-
Compteur de contenus
395 -
Inscription
-
Dernière visite
Messages posté(e)s par KGB MAX
-
-
3.5L essence, jantes alu, toit ouvrant, noire très bon état. Contact : 0330767370.
-
dispo ra ilaina......iezaka anao tsara amzay
-
Merci Emsics, za rariva vo anainga ngamba
-
Poule A
Hongrie / Belgique /Turquie / Madagascar B
Poule B
Norvège / Espagne / Croatie Bulgarie
Poule C
France A / Finland / Benelux
Poule D
Madagascar A /Amérique / France B -
atotsika minan..... Hongrie e
-
tam 18h vo vita ny fivoriana naleha de ande oany Mahazo aveo, fa ambotaka be tsisy otran zany teo am meteo, tam 19h30 mbola teo iany, de farany nanapa kevitra oe aleo miverina fa gravy ty.
KA DIA MIALA TSINY INDRINDRA EEEE -
za partant....fa za mieritreritra oe aleo ny equipe 1 (ELITE) ireo izay tena rapide ihany de ny equipe 2 (JUNIOR) ireo tsotsotra. za atao ao am equipe 2
-
Za oavy fa arivariva any an....test NOS
-
indamix a écrit:Rajao mianakavy
iny ndray no tsitako le hahahahaha -
Bigbang a écrit:J.Bee'ber a écrit:Ra Herjo vé tsy bandy tao Paris tao niara nanao RBR tamiko tam za mbola tany finda é?
oui..oui...c bien lui..tadidin la lery le niaraka nanao session tam tsika sy dodanen!! lé laisany miandry anà anakatona cyber vo manomboka ny session..et dire qu'on était que 4 ou 5 malgaches dans le temps..maintenant les malagasy dans rallyesim c comme les lapins .....
Aahhhhhhhh tadidiko ko iny....fusée koa lery iny an, tongasoa dia mazotoa eeeee -
-
Vue intérieure pilote avec CamHack bien reglée -
RiryMaster a écrit:Ma playseat Gr M9 by Beeloebba
zao ve lty tsy misabaka be refa manitsaka pédales -
Misaotra ny mpikarakara eeee
-
oka zaay beels a.....mapilendalenda fotsiny -
Soafikov a écrit:Les trajectoires
Le freinage
Otsan mamofompofona prez anao saison réel izy zany an -
za konko, za konko a
KGBMAX
555 -
averina ndray ary leiz e, fa somary atao SS vitsivitsy ihany.....21h30 manomboka
-
tena otsan mande be le clio kle
-
Raikitra ary ty e
205 GTI vs CLIO WILLIAMS
mety hisy contest kely io alohan`ny fin d`annee fa aleo asina kotrana kely
[taimbaka ON]
ataotsika mamay reo CLIO reo Peno a....
[taimbaka OFF] -
Peau neuve
dans mrallye
i KGBMAX dia vonona ny i Gerer an`io ra mila bandy
-
Tongasoa e
fa otsan tsara précisena iany indraindry oe vavy sa lah lke na asina sary -
ny olana anie dia hoe, ny dégât réel tsy tena ok tsara fa misy bug e, tsara ihany no manandrana RBR aloha -
Satria tsy maintsy manao comment moa zany (na dia efa nandatsabato aza) dia TSIA satria am zao aza efa tena sahirana be mits ka vao maika atao realistic tonga de forever. Leizy tsinona misy dégâts ihany fa réduit fotsiny ary mahafaty ihany...fa surtout ilay izy (dégât realistic) mbola misy bug araky ny kozin i Emsics
Jojoxette is in the place
dans So6
Posté(e)
arabaina lesy Jojox a