Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

ozark

Membres
  • Compteur de contenus

    4
  • Inscription

  • Dernière visite

Réputation sur la communauté

0 Neutral
  1. ozark

    Loeb se casse le bras

    Raha atao ny kajy tsotsotra dia manao 2ème place indray fotsiny izy dia vita kabary, izay zavatra mora hoan'i Loeb ny hanantanteraka izany, na azon'i Grinholm daholo aza ny manche farany. Tsisy Ravao any @ ry lerony aloha e! , fa izao kosa ry zalahy rehefa may ny hendiboanjony dia mahavita misacr' kely, asa raha tadidin'ialahy isany Freddy Loix niaraka tamin'ny Hyundai? Tamin'ny championnat du monde Motocross koa nisy an'io cas io: tapaka clavicule i James Dobb avant la fin dernière compétition(une semaine), leader i lery fa tsy lavitra taminy ny 2nd (genre 10pts tao aoriany: izany hoe raha tsy manao i lery dia ilay kôfa no champion): nasian'ny dokotera vis marobe ilay taolana tapaka dia niady lery, vitan'ny lery ny course farany, resin'ilay iray de 2 place fotsiny izy fa il a sauvé l'essentiel c'est à dire le titre! Ka za mino hoe hanao izay hafany i Loeb mba hitazomana ny titre!
  2. ozark

    piste hanaovana ES hafa!!

    Tena mety mihitsy izany hevitra izany ry KGB! Amin'izay mba mi-beneficier ny spectacle daholo ny commune rehetra e! Fa ny ahy misy hevitra atsipy kely: Ahoana raha asiana spéciale iray rehefa tapitra ny saison: genre 1 semaine après dernier rallye, ES eo 5Km eo ho eo. Dia manao "chrono" ny moto vs Fiara vs Quad? Mety ho spectacle hoan'ny mpankafy sport meca koa izany a?
  3. Io resaka maka temps io zany dia efa ela no nisy tsy tomombana, na izahay mpilalao moto ary tratran'io resaka io (ireo officiel @ fiara ihany no mandray ny temps any @ moto). Au fait, misy fotoana ry zalah officiel reraka dia tsy concentré tsara na indraindray tena vô manavao amin'ilay kandra! Tsy fantatro raha misy recyclage @ -dry zalah, na formation avant saison?( tsy mety kosa aloha ilay hoe pendant competition vao ampianarina e!) Io no mba hitako fa solution hampihenana ny fahadisoana.
  4. ozark

    piste hanaovana ES hafa!!

    Miarahaba antsika rehetra e! Tena marina tokoa fa ny piste dia bobaka eto à tanana nefa izao no tena tsikaritra: tsy priorité-n'ny mpitondra ny sport ka ahitany excuse foana ireo mpikarakara rallye mba tsy hanomezany autorisation! Lazaina fa manimba lalana nefa ry zalahy zao mitady sôsy no tena marina!
×
×
  • Créer...