ary e!
    tsisy kism rajoù an, sady tsika koa anie manala azy fa tsy de tena any am le oe taimbaka lotra e! in fotsiny ary no atao eo refa vita ny ....défilé sy sary party???

  4. mlay be le maly an,
    maromaroa ny otr reny, fa am manaraka asio prog matotra tsara mintsy e! de le fton gasy?????
    sinon , mlay daolo ny daban ny akama tao , et surtout le maita an le sary oe tena betsaka iany le mpankafy typ1 aty am tanana, nefa na izany ary betsaka iany ny tsy tnga

    aoana ra vatanen, tafody ve ela t@ le orana be reny? tsy nitroka rano 4 corps???afaka alefako am la le panao embrayage mlay be fa nena koa t@ turbo manao an io fona fa naazo an le embrayage ketrika ty zay vo afaka ny adalany, am zay afaka mlalao tsara am manaraka eee!!!!! lol!


  5. Ari Vatanen a écrit:
    misy GOLF 1 amidy any ry zalahy a! 4 portes (1.3) J.A/ 13 dia GTI digifiant 3portes (1.Cool samy mbola ilaina resaturer-na daholo 18M à debatre daholo. tsy ana ireo fa itako fotsiny dia zaraiko eto sao misy interessé a! MP pour contact lé olona



    GTI digifiant????sura ve ela??? fa tsy le ana desaka reny ve?
    ny gti digifiant fatatro mantsy ny typ1 de 1 iany, nena!!! lol!lol!lol!
×
×
  • Créer...