Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

mik-mak

Membres
  • Compteur de contenus

    1 159
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par mik-mak

  1. mik-mak

    Polo :t6:

    Qtes: 27 actuellement
  2. mik-mak

    Polo :t6:

    Misy adino vé iézaka andrésy lahatra zé prix minimum mety o azontsika iany za rapitso zany dia éditéko matétika eto iany ity tablo ity
  3. Tonga soa d maztou mitafatafa é Tsy maintsy misy kély foana ny adyady @ dra-fotsy @ io résaka RBR io k
  4. mik-mak

    Ecuries RSRBR 2010

    Mr le Manager Antso avo Mr le Manager Efa ''closed'' kay ny @ ti semaine ti an @ erinandro dray zany
  5. mik-mak

    calendrier 2010

    ie B mitsy sad anaty règlements to oe ts mahazo manao rallye @ na 17'' fa 15'' iany maxi
  6. mik-mak

    session RBR par équipage

    Aty misy chinese Micro-casque anaky-2 fa mila miteny mialou fotsiny Ra mety zalah d ba atao samdi soir oatra fa lay zoma soir tena bol miasa ny samdi d so d + + hipssss b ny samdi, ba miangavy an-tanan-drou zalah6 marina a
  7. mik-mak

    Ecuries RSRBR 2010

    OK ....... D ra i-marquer @ rallye afa d aiza misy cocher-na lti D points @ écuries sy points perso v no azo @ io lti Mety asiko 'reo France Cup 'reo manko an
  8. mik-mak

    calendrier 2010

    Weshh tou d M12 mitsy an Ra ny fahalalako lay evo7 a droite iny mantsy tena config RUN mitsy + divers kits HKS et tout...
  9. mik-mak

    calendrier 2010

    Zay no ts ain-tsika ra iety na tsia a
  10. mik-mak

    session RBR par équipage

    Zany oe fiche jack male 1 mivadika femelle 4 oatra
  11. mik-mak

    calendrier 2010

    Ra ny ita t@ zoma somary ef arivariva dia samy nanaovana essai na 'lay evo7 na 'lay suba gris... Ef ela no b ny intox fa ra ny fijery t@ iny d otrany to vita iany ny gymnastique an'lerouny satria après ny essai def samy nentina nody ny vam Fa ra tena o prepara-ger-na ny evo7 mety o ny MRC @ ti an jastt mametaka arceau + manova amort susp + pneu terre .... Gooooooo av eo
  12. mik-mak

    session RBR par équipage

    Question kely Inter-Com na vam no ampiasaina zany veu @ io
  13. mik-mak

    ///WRC/// RALLY SWEDEN

    T.B tampoka beu kou lay izy Fa otrany ts d naninnn lay sub after an
  14. mik-mak

    Ecuries RSRBR 2010

    Zay fa lachh kou nenah
  15. mik-mak

    calendrier 2010

    ary tsy ao amihitsy zah izany a! tokony ho any amin'ny WRc ity sujet ity Za ku aza ba gaga kou
  16. mik-mak

    Don Rallyesim

    Mlay é, dingana ray afahan'i RS makoubo tsara antsika io...
  17. mik-mak

    ///WRC/// RALLY SWEDEN

    Merci lay Polo kely an
  18. mik-mak

    Rallye VRC

    Mitady ho vosotra zann champion de mada gpe N zann an!!! Zay ary lay nokozin'tsika oe grave b io manao farany io ra Tweet an Otrany ahitana Pepin kel foana sad na quitte ou double ...
  19. Leg 2 vita fa téna no: Cata arak ny kozin'lérouny @ Leg 3 hita eo dray fa téna very b - fablide - ZoS - Beelabba - zazamaditra - ggb - hajax ... - iante - irina - riry - PenoMen ... - Sandbach - Mboolaba - OPK - ragra ...
  20. mik-mak

    Ecuries RSRBR 2010

    ka zà ange spons an'i lery e (io kou no sary hitako voalohany tato) Mety tian'dra Soafikov ambara letsy oe leri no atao fond @ io ''pamono poulet'' io ono fa ny poulet tsinona ngamb tsisy idiran'Nos Hors Sujet v zany Radizina
  21. Leg 1 es1: maka rythm fotsiny néfa ny tps décalé b lé, lasa lavitra saad Nomenabryan - sandbach - karlwelson... es2: saika nisy TAQ lé fa ba ninana 4RM kél kél iany nef es3: super TAQ de M.... fa tafiarina iany + nipitika ny pare-choc lé... very sec. maromaro... es4: ts d laniny vavoniko mitsy...miodikodina beuu tsss - manary b foana é es5: mba nifanakaiky t@ dri zalah iany bof bof es6: nitandrina beuuu...misy fuséee mitsy lé zalah 'reo marinn es7: azalahhhhhhhhh TAQ + manidina tou d lasa iany tanaty split 1 io shhhhhh very lava es8: vita t@ ity zany ny leg1 na d teo iany ireo bobo kel maromaro, sarotra ny lalao RDV any @ leg2 sy 3 zany ------------------------------------------------------------------------- Aper's na résults kel ar - fablide - rimorimo - hajax - iante - noriza - riry - irina - the doctor - rdrazafimbelo ... - alexwelson - thomas radizina - andrinoa - boobarak - sandbach - iamkosmis - rai - ragra - damix - karlwelson - smam - tamagarasta - aizae - atpapi - ovalist TVE - soafahana - nomenabryan - dadoutek - rasttax - hentsrana - OPK - emsics
×
×
  • Créer...