Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

andovw1

Membres
  • Compteur de contenus

    58
  • Inscription

  • Dernière visite

Messages posté(e)s par andovw1


  1. >>irina
    ela an!! zay ve lesy apiadin lisany le , kiiiii!!! Mad
    tsy tafa marina rajoù zany mande mijery rallye zany an, raha tsy oe misy séance fanalana spoiler alohan ny andeanana any lol!
    mbola misy type1 anakiroa tsy voaresaka mintsy anie e!!!
    le type 1 an i asterix: manao montage VR6 i poty zao ( sura fa adala be)
    le type 1 dubsport an i poty, io aloa ngamba mbola tsy tafavoaka @ io fa ary @ fond de garage le izy zao, sady otran mbola tsy miasa saina @ le izy mints le akama zao aloa, miketrika zavatra degany be ndray izy zao vo amoka, na avelany vizana daolo nentsika de mivoka ndray ny azy aveo lol!


  2. ity ndray ary ny type1 faharoa nataoko tao am tanana tao!fa naazo feu vert tany @ topony am zao de présenteko satria ananako daolo ny sary t@ za nanao azy!
    le lasan ra kirikou iny moa ny voalohany ( pi maso kely ho an lery)
    le ana le fahatelo! lol!
    ity tsy o detaille-ko be fa aleo ny topony ameno azy

    io izy tam vo azo





    io izy am zao alohan ny nandraisan lery azy


×
×
  • Créer...