Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
irina

1er Contest RBR 2011

Messages recommandés

ts mbol voray le iz bain a!!! ireto mailko ra sendra diso ny any : "hentsrana@gmail.com" "sevenstudio@moov.mg"

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
NORIZA a écrit:
hentsrana a écrit:
noriza, aon le RS network-ko?????

tena efa nalefako omaly fa diso angamba ny adresse mail anla fa andramako averina indray ary nataoko copie Smam sy hajax naharay ve ialahisany?

zaho naharay

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Rehefa malalaka ialahy dia atero ao @ QG, 13 000 fmg ny iray @ le izy ka nieritreritra aho hoe tokony maka eo @ 2 isan'olona eo isika satria 50 ny commandes minimum @ iny.Dia mba hanaovy proposition fond de couleur hoe letsy Hentsrana eto fa miandry izay indray vao hanao ny ambiny Zandrikely.

Manaraka dia misaotra antsika rehetra nahavita iny 1er contest iny fa dia nitondra résultat ihany isika fa @ manaraka dia manantena ny hanao tsara kokoa ary mba ho betsaka koa ny participant.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...