-
Compteur de contenus
708 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par Mc Crash
-
-
-
-
Milay ery mijery an'lé podium maintso fotsy mena jusqu'à la 5 ème Plaçe("Njafan"),lol..... En tout cas Féliçitation à Maximum, mbola voan'leiry 16 Sec ihany ny bandy nefa nanao fautes izy @io raha ny fijeriko azy teo... bref tsy ho tratra mihintsy aloha fa tena beuh leiry tao prospect ridge Bravo Dadah sy Raprez nanao Scratch Dia ireo pilo hafa tsy voatanisa koa fa miakatra foana ny niveau national Dia am manaraka indray raha tsy misy ny sampona ,fa izaho aloha tsy sur, fa mety ho absent raha ny fijeriko ny dates ny Rallye ASATANA PS:Raha mba possible ny MAJ Classement fa silaka beuh ny gasy manao zavatra .Merçi
-
-
Bon,j'ouvre le bal pour en parler un petit peu,satria elisany variana mikotrana miafina any daholo, R School moa zany dia tsy resahana tsony fa dia savony Chirdonhead mba anisany ankafiziko manokana Falstone tsy vohako mihintsy Prospect moa dia KKK garantie raha voa mahery loatra lé Bref, Rdv Dimanche , séssion farany I Raprez aloha dia efa hitako eto fa ho avy MASIAKA @ io, n'est ce pas?sady Latva apparement tsy anao, Maximum???????donc......
-
-
-
-
-
-
-
-
-
-
Vos meilleures sensations au volant
Mc Crash a répondu à un(e) sujet de TsitsiGalli dans Voitures - Préparations - Techniques - Aides - Conseils - Astuces
-
-
-
Petit hommage à ce grand Colin qui nous tous fait rever avec son style , son talent....... http://www.wrc.com/jsp/index.jsp?lnk=310&featureid=726&desc=Hommage%20à%20Colin%20McRae,%20première%20partie http://www.wrc.com/jsp/index.jsp?lnk=310&featureid=727&desc=Hommage%20à%20Colin%20McRae,%20seconde%20partie J'espère hoe afaka mijery an'ilay vidéo daholo @ connexion-an'i tsirairay avy
-
-
-
-
-
special italianina
Mc Crash a répondu à un(e) sujet de Dzaomalaza dans Voitures - Préparations - Techniques - Aides - Conseils - Astuces
Coup de coeur kely perso; misy Fiat 128 izay,mavo ny lokony dia mainty ny tafony,1113 TG ny immat-ny ,Titine no surnom-any, ny tompony aloha dia mahakarakara tsy msy ohatr'izany, tout d'origine sauf ny autoradio . Ao Soavimbahoaka ao izy no mipetraka..... Souvenir tsy adinoko mandrakizay t@ io daba io; 31 Déc ny andro t@ zay andeh anao réveillon teny Ivato dia ny andro efa 23h30, izahay mbola eny @ digue, ny orana avy B, Mc Crash au volant tsy kopy hoe efa tena akaiky ilay virage 90 fa trop b lé orana, fa toundé ni-drift angeh ity Fiatn'olona, ilay tovovavy teo @ akaikiko tafapetraka teo @ lé seza conducteur niaraka tamiko,(transfert de masse tsy nisy ohatr'izany ),izaho mbola mifampitady am volant mi-contrebraque sy mi-accélere à fond (so fa tsy nisy Vam en face fa mety tsy tratry ny taona angamba)..... Fa mbola betsaka ny souvenir t@ io daba io fa so dia mamaky eto ny tompony ka haneno eo ny telefone-ko