Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

His

Membres
  • Compteur de contenus

    1 696
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par His

  1. His

    Piste en parallèle

    Ela ela tokoa izay
  2. His

    Jeux

    Ary mba misy milalao an'ilay WRC5 ve ato ?
  3. His

    Emontspool champion d'Afrique..

    A remarquer: 17 concurrents fotsiny nefa rallye amin'ny Championnat d'Afrique
  4. His

    Emontspool champion d'Afrique..

    Nalaina tetsy sy teroa
  5. His

    Jeux

    Dsl poeticturbo Raha ny fahalalako azy (hatreto) dia amin'ny Pc ihany fa mbola tsisy version Mac io Jeux io. Du moins ny version 2 sy 3 Ny config-na machine koa somary matanjaka kokoa vao tena tsara ilay jeux. Surtout ny carte graphique:!: . Ilay jeux ary ange DVD vao omby azy raha atao sur support e Ilay jeux aloha dia misy MAJ foana sady feno lalana vaovao foana no misy ireo fiara rehetra izay tiana
  6. His

    Jeux

    Poeticlover nanipy resaka momba ilay jeux Richard Burn Rally. Milay tokoa izy io Ato no hazahoana azy: http://www.rallyesim.com/rsrbr3/index.htm FICHIER ORIGINAL : http://www.rallyesim.com/rsrbr3/RSRBR3.rar MISE A JOUR du 20 juillet http://rsrbr3.free.fr/files/Update_RSRBR_to_3.00.02.rar version 3 - Installer RBR - Installer les 2 patchs du CD : 1.01 et 1.02 - Décompresser version 3 dans répertoire jeu - Décompresser correctif 3.00.02 dans répertoire jeu - Exécuter installation.bat - Exécuter active_update.bat Ohatrany misy championnat mihitsy ary ato http://www.rallyesim.com/chp/default.asp
  7. His

    Loeb se casse le bras

    Lay adversaire (izay nahazo ny voalohany) koa toa anisany henjana any USA any. Sady toa casse-cou mitovy @ Colin ihany koa Fa asa ireny raha mifanena amin'ireo pilote WRC officiel na aiza ho aiza ny performance.
  8. His

    Resaka miely ; rumeurs 2006

    Izay aloha no hono fa na izany aza betsaka koa ange izay siosion-dresaka mandeha izay fa zavatra hafa foana no miseho avy eo e!! Aleo fa ho hitantsika miandalana eny izay ho entiny Fa mety ho ohatr'izao izany an!!
  9. His

    Resaka miely ; rumeurs 2006

    Golf V, groupe VAG hono
  10. His

    Resaka miely ; rumeurs 2006

    La saison 2007 vera peut être le retour du Roi Lion avec une super voiture (un VW d'après les "dit-on"
  11. His

    Loeb se casse le bras

    Je crois que McRae s'adaptera facilement à la voiture. D'apres ce qu'on a pu voir au Xgame au USA, il a pas du tout perdu la main
  12. His

    Programme 2006

    Raiso milamina e
  13. His

    Loeb se casse le bras

    Je crois que le titre constructeur est pour ford cette année Même s'il prenne Toni Gardemeister (ou un autre d'ailleur) Mikko Hirvonen est en forme en ce moment Et Dani Sordo n'arrive pas trop à trouver son feeling
  14. His

    Rallye malgache & Télés

    Tsara ilay hevitra ry zalahy Ny fandefasana ny sary eto dia efa fanombohana Efa mba manao montage ihany ny tenanay nanomboka tamin'ny ity taona ity, fa tsy misy commentaire. Vao mianatra no tsy tena mbola ary fitaovana loatra:D dia atao milamina eny lay izy. Ato daholo izany(www.rallygasy.tk) Misy hafa lavalava fa mazefatra loatra dia sombiny ihany no uploader-na Raha mahavita toy ny any eurosport ireny aloha dia tena zavatra tokoa Raha hifanampiana tokoa dia mety ho tsara kokoa angamba Izahay dia vonona ka
  15. Efa mihatsara hatrany ty sport ty ry zalahy a! Ny faniriana dia hitombo hatrany ny mpandray anjara Sady izay nandalo teny amin'ny nojerenay aloha dia nandeha mafy daholo Tsy toy ny taloha hoe mandalo ny 5 voalohany dia avy eo tsy misy ho jerena intsony
  16. His

    Champion de Madagascar

    Le rallye FMMSAM est une fois encore une belle réussite. Une belle organisation qui nous a permis d'avoir "un rallye comme on les aimes" Félicitation Grand bravo aussi à Louvel-Eric pour le titre La régularité ça paye apparement
  17. Ie, za koa naheno hoe mety ho tsara ny parc amin'ny saison 2007 io ka Subaru be dia be, 206 hiverina, sns....
  18. Fomban-javatra ireny ry zalahy a!! Marina mihitsy aloha fa dia ny régularité no nahavoa an'i Joda tamin'ity taona ity. Nilay be ny combat hatreo @ SS13 Dommage hoe nijanona i Joda.
  19. La présentation du Rallye TOTAL FMMSAM: parcours, grilles, cartographie!! Ainsi qu'une présentation du magasine Rallye Mag sont disponibles sur www.rallygasy.tk
  20. His

    Saison 2007

    Voici, le calendrier de la saison 2007 19-21 Janvier Monte-Carlo 9-11 Février Suède 16-18 Février Norvège 9-11 Mars Mexique 30 Mars-1er Avril Portugal 4-6 Mai Argentine 18-20 Mai Italie-Sardaigne 1-3 Juin Grèce-Acropole 3-5 Août Finlande 17-19 Août Allemagne 31 Août-2 Septembre Nouvelle-Zélande 5-7 Octobre Tour de Corse 12-14 Octobre Espagne-Catalogne 26-28 Octobre Japon 16-18 Novembre Irlande 30 Novembre-2 Décembre Grande-Bretagne
  21. His

    coup de gueule kemy

    Sady ireo club toa manana piste azo hanaovana izany ihany koa
  22. Za aloha nahenoheno hoe hahazo fiara i Mamikely fa ny hoe hitondra @ ity rallye ity
  23. His

    coup de gueule kemy

    Marina fa dimy na enina no tena mandeha mafy raha jerena avy ety hivelany fa rehefa tena zohina dia manao daholo ireny concurrent ireny. Ny enti-manana kely sy ny mbola tsy tena fahafehezana ny fiara matanjaka matetika no mahatonga ny concurrent hifidy fiara madinika. Amiko dia tokony encourager-na ry zalahy fa tsy kivina satria raha mazoto izy dia tsy hitsoaka an-daharana fa hiezaka hatrany sady mety hisondrotra amin'ny fiara matanjaka kokoa. Ny fandraisany anjara koa ange dia mampiseho fa na dia kely aza ny enti-manana dia afaka manala azy tsara e (sur aho fa matoa tonga any anaty spécial any dia mba maniry ny handray anjara any aoriana any ) Amiko raha tsy misy ny miala an-daharana, miampy ny mpifaninana, miatsara ho azy ny parc (Guérrier ohatra zao, na i Mickael dia porofon'izany ) miatsara manaraka izany koa ny rallye malagasy
  24. His

    Rallye du Boina 03-04-05 Aout 2006

    Lay Nissan Sunny koa tsy ratsy mihitsy an!
  25. His

    Rallye du Boina 03-04-05 Aout 2006

    Somary sahirana kely tato ho ato dia tsy mety lasa mihitsy lay sary!! Fa na izany aza efa adalana iny ny video Dommage fa tsy tonga teo @ lay gue zahay Sinon, miandry ny FMMSAM indray zany tsika izao
×
×
  • Créer...