-
Compteur de contenus
1 842 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par Bigbang
-
1°)Za ko tsy manana connexion any atrano koa ka tsy afaka anao le reco en ligne raha tsy refa any am derniere semaine avant an le rallye any ngamba. 2°) ny PC ko tena lasa godraka le tena tsy zakan'lery le izy e, schhh ram:256, celeron 2 Ghz de mifona lery na za aza kamo be mijery an le sary, zatra tam le pc an dodanen koa a ngamba tsy maintsy iangavy an dodanen iany ampindrana PC, une semaine avant le rallye, na ny reco aza zao tsy mande amzay laoniny mihitsy Tena mila mi-invest kely amty fanaovana kilalao mafinartitra ity ny tenanay kou...
-
-
-
-
-
-
-
kosa le alavitra be 10 ans passé marina ve no nanaovana antanifotsy farany! tsy aiko ra io spéciale io fa tamzany zay nanao location minibus tam' fédération nitondra ny officiel le mametraka panneau eny am spéciale reny, tena mbola boay kely ny bandy tam'zany n o nenti'ra baina amin'ny farany le spéciale io ra tsy diso aho otrany misy ligne droite be izay, tsy adinoko mitsy ny nandalovan'ilay clio williams an ra Joda sy ny celica an i Rajaonary , tena gaga hoe hoay zany fandeany tam'zay mihitsy vao nijery rally tanaty spéciale zany a Tsetsatsetasa tsy aritra kely e
-
Tokony anao recrutement ana bandy na sipa ko mo manin RBR kely isika an, reny mbola mikitika colin reny asaina miova taranja amzay fa tsss Simulation no resahina amizay eto hoé fa tsy jeu d'arcade tsony an Diniho kely zay ry rallygasy an!! manao atelier kely isika mampafantatra ny fandean'ny RSRBR ho an'ny kil (miaraka amin'ny ry maximumattackohatra:lol: ) zao benevole anoro ny kil
-
-
-
atovy Jeudi aza e ( imenomenona fotsn le mpamoa vavahadinay fa tsy koi ) D amatana kaly b any zany zay ry Dodanen Randrianadou sa aona hihihi! sa samy manao voky d aiza no fotoana, za iany zao no maita mantsy , any Ambolonkandrina cité des prof ny tracen'lery sa tonga d any ny fotoana ?? samy maita? mbo endrasan'la eo am barièrre eo ny bandy ry doda a à 21h oatra (za mety miotra kely fa mbola ikaly kou ra tsy hoe hoa anovana la sosisy b ao zay )
-
-
-
-
-
-
milay lé mijery le saina gasy kely be dia be eee Bravo manokana Ramatoa, misy vokany iany le session isak' alina ka, surtout le am avy orana an Ra ny a manokana , ny spéciale 1ere journée: le east west tena tsy levon'ny vavoniko mitsy Niditra avy orana indray dia tena catastrophe le faizer wells fa 1ere virage e de nivoka lé , sady tena tsy zatra le avy orana sinon nanomboka teoa am SS 17 lany crédit Telma d tsy afaka nandefa temps du coups considérer abandon ny 3 derniere specialeko:( , nefa ny tsy azoko mbola afaka nijery forum teto iany a , fa otran'tsy atoko intsony ini connexion iny fa aloko mrevy aty ampiasana tam' 3 sasany vao natory lé bedin'madama tany ampiangonana fa tena naika natory Am Jordanie indray, aona le fihaonana e, ra Herjo zao efa eto am' tanana zay
-
-
-
-
-
-
le fihaonana ngamba tsy poinsss fa efa atomotro b Tsy aiko alo ra dispo i dodanen e, fa za tsy tafa fa somary tsy manapotoana am ty fin de semaine ty. Sinon ra apres ty Argentine ty afaka asina rencontre kely , handinihina ny ho avy sa...? ra herjo ko manko efa aty am tanana am zay, na de izarana experience amin'ny resaka setup fotsn aza ohatra amizay atao tsika masaka reo vzongo reo sinon mbola betsaka ny mpanao an io lalao io fa tsy re itsony: atsoina manokana i bibill sy poeticturbo
-