-
Compteur de contenus
1 842 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par Bigbang
-
un gars capable de se payer un pc même sans volant!!! et regardant fréquemment ce forum (manana net zany iz) non any ampiasana izy mijery anty (manana asa izy zany) 10.000Fmg à 15.000 Fmg / rallye (8 au total) no agantahina aminy am zavatra tiny no resahina eto fa tsy oe anao zavatra zay tsy misy hidirany d tsy ho vitany v??? tena i gêner ny trésorerie-ny pour l'achat futur d'un volant v zany? Prenons un peu l'exemple sur le rallye réel , navita zavatra b rzareo tam ty taona ty par passion et par amour du rallye Par rapport à cela le virtuel c du rikiki Franchement hisy iteny v oe tena lafo b ranga le 15.000Fmg par rallye a za ranga sahirana a!! ampahafirin ny revina NOS revina ijery cabaret sy spectacle ...sns sns ...anefa izany Tsy alo v amidy le pc fanovana RBR d anovana investissement ampidirambola oany ny fianakans ra izany???
-
-
-
le izy anie tsy hoe exhorbitant ko lay montant e! ary tadidio fa tsy anaovana business le izy na hoe azaoana tombony!! ary tadidio fa na Impression NB aza no atao dia misy cout-ny iny zavatra iny na ny déplacement an reo bandy mikarakara fotsn az oatra !!! on se partage le plaisir, ben pourkoi ne pas se partager les charges aussi alors? fa lay systeme coticota alo d za mbola averiko fa tsy prêt pour 2010 a! Beaucoup de gars de la ont beaucoup donnés cette année, tsy ho teneniko eto ny anarany fa refa atao ny kajy aty am faran-taona glady iany le montant nefainy! et y en a beaucoup qui ont presque pas donné Jereo fotsn no on donne le patch RSRBR gaga fotsn a naita hoe misy mivarotra lay izy!! ny lien aitana reny telechargement reny ra mbola izy no nanao ny download d ato am mrallye no nisy azy (resaka rallyesim) nefa reo bandy itako mivarotra reo je pense pas hoe mpitsidika an ty forum d gaga aho! fa tsy blem zany e nous on donnera toujours e Conclusion: tsy itako mitsy ny blem am le licence klou atreto, ra concernant le montant tsy ho zavatra mavesatra b akory io fa don't krapaka e!!! lay geste sy lay participation ko no tena tina atongavana am le izy!! za anome fona ary mbola averiko fa ny RSRBR dia tsy andoavambola ra ny ato amiko!! 5.000 Ar par rallye zany aza mbola itako lafo ra tena mba mparticipe ny rehetra fa je pense oe symbolik 2.000 Ar c bon! :-) et suffisant ary aza matawatra fa tsy misy ratsy loha ao ka oe tsy nandoa d tsy ho classéna na tsy omena coupe pfff!! franchement tsy misy bandy ratsy loha ao fa bogosy kely daolo e TOUT CE QU'ON DEMANDE C KE TOUS LES PARTICIPANTS PARTICIPENT AUX ACTIViTES DE LA COMMUNAUTE: réunion, gestion résultat, remise, ..., etc etc lazaivo fa ratsy sy tsy misy ilaivana azy sy mandany vola am tisy dikany kosa aza reny lasa otrany misy sous entendu hoe tady ho fitadiavambola hoan'ny mantsy zany resaka zany nefa tsy zay mitsy no izy ka aoka hazava ny resaka!
-
-
-
-
saison 2010 quelle sera votre prochaine monture?
Bigbang a répondu à un(e) sujet de TsitsiGalli dans V-MRC Old
-
-
-
-
asa ra misy miombo kevitra amko fa tiko avahana mitsy ny resaka TEAM sur mrallye sy ny resaka TEAM et écuries sur Rallyesim tsy misy ifandraisany am rallyesim ny gestion an ty donc mbola tsy voafetra sy votazon lay réglement zay nalefa , ra ny hevitro klo mbola suggestion ty on a encore largement le temps de le fignoler. je m'explik: sur mrallye pour le VmRC2010 d hisy ny team (TSY MIsY ny Ecurie par contre) dont voici la liste zay efa misy - TEAMso6 - TEAM VRC - TEAM CHILL OUT - TEAM FMMSAM - TEAM ROndPOINT - TEAM ATTAK (zany hono mbola hono hono avant saison an ) - TEAM POULET zay mbola iadina oe ia no itatana azy mbola lasa any isotry any ny mouvance 5 Pensez dès a présent a faire un joli logo fa mety ho avoka gazety ny momban reo Ho apetraka ary ho géretsikana (géreko refa tsy hisy hanao ) (TSY MISY ifanDRAISANY AM RALLYESIM) ny championnat entre an'reo, style championnat constructeur. Ny attribution des points dia pour les 8 premiers du rallye cad que UN TEaM A INTEReT a placé un max de pilote dans les 8 premières places du rallye (ex: pilote T6 no 1er: 10pt, les 5 suivants VRC: 8+6+5+4+3= 26pt b zao, etc etc...) Ny vokany?? ipetraka oazy ny entre aide sy ny mifampimotiver entre samy pilote membre d'un team fa tsy lozana i wawawa sy anao cinéma fotsn ny ankabeazany) fa mbola averiko iany fa tsy misy ifandraisany am resaka team sy écuries any am rallyesim io a, fa oatsika manokana, satria ra otranà zao tsy ana potoana afats pr le MRc dc les ecuries sy team ao am rallyesim tsy mi-intressé ana mitsy, ary betsak ny bandy ds le meme cas
-
-
-
-
-
saison 2010 quelle sera votre prochaine monture?
Bigbang a répondu à un(e) sujet de TsitsiGalli dans V-MRC Old
-
-
-
leg 1 décevant jusqk à l'es2 ca va iany satria 2eme gr N malgache juste tarinan' andrianoa a!! itako Irina fa nanenjika b tao sady depany a apres an le jouxplane ,... tay b le joux plane thick fog vo be mitsy a tao lasa 3eme ndray zany apres andrianoa et Irina nisidtra Es5 oz a oe atoko mamay eto, en excès de zèle b ngamba fa d tonneau no naazo d very fotona b +40sec ny temps ko habituel ES6: chirdon takzay naka saina kely fa tena mbola tsy levona le tonneau teo d otrany déconcentrer d ninana hazo d maty mitsu!!! amidy mitsu pfff otrany kamo anao leg2 sady asa ra anampotoana sur
-