Christophe B+ 0 Posté(e) le 11 avril 2011 misy olona vonona hanamboatra Playseat any. ny model an ilay ho atao dia toy ilay sary io ambany io. mazava hoazy fa dia artisanal moa izany ny bacquet ho ampiasaina. Ny prix no heritreretiny dia Ar 500 000. mety afaka milatsaka anefa io en fonction ny isan ny olona hanao. ny olona manao azy dia pro donc qualité et finition poince... ka raha toa ka misy interessé tompoko dia mba soraty eto ny anarana ahafahana mi finaliser azy. merci Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
rirymaster 0 Posté(e) le 11 avril 2011 Ilay Baquet Artisanal mou zany dia vita @ fibre sa vita @ plaque de tôle??? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli 0 Posté(e) le 11 avril 2011 Asaivo asian'ny devis koa raha ohatra ka tsy misy an'le banké Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
H RAS 0 Posté(e) le 11 avril 2011 Ny tena tsara ngamba raha misy modèle efa vita afaka jerevana dé mino aho fa mora koukou hoan'ny rehetra ny maka décision Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
M.n.R 0 Posté(e) le 11 avril 2011 H RAS a écrit:Ny tena tsara ngamba raha misy modèle efa vita afaka jerevana dé mino aho fa mora koukou hoan'ny rehetra ny maka décision+1 H RASQuestions: ahoana mou zany baquet artisanal?Réglable mandroso sy mienbotra lay izy? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
entsRANA 0 Posté(e) le 11 avril 2011 za alo interessé fa aleo marina alo iz mba manao echantillon iray e Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 11 avril 2011 Suis intéressé par le baquet fotsiny! Zay no faille hitako t@ leu PS-ko manko Fa raha mora kou alou an!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
titinho 0 Posté(e) le 11 avril 2011 ka mety mila misy iray mi-sacr' ngamba zany an(maka tsy mahita échantillon) ! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Christophe B+ 0 Posté(e) le 12 avril 2011 voaray daholo ny remarques.ilay bacquet artisanal dia ezahiny mafy ho toy ny am fiara rallye ireny, izany hoe armatures en metal dia capitonné en tissus (zaho aloha efa nahita ny nataony fa tsy masosotra mihintsy an) ny momba ny glissière avant arrière ngamba mino aho fa hisy satria izy koa ary efa miheritreritra ny hanao relage en hauteur ny saza sy ny volant, fa raha ny fazahoako azy c'est selon la demande de chacun. ny finition koa aloha aasuré-ko e.ny momba ilay hoe mi sacr aloha efa nampoiziko iny donc tsimaintsy za no hi plonge voalohany donc minana coût somary henjana kely za fa tsy koi... fa mbola miandry $$ kely za vao afaka manomboka ny asaPS: ny objectif nanaovako ilay izy eto manko dia mety mbola azo négocier-na ilay prix en fonction ny habetsaky ny hanao. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
thomas_radstrom 0 Posté(e) le 12 avril 2011 Ary raha efa misy bacquet na seza ve possible ? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Soafikov 0 Posté(e) le 12 avril 2011 Ny ahy indray zany dia ilay bacquet fotsiny noho tiako hanontanina ?? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
H RAS 0 Posté(e) le 11 mai 2011 Christophe B+ a écrit:voaray daholo ny remarques.ilay bacquet artisanal dia ezahiny mafy ho toy ny am fiara rallye ireny, izany hoe armatures en metal dia capitonné en tissus (zaho aloha efa nahita ny nataony fa tsy masosotra mihintsy an) ny momba ny glissière avant arrière ngamba mino aho fa hisy satria izy koa ary efa miheritreritra ny hanao relage en hauteur ny saza sy ny volant, fa raha ny fazahoako azy c'est selon la demande de chacun. ny finition koa aloha aasuré-ko e.ny momba ilay hoe mi sacr aloha efa nampoiziko iny donc tsimaintsy za no hi plonge voalohany donc minana coût somary henjana kely za fa tsy koi... fa mbola miandry $$ kely za vao afaka manomboka ny asaPS: ny objectif nanaovako ilay izy eto manko dia mety mbola azo négocier-na ilay prix en fonction ny habetsaky ny hanao.Efa misy vaovao ve ny PS na ny bacquet? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
mik-mak 0 Posté(e) le 16 mai 2011 Sao dia misy mahalala oe ra just lay vrai bacquet fotsiny tokn tokn eo am otrinn eo ny bon okaz Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Christophe B+ 0 Posté(e) le 20 mai 2011 tena tsy arak tsika an!!! lool tsy mahita za no tena marina :p Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Cascade 0 Posté(e) le 23 mai 2011 ary le bacquet fotsiny oa toa tsy misy valiny e! mety oahatrinona any io Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Christophe B+ 0 Posté(e) le 23 mai 2011 ny tena marina dia tsy nandalo tany mintsy za fa refa mahazo valiny za dia lazaiko eto o! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites