andrinoa 0 Posté(e) le 15 avril 2013 Miarahaba atsika rehetra, mba mila mivory kely isika ry zalah RPR membres isany amin'ny dimanche 21 avril izao amin'ny 4ora ariva hanomanana tsara ny contest antsika, ao amin'ny QG ihany. Entanina daholo na pilote na tsia fa maromaro ny andraikitra mila raisina. NB: asiana classement team ny antsika amin'ity ka mba mila ny fiarahantsika mientana daholo. Misaotra mialoha Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
hajax 0 Posté(e) le 17 avril 2013 sali daolo,tsy ho eto an-toerana manomboka rampitso ka hatram alarobia fa dia mazotoa ry zalà. dispo avy eo. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
entsRANA 0 Posté(e) le 24 avril 2013 Apres concertation kely tamn president, sy nohon'ny avitsin mpandray anjara alo atreto dia mando inscription daholo alo ny pilote tsirairay, fa rehefa vita contest k misy ambiny d hita eo ian fa na averina ny ampahan inscription na ampidirina ao amn caisse. Misaotra zalà a Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
NORIZA 0 Posté(e) le 28 avril 2013 Bravo RPR Team ,arahabaina isika rehetra nahatontosa iny contest 2013 iny,isaorana etoana ireo rehetra niara-nifarimbona indrindra ireo nanao ny ainy tsy ho zavatra, tsy omena tsiny koa anefa ireo tsy afaka noho ny antony samihafa.Misaotra eram-po,eran-tsaina ireo mpanohana rehetra tsy ankanavaka, ilay Andriamanitra manakarem-pahasoavana anie hitahy sy hamaly fitia antsika rehetra.Misaotra zala! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
hajax 0 Posté(e) le 29 avril 2013 ireo nikarakara ny contest. Tena tsara e! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Herjo 0 Posté(e) le 3 mai 2013 Misaotra ireo nikarakara e! Arahabaina koa ireo nahazo Podium e Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites