Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Soafikov

confection nouveau polo, casquette,bannière :t6:

Messages recommandés

Ary raha atao www.mrallye.com kelikely discret tsara fotsiny ilay soratra e ? Qu'y a t-il de plus rassembleur que ce forum ? misy ny discipline rehetra eto......
mila maka autorisation am Dadah fotsiny Wink

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
à la place de virtual mrc ve ny kozin'là io ry nari9?

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tsy haiko na mety hanampy antsika na tsia aloha fa nanararaotra nanontany ny quotation an'ireo rehetra ireo ny tena satria mikarakara ny an'i Bongolava koa amin'izao ka toy izao no valiny azo avy tany!

Casquette avec impression en relief 15.000 fmg/unité
T-shirt avec impression en relief 25.000 fmg/unité taille L
Polo selon la photo de beels 40.000 fmg/unité

Donc à nous de voir

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
M.n.R a écrit:
à la place de virtual mrc ve ny kozin'là io ry nari9?

ie !

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ny ahy ndray alou dia tiako mintsy lay misy virtual e!
fa a soratra mrallye dia atao ôtrany hoe "sponsor" gravé am manche par exemple avec rallygasy aussi...

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli a écrit:
Tsy haiko na mety hanampy antsika na tsia aloha fa nanararaotra nanontany ny quotation an'ireo rehetra ireo ny tena satria mikarakara ny an'i Bongolava koa amin'izao ka toy izao no valiny azo avy tany!

Casquette avec impression en relief 15.000 fmg/unité
T-shirt avec impression en relief 25.000 fmg/unité taille L
Polo selon la photo de beels 40.000 fmg/unité

Donc à nous de voir

refa masaka ny qualité de mety ee

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Riry ooo nisy vao² ???

Tsitsi ahoana ilay resaka qualité ... polo inona ny qualité :

- jersey 180 grs ve
- sa sa piqué maillé 240 grs

dia inona ny prix @ reo qualité reo ary koa ohatrinona ny prix de S - M-L-XL ary koa ny XXL

mila valiny aingana mba hangalana decision ooo

dia ilay soratra rehetra dia tsara raha broderie fa ilay nid d'abeille noho afaka hatao impression

zao oooo

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ny qualité aloha izany mety amiko (je viens de faire plus de 1000 commandes) par contre j'ai pas encore demandé hoe inona le anaran'ilay lamba
resaka broderie indray dia tsy manao ilay izy fa impression en relief no ataony
Alarobia aho makany dia mitondra valiny eto indray

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Miandry ny vao2 an tsitsi demain dia misôtra ny rehetra am lay fikarakarana e! cheers

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
fa lay soratra zany ahona ihany?il faut que nous nous mettons d'accord...

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
M.n.R a écrit:
fa lay soratra zany ahona ihany?il faut que nous nous mettons d'accord...

ny hiafaran le soratra de M.n.R lol!lol!lol!lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tsitsi m'a remis un modèle du polo qu'il a trouvé.

Le Polo est donc:

- "touché" maillé piqué de 170 gr avec logo et inscription en impression et non en broderie

avantage par rapport celui pour lequel j'ai demandé une quotation :

- prix = environ 15.000 à 10.000 ar l'unité du S auXXL (30.000 ar l'unité pour l'autre et 10 % de + pour les XXL)
- nombre minimal= pas de limitation(alors que l'autre était de 150 mini)

défault:

- qualité du tissu assez moyen
- choix colori assez limité (mais tsi² promet de voir le pb)

bon en ce qui me concerne comme notre "dada" c'est le virtuel c'est normal que l'on soit assimilé à un Virtual Rallye Team donc c'est l'inscription que je propose dans le dos.

Donc je propose l'option tsi² et enprendre 2 ou 3 chacun pour ne paslaver trop souvant ...voili voilou

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Pour ma part, Samedi no azoko ny devis pendant la session RSNetwork avec les couleurs disponibles chez les grossistes bounce

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Soafikov a écrit:

bon en ce qui me concerne comme notre "dada" c'est le virtuel c'est normal que l'on soit assimilé à un Virtual Rallye Team donc c'est l'inscription que je propose dans le dos.

+1!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
suis d'accord aussi pour VRT Wink

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Nihaona t@ilay mpanao Polo zà dia nilaza izy fa sarotra ny ahitana ilay Couleur Vert Kawa satria tsy misy manafatra entana hono ny fornisseur @zao krizy zao ka ny proposition nomeny dia Fotsy na Mainty(220gr) no sur fa misy fa ny col atao couleur hafa dia ny soratra atao gonflant ka asakasa-tsika ihany io fa izay no tatitra azo homeko.
Ny prix nomeny dia 15000Ar (XL-L-M) fa ny S no mila mitondra gabari hono izay hanao fa samy manana ny vatany ny zaza malagasy study
Ny personalisation eo @ tanana (anarana ) dia manampy 1400Ar / polo

Voili voilo

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

dia ahoana zany ty tsisy vert kawa ty? Sad

ahoana ny hevitri'ny sasany?

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
atao sérigraphie le lamba, ny risque fotsn hoe mety miofo rehefa sasano. aleo anotaniana ihany koa i jackpot sao d manana io lamba io fa lery koa otrn manao. izy daholo no nanao ny an fmmsam

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Dzaomalaza a écrit:
atao sérigraphie le lamba, ny risque fotsn hoe mety miofo rehefa sasano. aleo anotaniana ihany koa i jackpot sao d manana io lamba io fa lery koa otrn manao. izy daholo no nanao ny an fmmsam

ilay fanaovan'jackpot nge ilay nanontaniana quotation voalohany ary ny pb dia ny minimum = 150 pièces

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ao@ SICOM koa afaka hanontaniana an!ao@GINO io!lery efa ela nanao an'io,ASACM sy FEDE zao lery daholo...sa efa voajery angamba o??

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ahoana marina ty resaka ity?...au moins mba vonona amin'ny contest zany....

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
question: ny tee shirt ve rehefa vita dia azo amidy am zay olona tia hividy (grand public)

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
M.n.R a écrit:
question: ny tee shirt ve rehefa vita dia azo amidy am zay olona tia hividy (grand public)

hisy indray zany polo hisy ny logo team virtuel rehetra avec derrière Virtual rallye championship ...io zany hatao levée de fond hoan' trophée team contest sy online dia hamidy @ grand public ...fa afaka koa hamidy @ so6 fan club koa ny polo tsika ka !!!

ok mety tsara zany!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli a écrit:
Dia nanahoana tokoa ny tohiny?

elà indray ve noho manontany ???

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Soafikov a écrit:
TsitsiGalli a écrit:
Dia nanahoana tokoa ny tohiny?

elà indray ve noho manontany ???
$

lol! ahoana marina mou ny afaran'ilay an elà ry tsi2 fa ôtrany tsy nisy tohiny...

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
tsy azoko a!
tsy tokony ela ve no hiteny eto zao oe alefaso amizay ny commande fa sao tara e!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ka manontany zà satria tsy mbola misy décision prise mihitsy anie hatramin'izao e! zà miandry fotsiny avy amintsika hoe atao ilay izy dia atao fa poulet io miteny io hoe sarotra be ny mahita an'ilay vert kawasaki

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ka elà niteny hoe misy ilay vert ny any @ là dia tonga dia hanaovy iray modèle vert kawasaki avec logo et soratra virtual rallye team dia manao commande avy eo !!!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

mbola ampiako ndray, satria ela niteny oe misy le vert de aleo tonga de le any zany no atao satria ny fotoana efa manakaiky; moa zay koa efa te hiakanjo ny polo so6.
miandry valiny avy amla daholo zao ny olona a!
tonga de voaroaka ela raha mibolila eo. hihihi
ok

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Cascade a écrit:

Ka mety tsy mbola nahazo reglage tsara lery t@ niteny an zany mm an lol!lol!lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Elabe raha mbola hi-wawawa lava eto, fa tonga dia tairo lesy tsi2 a. avereno eto fotsiny ny tarifs pour rappel, dia samy manao ny commande-ny ny membres tsirairay. On a plus le temps d'en discuter davantage, on en a déjà trop lgtps discute. Donc, aleo tonga dia tairina

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Fa tsy tokony hisy modèle 1 efa natao ve aloha vao validéna ilay izy hoe mety na tsia fa sao maikamaika eo daholo dia ho diso fanantenana indray avy eo hoe to Evil or Very Madconfusedaffraid

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
fa aona e! fanga tsy le efa noresahina tany @ prezi iny oe le vert kawa sa hiova ndray le izy.
sao de ho lany resaka eto a! efa 4 androany zao.

Ka io samy manana ny Vert Kawa-ny an Twisted Evilsml2

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tsitsi ra vonona ny echantillon an @ la de asehoy eto ny sariny alou sinon rôvin ny 2eme essai serveur no-proposer-n ra prezy de any entina iaraha-mahita , nefa hiandry an zay ftôna zay veu nefa zay tsy mbola fanatatra oe rôvin ????

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...