Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Soafikov

Membres
  • Compteur de contenus

    3 009
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par Soafikov

  1. Soafikov

    PORTUGAL 2011

    ny rallye nge mbola misy 2 leg eee ...any @ farany tsika miresaka !!! sady ny anay course pour le team (izay mitarika @ privé @ zao) fa tsy plaisir personnel !!!
  2. Soafikov

    PORTUGAL 2011

    "what's turn wrong with him" hozy ilay manager zay !!! Dia course tsy misy hoan'team zany !!! ny ahy aloha dia tena gestion be ilay course fa mbola matahotra ilay C4 sao mitokona any ampiovoin'SS any indray donc ny tanjona = tonga
  3. Soafikov

    organisation contest 2011

    kiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiii
  4. Soafikov

    Calendrier WRC 2011

    depuis l'audelà des Poulpe??? ...ça serait pas "paul poseur de colle" ????
  5. Soafikov

    Cam Hack

    raha ny tena tsotra aloha dia ny camhack fa ilay tsy misy pavé numerique aloha dia tokony tsy ho handicap fa ohatra hoe configuréna @ clavier Y = mandroso N= mihemotra H=gauche J= droite I= miakatra K= midina P=activer M=desactiver dia ohatran'izay sy zay dia mety mm an !!! fa ilay hataon'Dude io aloha mety koa hatao isak'in fiara dia tsy mikitikitika intsony eeee !!! fa ilay ao @ ilay "field of view" ao @ rscenter koa misy reglage fa mbola tsy nanandrana aho
  6. Soafikov

    trophée team online

    misy aty ary ny astuce @ ilay 207 zany dia hovaina ny son an'ilay 207 dia mankao @ dossier misy RBR>Audio>cars> dia ilay fichier "son 306" io copiena any @ repertoire hafa sy ilay fichier "son 207 s2000" (hatao archive sao sanatria tsy mety ny manipulation) dia iny fichier iny (ilay an 306 "Peugeot306maxi_engine.eng" vao avy natao copie) renoména "p207_s2000.eng" dia copier dans : dossier misy RBR>Audio>cars> dia ecraser raha misy manontany izay fa miova ny feon'ilay 207 ....
  7. Soafikov

    V-MRC SAISON 2011

    Mba hanatsarana ny fikarakarana an'ity lalao tsikaity dia asiana "commission technique" ny organisation ny championnat VMRC ONLINE koa dia mangataka ny team tsirairay : - VRC - FMMSAM VRT - RPRT - East Racing Tama mba hanendry olona 2 avy @ ry zareo ho membra ao @ io commission technique io izay hanaramaso ny "application" règlement VMRC 2011. Ny ao @ moa dia: - Beels (izay efa responsable relation avec rallyesim) - sy Big (izay tresorier, responsable inscription) misaotra antsika mialoha
  8. ilay fanaovan'jackpot nge ilay nanontaniana quotation voalohany ary ny pb dia ny minimum = 150 pièces
  9. Le responsable de l'inscription viendra faire ici un compte rendu des évènements qui ont eu lieu à ce moment là.
  10. tsy mandeh ilay lien filefront upload tsy misy limitation !!!
  11. merci Pootah ...ny ahy zany dia tsy hahatratra ny dans une semaine izany fa henjehina daholo ato ny dossier, install, ss fa hita eo ihany eee
  12. Soafikov

    trophée team online

    le tout n'est pas la création mais le "marquage" de points mm et M.... lisany !!!
  13. Soafikov

    V-MRC #2 Rallye Manimanitra

    hifampitady any Jourdain ndray zany !!!
  14. @ firy elà noho tonga ...raikitsa !!!
  15. ka vitsy nge ny "mis'int" @ io eeee ...izahay aza tao @ piso voakihana miresaka an'io tao ko !!! Dia aleo miasa parsi dia ary @ rallyesim miresaka !!!
  16. manaova login ao @ imageshack.com dia mi se logué dia vita !!!
  17. Soafikov

    Toyota Zimbabwe Challenge Rally

    ty ny antony "Cher client, Suite à une rupture sous marine sur l'une de nos liaisons internationales, vous avez pu constater l'indisponibilité de votre connexion Internet. La réparation de cette liaison nécessitera une intervention en mer qui ne pourra se faire avant plusieurs jours. Actuellement nous procédons aux actions qui vous permettraient de disposer d'un service minimum. Nous devrions être en mesure de vous fournir une connexion d'ici demain même si celle-ci ne délivre pas les débits habituels Nous vous demandons de bien vouloir nous en excuser et vous prions d’agréer, Cher client, l’expression de nos salutations les meilleures." dia mila faharetana zany fa ny ahy aloha nahavita session ihany omaly naha tsy nahita temps aza
  18. Soafikov

    organisation contest 2011

    Rajaomianakavy ilay Wifi ve ???
  19. Soafikov

    organisation contest 2011

    Misaotra antsika rehetra nanohina ny antso nahafinaritra tokoa ny fiarahana: 1- tapaka aloha izany fa ny daty contest dia 30 avril 2011 2- Ny demande sponsoring dia ho alefa arak'izay efa tapaka teo aloha (skol, Elite, Dzama ets..) 3- Hita daholo ireo bug ny serveur ka ho alefa any @ mpikirakira (dia mbola hisy seance hafa hanovana essai indray hahitana ny bugs hafa) ny adino dia nanandrana météo sy ny mod night sy dusk 4- Ny pilote dia hita fa vonona jiaby ary nahafiritra ny kotrana "départ en ligne" dia manaena fa dia handray anjara daholo tsika @ ilay lalao contest tsika. 5-hita koa fa nisy ny pilote feminin(Mme cascade sy passpartojo) vonona handray anjara koa dia mila hatao milay ny kotrana 6- Ny polo dia tapaka fa maintso sy mainty, logo, soratra "virtual rally team", ary dia 15.000 ar du s au xxl ary 1 semaine ny delai livraison après paiement 50% ary dia misy casquette koa 5.000 ar idem ny modalité...tsi² mila mandalo aty amiko hijery ny police soratra ary koa hanao modèle iray .. okay zay indray aloha fa miandry ny sary !!!
  20. Soafikov

    organisation contest 2011

    okay Focus + Tito mety be !!! fa dia ny iray volant ny iray vitesse...sa manao "akisisika" Tito ...hihihihi ary tsy hisy pilo feminin ve ???
  21. Soafikov

    organisation contest 2011

    ty ny lalana ooo raha very 0340625369
  22. Soafikov

    calendrier

    merci @ reportage eee!! dia hay nafenina ny spons aaaa !!!
×
×
  • Créer...