Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

His

Membres
  • Compteur de contenus

    1 696
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par His

  1. His

    Rallye Tour de Tana 2011

    D'autres photos sur www.rallygasy.com => http://rallygasy.com/index.php?view=category&catid=10&option=com_joomgallery&Itemid=95
  2. Dame pluie veut aussi etre de la partie mm kleu!!
  3. Zah koa zany tratra problème mitovy @ io e!! Tsy afaka miditra session intsony. Hoe connexion, dia nandramana sur adsl fa tsy mbola niainga ihany. Ny ahy tsy misy erreur afficher fa dia griser eo fotsiny leu izy. Efa nasiako ré-installation update 7 fa tsy niova. Sao misy manana solution à part ré-installer tout??
  4. Antitra mihitsy nge ra-prez hanaovan-lisany azy e!!
  5. Aleo tsy manomboka ny section manaraka raha tsy mivoaka ny resultat section vita teo. Mba ahafahana mi-gerer tsara ilay course. Solution zay ngamba mba ampety azy @ timing dia tazomina tsara ilay 2 pilotes par bacquet maxi.
  6. Efa ela ela zay tsisy mitantara course tsony (leu long récit de Beels....) Bon, ho anah leu rallye zany dia tratra ny résultat nokendrena! Ieu, 4ème place no nenjehina satria efa fantatra hatramin'ny voalohany hoe tsy ho azo i Nari9 sy Irina ary i Thomas kou efa enjana. Ny tena kou mou zany tsy ampy recos dia efa namoy fo hoe tsy afaka ny hanaraka rythme zalah fusé Section1: Vao hanomboka alou dia efa misalasala @ pneu!! Soa fa teo i Thomas nanazava ny avantage "inter" sy "dry". Natao fotsiny izay hijanonana teo ambony lalana. Avy eo nanao sortie maivana tao Kaiuavaara fa tsy dia grave. Fa tao chirdon no saika namay, hihiditra ilay droite 90 akaikin'ny farany (après ilay mahitsy beu reny) tonga dia tsy tafajanona fa niditra tany anaty hazo tany. Nanao marche AR kou toundé nitodika sens inverse ndray Very 15sec tany ngamba t@ reo betise roa reo. Jerena ny résultat 5ème tao aorianan'i Chris (Mazava houaz fa izy telo mitsam tany alou tany ) Section2: Hoe tohizana ilay rythme teo fa ampiana kely mba hiakarana eo alohan'i Chris. Sady matahotra ihany @ io satria tsisy recos Nony niditra tao Jourdain tonga dia natahotra farak'izay zokiny. Nandady beu mihitsy no ni-assure beu matahotra leu ravin. Tao Mustaselka moa zany dia raikitra indray ny sortie maivana avec marche ar mitodika sens inverse refa hivoaka ao. Fa au final, tafakatra 4ème ihany tao na dia tao anatiny 10sec daolo ary ny elanelanay miaraka @ Chris, Zanakambila sy Anjara. Section3: Après rythme tao Jourdain zany dia tsapa fa tena matahotra, saingy tsy hita loatra hoe ahoana no hatao hanalana izay satria dia vao maika miamalama ny lalana. I Thomas mou zany dia tena nanampy mihitsy @ choix pneu sy ny reglage maivana nampiasaina. "The W", spegany tsy fantatro ny fisiany tao anaty RSRBR raha tsy zao. 2 passages en reco zany tena tsy ampy satria dia mi-hésiter beu mihitsy. Avy eo mou nanao sortie teo @ leu épingle voalohany dia efa natahotra hoe ho taraiky ato anaty bozaka ato. Ay ny adhérence tao somary tsara dia very 5 à 7sec teo fotsiny. Fa ny adva tao zany nanao beu daolo, donc efa nanomboka niemotra @ classement. Mineshaft ohatrany mba à l'aise vinany zany fa tsy sahy maka risque loatra. Tao prospect no rava tanteraka. Vao niainga dia ohatrany naka risque beu zany @ leu pifpaf bobaka beu.... Ni-couper corde "à ne pas couper" (ouz copilote) toundé tsy tafavily t@ virage manaraka. Niakatra tany anaty hazo dia mbola niezaka niverina. Efa very kely vao nanao DA. Taraiky tao ny 40sec. Latsaka tany @ 7ème place na 8ème avy hatrany après. Section4: Teto dia hoe, aleo mandeha mafimafy fa tsy hanao erreur eo veu reo Tao Falstone alou dia gaga ihany satria ohatrany nety ihany leu pneu inter sur bad (avec pression à 180 ouz Thomas) Encourager t@ zay dia nanomboka nanitsaka. Tao JP, saika lasa tany anaty lac tany indray fa tsy tafajanona tsara naka ilay droite. Soa fa bozaka maivana dia lasa indray. Ny ambiny ohatrany mba tsy dia ratsy ihany. Fa hatreo klou zany d hoe "any @ 6 na 5eme any ngamba zao". Satria tsy possible nanao erreur daolo izy rehetra Leu Power Stage zany tonga dia hoe "à fond partout" ty zany. Au moins mba mahazo points kely. T@ leu monter iny klou zany dia efa nisy nandeu sur 2 roues tampoka zany. Niditra ilay cassant, nipitipika tsara ny vodin'ilay Clio Fa en gros nety ihany!! Tonga arrivée vao nahita hoe voa 2sec Radizina dia efa courage hoe nahazo zany. Fa nony nijery résultat hoe tafa ihany leu 4ème place vao tena afa-po tsara!! Félicitation an'i Beels zay tena porte fanion an'i A Nari9, zay nanao combat beu t@ Irina. A tous ceux qui ont participer!! Sinon, coté organisation: miha-enjana zany leu izy e!! Hotesse lava fe beu no officiel, sahirana mihitsy i Peno sy Thomas Timing tao tsara, ny salle bien organisé et décoré bref zalah RPR!! 30 bacquets mahery (nisy G27 tsisy mpanao combien ary tao ) Ambiance milay beuu!!! Bref, vivement le prochain
  7. His

    RPR Contest Orange

    Bon, tsisy fotoana tena hanaovana reco beu zany fa dia izay ES mbola tsy nitsahina mihitsy no ndeha ho hatao!!! Sinon, pour résumé leu choix pneu en 2RM: Section1: INTER Section2: WET Section3: DRY Section4: INTER Mba confirmer-o ry zalah efa nanao recos!! Merci e!!
  8. Leg1 fini au Es2 pour moi! Retour bureau milay beuuu!! tssss On verra pour la leg 2 après!! Fa just for fun sisa kleu
  9. Irina> tena reraka loatra eo lty fa aleo tsy manao a!!
  10. His

    Seb # Seb

    Za miteny hoe mety manao ihany nefa an!! Fa ny hitako mety zany dia hoe: Ogier makany @ VW. Dia @ saison manaraka manao pige mitovy @ Sordo sy Meeke, mamoaka fahaizana kely eny. Dia saison 2013, go pour titre @ zay @ zay ngamba efa matotra tsara ry Finlandais dia efa mivoatra kou ry Sordo sy Meeke dia mba bobaka ny afaka mi-prétendre victoire. Bon pour le championnat et l'image du WRC. Mety mazoto ny constructeur hiditra. Zao manko domination de Citroën fotsiny. Ohatrany hoe tsy accessible pour nouveau constructeur ilay championnat malgré ilay moteur 1600 sy sns...
  11. His

    rally of tanzania

    MnR> Bon, tsisy hoe j'aime ato dia tsy afaka mi-cliquer zah
  12. His

    Seb # Seb

    Tsy voalohany io resaka consigne io no maha-be polémique ohatr'izao: I Burn sy i Sainz koa t@ saison 1999 dia efa ohatr'izao Colin sy i Sainz dia nitovy t@ zao kou (1998). I Burn t@ zany koa tsy nirahara consigne zany fa ni-attaquer foana lol. Indraindray abd moa no hiafarany. Fa t@ zany avec 3 voitures dans chaque team, tsy dia olana goavana loatra. Moa koa ny combat t@ zany sur 3 marques, Subaru vs Peugeot vs Mitsubishi, dia fait divers sisa leu combat interne.
  13. Félicitation à tous ceux qui ont pu rallier l'arrivé Tsy mora alou vao tonga tany @ farany an!! Sinon, nahafinaritra ny rallye en général: timing nilamina beu, spectacle au RDV.... Hatrany @ remise de trophée mbola spectacle beu manadala (sexy show beuuuu) (Resy ilay T-shirt mouillé t@ 3lames an!!! ) Nilay beu nahita ny fandalon'i Marc @ leu 504. I Fred kou zany dia jeune hanao zavatra atsy ho atsy raha ny fijery ny zavatra nataony tany.
  14. Sary maivana => http://rallygasy.com/index.php?view=category&catid=6&catpage=1&option=com_joomgallery&Itemid=95#category
  15. mamay beu ny personnel technique rg dia somary taraiky ny temps teo!! Miala tsiny zalah Demain ira mieux
  16. Laza devant mathieu de 4:10
  17. Abd de Herizo et Honda Be. Pattie kou toa taraiky. Sinon, milay beu ny passagen'i Fred
  18. Irina> lisany mitsam mihitsy no tsy azo enjehina loatra tsony kou!! Crash assuré raha hanaraka ny rythme lisany kleu Sinon, J'AIME
  19. His

    RALLYE ALCATEL - 2nd ROUND CONTEST 2011

    Miandry fatratra ilay resultat kou zahay an
  20. His

    Vends

    Zah kou vao saika hiteny!! HS on> Amidy pour avoir équipement complet pour pilote et copilote ( Ohatrany mety an!!!) < HS Off
  21. Ce classement se base sur quoi déjà?? Comment ils établissent leur calcul?
×
×
  • Créer...