Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

TVN

Membres
  • Compteur de contenus

    61
  • Inscription

  • Dernière visite

Réputation sur la communauté

0 Neutral
  1. A VENDRE TOYOTA CELICA M12: - MOTEUR ST205 version japs (265 CV); - SUSPENSION PROFLEX; - BOITE COURTE; - ...; Avec lot de pièces. Me contacter par MP pour les détails.
  2. Efa niezaka tsy niditra t@ ty resaka ty ihany zalah fa naita an'ty d tena tonga dé mba tohina sy mametra-panontaniana ihany satry membre an'ty club voatonintonina ity: [Efa tsy resaka vola intsony ilay enjehana @ zao ry zalahy, fa "titre". Hita tao anaty gazety hoe efa ela ny club sasany noho champion hono ka mety zay angamba ilay miteraka disa disa satria tsy maintsy tazomina ilay voninahitra n'inona n'inona no hitranga. Dia tsy kilalao intsony ny andraisan'i sasany azy/quote] ; Tsy fantatro alou na oe zay no tena sens an'io phrase io fa ra ny fandraisako an'io d oe ny FMMSAM no efa ela nitazona mafy an'lay "titre" ka tsy maintsy tazomina io N'INONA N'INONA HITRANGA, zany oe ve zany ny FMMSAM no nampanao lay sabotage no tian'i Nirina 58 tenenina? Sa oe membre hafa ao aminay miady "titre"? Sa zavatra hafa (enga anie)? Ra ny fandeany club ao aminay alou d firaisan-kina sy fifampitaizaina ny ao (esprit club ozy Tompokolahy Mike zay), misy discipline sy règle otrany association rehetra ao, fa nefa tsy tokony adino kou fa efa olon-dehibe avy @ horizon samihafa ny ao, effectivement mety misy ny écart de langage na comportement any tsirairay, c'est pas pour autant oe généraliséna le izy, ary ra ny fahafantarako azy tsy mi-existe ngamba zany oe association zany ka de tena oe parfait daolo ny membre ao. Fa any aloha any ko misy otrany sous-entendu oe "zalahy", "ny sasany", fa iza ireny é? le mécanicien efa niasa ela tao lasa ni-sabote ve? Sa lay parieur? Sa izahay FMMSAM? Sa pilote concurrent? Ra za aloha ny teo @ toeran'i Nirina58 d alefako tribunal de aleo andé ny enquête de hitan'ny rehetra eo ny marina. Sportivement.
  3. Félicitations: Sissi-Matthieu / à tous les pilotes qui sont arrivés à bon port / ASA TANA 3/ TEAM SO6 / ACCT /MADACOX /... Merci: à tous les pilotes sans exceptions ; Prompt rétablissement: Nerone-Bôzô
  4. TOYOTA CELICA TROPHEE ANDROS (4 roues directionnelles)
  5. Aza omen'lah tsiny rangah reo Nerone fa so d mba nisy fotona ela sy Bôzô nitondra an'reo nanao reco d tsisy nandé @zay laonininy ny note?. Sa nisy fotona lisany niaraka naka souffle kely teny @ manodidina teny?
  6. Mirary rétablissement aingana Nerone sy Bôzô d bon courage a . Fa nga ela Hirvo efa ankehitriny?
  7. Nanaona ry zalah Nerone ? Koditra b za naita le sary nalainy Andy t@ le arceau tapatapaka (sy trace rà tao anaty vam) sy le vam rava b le
  8. Dommage pour Laza. Merci pour le spectacle et le suspense que vous (Laza et Matthieu) nous avez donné, tous les 2 vous êtes au dessus du lot et vous méritez amplement l'un et l'autre de gagner . Chapeau et on espère revoir de tel combat l'année prochaine
  9. Problèm appréciation note ny anay 2lahy, misy virage à droite zay aprè ligne droite d ny ao anaty note oe "Long Droite 3", d tonga mafy 5 à fond, d nidina 4è d ny ao an-tsaina oe somary long le D3 donc afaka mikafiry miditra mafimafy alou d ao vo mi-freine mi-inscrire, kay le izy D3 mifanesy refa tena tonga mafy, d taitra naita le izy nikatona b d ni-freine d ni-sous-vire d sortie, efa nisintona FAM ihany fa tara lotra d tsy tafiodina , frayeur b fa saika casquette d rava tao ny fiara, heureusement tsy tonneau fa ny train arrière fay. Nety le note t@ Total fa mbola naka repère sy ni-assure b fa kay refa mandé rythme normal tsy mety. Nijerenay note Joda eo @ le partie oe "!!Frein D10/D11", ny azy zany D presque 90 sady misy !!, ny anay oe long sady adino nanisy !! . Fa anatra ho@ manaraka @ prise d note
  10. Je confirme que c'est Joda qui a conduit mais pas Teillet, leur sortie était dans le même virage où nous avons fait une sortie mais en sens retour.
  11. Ra mety tsara ny tantana d afaka mifanampinampy eo iany é . Enga anie mba ho andeh tsara ny tsena é , d mba tsy dé ho lava b sy tsy d cassant kou ny parcours @ herintaona
×
×
  • Créer...