Raha atao ny kajy tsotsotra dia manao 2ème place indray fotsiny izy dia vita kabary, izay zavatra mora hoan'i Loeb ny hanantanteraka izany, na azon'i Grinholm daholo aza ny manche farany.
Tsisy Ravao any @ ry lerony aloha e! , fa izao kosa ry zalahy rehefa may ny hendiboanjony dia mahavita misacr' kely, asa raha tadidin'ialahy isany Freddy Loix niaraka tamin'ny Hyundai?
Tamin'ny championnat du monde Motocross koa nisy an'io cas io: tapaka clavicule i James Dobb avant la fin dernière compétition(une semaine), leader i lery fa tsy lavitra taminy ny 2nd (genre 10pts tao aoriany: izany hoe raha tsy manao i lery dia ilay kôfa no champion): nasian'ny dokotera vis marobe ilay taolana tapaka dia niady lery, vitan'ny lery ny course farany, resin'ilay iray de 2 place fotsiny izy fa il a sauvé l'essentiel c'est à dire le titre!
Ka za mino hoe hanao izay hafany i Loeb mba hitazomana ny titre!