Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

dadoutek

Membres
  • Compteur de contenus

    25
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par dadoutek

  1. tongasoa less ry kutulu aaa faly b zao cousin anla mahitanla mdr...
  2. nouvelle inscritpion n°102 dadoutek subaru N12 fa nifoanana ny compte ray n°3650 dadou subaru N10
  3. dadoutek

    Stekam

    ahhhh BernS modeste lé...
  4. sali daholo! nenay mo de vita ny rallye jovenna fa nibug tamin ss6. Votery i recrute 3 ème pilote
  5. za mo zany de dadoutek ny pseudo ako sur RBR, n° 102, team so6Z ...zao dray vo iverina ilalao
  6. H.S:ie, t'@ 2000 reny raaha tsy diso ao. Tany Alès. Fa ahoana kay? Nisy akama betsaka zay nakany, nitondra 405 zay... tatarainy domergue oe tena namely b ony ra latva tany ...
  7. felicitation vata9 sy beels...
  8. dadoutek

    réglages mix mod

    Ony oa ry zala? inona ny réglage tsara pour le mix mod, pour la brume etc??? tena nanandrana lé challenge atac 03 fa savony b..... g pris les pneux gravel int par défaut
  9. kay tonga de classé na tsy mamita spécial ray ary!!! za nijery fotsiny oe mba aona zany monté carlo zany fa tsy tapakevitra anao ....kay tonga de classé lé
  10. dadoutek

    Team So6 Zen : Inscription

    Efa nadefa MP tamin fifou zay ee.... Sinon steckam to efa any anaty ny team ACT citroen zany lery....
  11. dadoutek

    Team So6 Zen : Inscription

    Fa aona ny fanaovana team marina ee? Ra mirejoindre any beta v zay de inona no tokony atao ? aona ny comptage na point? Fablide ko efa ok.... stekam vo anotanina
  12. dadoutek

    Team So6 Zen : Inscription

    ataovy team so7 fotsiny ee
  13. dadoutek

    Team So6 Zen : Inscription

    Za koa efa nieritreritra hoa tsy poinsa ilay hoe BETA !! fa propozeo ary e !! TEAM SO6 ILAY TENA IZY OHATRA !!!! Ny atsika koa otrany ny vava no lasa aloha !!! Marina zany Fa hono hoa i Prez : Ahona tsr ny demarche atao moa @ity creation ecurie ity? rehefa feno 10 zay no miteny an'i Fifou?? sa dien'zao??otrany tsy dia araka loatra manko !!!ianao no efa manana traikefa @ izany lanager zany zao !!!! Sali.... tsy d azoko lé izy .... irejoindre any team anareo zany zay sa oe aona? sa manao team afa zay ee ?za sy ra fablide manko ray tanana ety fa i stekam efa any amin tanana any lery ....
  14. dadoutek

    Rallye FMMSAM

    nilay e ! na nanao faute bedebe aza e.... dommage fotsiny tsy lé rallye school! milay fa gasy daholo ny devant!
  15. dadoutek

    Reco Mrc

    kiiiii...... nenay efa vita tamin lundi ..... Pour le rally school 2 pendant la session en ligne ca ne glisse plus.... Sinon mangala pneu tarmac pour faire reco fa tonga d miraikitra be ony na gravel mod aza!! b piège b mintsy lé rallye school 2 io surtt au niveau des 2 gaies
  16. Atrety koa e! au fait efa nanao session iza omaly! fa tsy malama intsony lery pendant la session en ligne
  17. dadoutek

    Rfactor et ses diferrents mods

    To mila mividy clé rehefa veo... Sinon to misy version misy crack any amin tanana fa tsy aiko ra mety atao MAJ satria to misy version vaovao ony ivoka bientot... Cochon koa zany le, sao dia afaka payer-na par paypal na moneybookers le clé ? Taloha izy afaka payena paypal! mety mbola afaka ko amin zao... no nataoko d apres nitelecharge ny rfactor(mbola en mode démo mo zany), misy onglet oe activer le jeu mo sa inona izy zay... d tonga de misy interface de paiement par CB.
  18. dadoutek

    Rfactor et ses diferrents mods

    To mila mividy clé rehefa veo... Sinon to misy version misy crack any amin tanana fa tsy aiko ra mety atao MAJ satria to misy version vaovao ony ivoka bientot...
  19. sali daholo e Oany ze tia golf 1 de ty misy mod iray ..... sur rfactor http://www.rfactorcentral.com/detail.cfm?ID=VW%20GTI
  20. dadoutek

    Rallye du boeny

    toyota A7 2RM Misotra fa itako lé classement
  21. dadoutek

    Rallye du boeny

    panao vacance aona:p? ary misy classement 2 roue national v? na classement A7?
  22. dadoutek

    Rallye du boeny

    ary aiza ry zala ny classement?
  23. Toute mes condoléances aux familles et au club fmmsam. Dadou
×
×
  • Créer...