Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Soafikov

proposition @ championnat contest sy online 2011

Messages recommandés

satria moa @ ilay fivoriana @ le 22 janvier dia noferana ny isan'olona ho 3 koa raha sitrak'areo dia Hi beels (satria izy moa ny responsable relation rallyesim), Big(satria izy ny tresorier an-tsika hatreto), dia ny tenako satria izaho noho antitra indrindra (hihihi), noho hisolontena an'so6 @ io koa anefa dia tsika rehetra manana ny heritreritra hanatsarana an'ity lalaon-tsika ity KOA:

tsara raha mandefa ny hevitra rehetra eto tsika so6

1- Online: - tohizana ve ny remise
- si oui ohatrinona noho tokony "frais d'inscription" hafahafana hanatanteraka ilay izy
- iza noho hikaraka azy (ilay remise io ..chaque team sa olona défini)
- hevitra hafa

2- Contest - ny hevitra voalohany efa tapak'iny rehetra t@ contest farany dia samy handray au moins manche iray ny team tsirairay
- firy noho manche hokarakarain' so6
- toerana mety hanaovan-tsika ny hantsika
- déroulement manche
- frais d'inscription manch
- hevitra hafa

izay aloha fa dia miandry ny sosokevitra oooo

mety ilaina ve ny hihaona tsika momban'izany sa dia vitaina eto !!!

Misaotra antsika mialoha eee

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Fanontaniana no sady soso-kevitra:

Ilay remise VMRC veu moa tsy tokony hiaraka amin'ny remise izay hataon'ny FSAM isan-taona? Rolling Eyes

Fa ny remise isaky ny fin manche aloha tsara hatao ihany an.

Sinon ilay manche contest, ahoana tsara moa ny programme an'io?

Rolling Eyes

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Aleo ary aloha hatomboko ny soso-kevitra!

1-ONLINE

Ny TEAM tsirairay avy no tokony hitondra ny anjara-birikiny arakaraky ny isan'ny rallye hiadiana amin'ity taona ity, amin'izay ny TEAM tsirairay avy no afaka mitsinjara ny mpikambana ao amin'ny amin'ny fandraisana anjara,
ny anton'izay manamaivana an'ireo mpandray anjara maro voatery manantona ny birao fisoratana anarana, ary koa manamaivana an'ireo mpiandry birao izay voatery mamerina matetika ny teny hoe "aza adino ny fisoratana anarana sy ny fandraisan'anjara amin'ny daty voatoandro" fa mba ireo Mananjeran'ny TEAM tsirairay avy sisa no mifampiresaka sy mifanantona amin'ny birao natao hahefa an'izany

2-CONTEST

Tsara ngamba aloha raha fantarina sy mipetraka mazava hoe firy amin'ity taona ity ny TEAM efa mitsangana sy vonona hitsangana?

Mba tsy hisian'ny CONTEST mitohitohy be ihany koa dia tsara raha ferana 6 ny CONTEST OFFICIEL ao anatin'ny taona iray izay azo tsinjaraina toy izao (apetrako araky ny TEAM efa nitsangana teo aloha)

Ny 4 voalohany
- FMMSAM
- TEAM SO6
-VRC
-ROND POINT

Asiana fitsidiam-paritany satry ireo avy any amin'ny faritany dia tonga hatrany manotrona ny eto an-drenivohitra

TEAM TAMA

Ary ho famaranana dia asiana CONTEST GOAVANA izay hitambaran'ny TEAM rehetra manantanteraka


Ny mikasika ny toerana hampiantranona dia ngamba ireo mpikarakara ihany no mandinika sy manapaka ny toerana izay fantatra fa mety amin'ny tsirairay ary hinoana fa ho tongan'ireo mpandray anjara,

Ny mikasika ny fandraisan'anjara angamba ataoko fa tsara raha ny teo aloha ihany no tazomina.

Ary noho ny adidy aman'andraikitra izay hefain'ny tsirairay avy sy hialana amin'ny fodiana alina loatra ka tsy hafahanana manao session public dia hitako hoe hevitra mety raha eto ihany isika no maneho hevitra amin'izay tsy misy intsony ny teny hoe tsy henonay sy ny miresaka an-jorony (mba hialana amin'ilay VVPR e) ary izay tapaka eto dia eken'ny be sy ny maro

Izay ny hevitra azoko lazaina tompoko fa dia miandry ireo manaraka indray oooo

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ireto ny hevitro momba ireo :

1. Aleo eto no atao ny resaka (tsisy contrainte de temps, afaka mi-post na @ 2 maraina aza sady ny soratra mitoetra, tsy mila secretaire Wink Tito )
2. Momba ny remise : Aleo atao isaky ny contest ny remise online, dépenses limitées + presence maxi concurrents + 6 fois dans l’année (raha 6 manches ny contest !) + l’organisateur contest effectue la remise)
3. Droit d’engagement : Toundé montant global pour la saison + licence : amzay tsy mivaky loha tsony ny trésorier + azo mialoha ny vola hikarakarana azy,
4. Aleo manche 1 ihany ny contest t6 pour commencer sao be famaritra eo

Hevitra hafa :
1. Tsy atao trophée ny vainqueur fa certificat (réduction des coûts, le forum abrite bon nombre de graphistes cheers )
2. Création d’une rubrique « Hall of fame » où on insère ces certificats dans mrallye
3. Asiana classement par classe amzay pour motiver les poulet (toa anay lol! )

Hatreo aloha fa miandry ny fivoaran’ny adihevitra

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Nari9 a écrit:
Ireto ny hevitro momba ireo :

1. Aleo eto no atao ny resaka (tsisy contrainte de temps, afaka mi-post na @ 2 maraina aza sady ny soratra mitoetra, tsy mila secretaire Wink Tito )
2. Momba ny remise : Aleo atao isaky ny contest ny remise online, dépenses limitées + presence maxi concurrents + 6 fois dans l’année (raha 6 manches ny contest !) + l’organisateur contest effectue la remise)
3. Droit d’engagement : Toundé montant global pour la saison + licence : amzay tsy mivaky loha tsony ny trésorier + azo mialoha ny vola hikarakarana azy,
4. Aleo manche 1 ihany ny contest t6 pour commencer sao be famaritra eo

Hevitra hafa :
1. Tsy atao trophée ny vainqueur fa certificat (réduction des coûts, le forum abrite bon nombre de graphistes cheers )
2. Création d’une rubrique « Hall of fame » où on insère ces certificats dans mrallye
3. Asiana classement par classe amzay pour motiver les poulet (toa anay lol! )

Hatreo aloha fa miandry ny fivoaran’ny adihevitra


+1 @ireo voalaza ireo fa indrindra le hoe mbola hamory olona indray handinika an'izay ho tapahana dia ho lany fotoana sy ho vitsy indray ny ho tonga satria hilaza daholo indray fa tsy afaka fa sahirana kely dia ireo izay tena mpivory ihany no manapa-kevitra foana isaky ny misy fivoriana de hoe izay tapaky lisany ao de ekenay (film rewind an Evil or Very Mad )

Ilay Trophé koa amiko mety tsara satria moin de dépense à faire no mba samy manao ny cadre-ny any an-trano ny mpandresy tsi-1².

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

+1 am lé tonga d montant d'inscription à l'année fa mba zaraina in-2 oatra pour alléger un peu le montant

-dia ny loka koa j'insiste sur le fait oe alo ny virtuel tsy aka tahaka b fahatany ny réel fa mba misy mampiavaka azy : genre tsy coupe mangirangirana reny no omena fa mba zavatra orizinaly tsy voatery ho lafo fa orizinaly
- satria ko au niveau an le montant misy ireo zay milaza oe tokony akarina mba ho tena mafonja ny loka, tsy manaiky lotra anzay satria le fait de l'avoir amiko ny important fa tsy ny nature an le loka lotra.

Ra hoe pour le championnat nga no tena atao mafonja ny loka dia +1

Hatram zay dia malgré les appels et les posts sur FB et sur mrallye misy fona no tara, misy aza mo d tsy nandoa mitsy,...bon tsy te-aka lagy fotsn a pour afficher en grand oe ian sy ian déclassé fa tsy nandoa $ fa lol!lol!lol! be zany fa distraction mafinaritra amko ny VMRC!!

- jerena ny isan'ny rallye dia départagéna entre ny team existant ny organisation, inscription, remise...etc etc

mikasika ny contest :tsy dia misy ambara ankoatran'ny hoe mba tsara maita toerana afa

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
- Pour amin'ilay par classe
- Pour amin'ilay certificat fotsiny Wink
- Pour amin'ilay loka orizinaly fa amin'ny championnat ihany no misy an'io Smile

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
His a écrit:
- Pour amin'ilay par classe
- Pour amin'ilay certificat fotsiny Wink
- Pour amin'ilay loka orizinaly fa amin'ny championnat ihany no misy an'io Smile


+1

dia +1 koa @lay tonga dia à l'année no aloha ny inscription @zay tsy manenjika isaky ny rallye fa tonga dia milalao fotsiny. @zay koa raha misy rallye tsy natao ohatra dia efa naman'ny nandoha an'ilay pour la remise dia tsy takina coticota tsony Smile

i Beels ohatrany efa hoe ni-propose an'i CEMES Betongolo hoe @lay contest? raha any no jerena @lay toerana andraisan'ny so6??

+1 koa @lay eto no atao ny fivoriana Very Happyizahay koa manko efa hanao déménagement dia efa ho tambanivohitra dia tsy afaka hivory amin'ny hariva be intsony fa eto ihany no ahita resaka

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tsy dia manana soso-kevitra tsony fa hitako efa betsaka ny voalaza teo aloha lol!
Fa na zany aza misy ambara kely ihany hihihi :
- Mety tsara le solotenantsika @ fivoriana hoe i Soaf, Beels sy Big
- Manohana le hevitra hoe atambatra @ contest ny remise Manche V-MRC
- Momba le classement par classe ndray dia hitako hoe tsy mety loatra satria tena be loatra ny fiara nefa mety hoe fiara iray ihany no classe anakiray dia vao maika hanahirana sy hampitombo depenses.
- Momba ilay contest indray dia mila serieux tsara ny team rehetra raha hikarakara tokoa sao mantsy faly fotsny hiteny @ FMMSAM hoe aleo koa zahay hanao. lol!

six daolo ee!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Un ''trophée des Ecuries'' pour le online (comme le trophée des clubs en réel), Le décompte se fait tout simplement en cumulant les points obtenus par les membres des Ecuries au championnat (Général, Groupe A, Groupe N, 2 RM, RWD)

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Fa ilay par classe ngah tsy mety kosa raha mba atao ôtran'ny am reel?
fa mba asiana fotsiny hoe misy 5 minimum ny ao amin'ny classe iray!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
emsics a écrit:
Un ''trophée des Ecuries'' pour le online (comme le trophée des clubs en réel), Le décompte se fait tout simplement en cumulant les points obtenus par les membres des Ecuries au championnat (Général, Groupe A, Groupe N, 2 RM, RWD)


sahaa amin'ity ohatra

Citation :
Dans le Cadre du Championnat de Madagascar des Rallye Virtuel (V-MRC) on line 2011, sur RSCENTER, il est créé un classement dénommé ‘’Trophée des Ecuries’’.

Seules les Ecuries malgaches régulièrement inscrites sur RSCENTER sont admises à ce classement.

Ce classement se base sur le cumul des points obtenus à chaque manche du V-MRC, des membres d’une écurie, au ‘’classement général’’, ‘’Classement 4 RM’’, ‘’Classement 2 RM’’ et ‘’Classement propul’s’’.

Voir règlement général du championnat V-MRC

En outre, il sera attribué les bonus ci après
- 5 points en cas de ‘’triplé’’ au classement général (1er, 2è et 3è)
- 3 points en cas de ‘’doublé’’ au classement général (1er et 2è)

L’Ecurie qui totalisera le plus grand nombre de points à l’issue des 9 manches du V-MRC sera déclarée vainqueur du trophée. A cet effet, une coupe sera offerte à l’écurie.

• Rallye « Lohataona » ======> 31 janvier – 06 février 2011
• Rallye « Manimanitra » ======> 04 – 10 avril 2011
• Rallye « Tsy mitsitsy ======> 09 - 15 mai 2011
• Rallye « Herika » ======> 13 - 19 juin 2011
• Rallye « Tanamasoandro » ======> 11 - 17 juillet 2011
• Rallye « Raikitra » ======> 19 - 25 septembre 2011
• Rallye « Kotroka » ======> 24 - 30 octobre 2011
• Rallye « Asio » ======> 21 - 27 novembre 2011
• Rallye « Gidraka » ======> 05 – 11 décembre 2011



fanontaniana kely fotsiny : inona avy moa ny classment misy amin'ity?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
LE anarana kosa aloha dia hafa kely mihitsy tamin'ity taona ity an!!!

FA inona no naharatsy an'ilay teo aloha kay?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ka tsy mbola fantatra ny calendrier 2011 dia aleo foronina any. Rallyesim n'attend pas, ni les 9 RB aussi. Ils vont pas se faire tout seul. scratchstudyking

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli a écrit:
LE anarana kosa aloha dia hafa kely mihitsy tamin'ity taona ity an!!!

FA inona no naharatsy an'ilay teo aloha kay?


Zaran'là tsy nataon'i lery toy izao aza io :

1) Rallye Sa Majesté Beelabba
2) Rallye son excellence Gaston
3) Rallye Son Eminence Justin
....

lol!lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
En général,
tiako tenenina ary efa noteneniko foana, tsara hiavaka ny rubrique contest sy ny VMRC online ato @ forum.
Raha hijery calendrier contest dia any @rubrik contest fa tsy atambatra be fahatanyao @vmrc, na any anaty rubrik ana club (mifangaro voraka ny poulet sy ny vorona). Zay no momba ny organisation tsotsotra.

Momba ny trophées:
miombon-kevtr @big hoe tsy voatery ny valeur financière no mitondra azy.
Nefa kosa aleo 2011 mbola atao coupe (na atao anle coupe style so6 taloha reny) fa so d mba hisy coupe iany ao @ salon-ko @ty lol!

Momba ny inscriptions+license: aleo toundé annuelle amzay tsisy romoromo fa mlalao sisa no ao an-tsaina

Momba ny contest:
Je propose hoe 1 manche par team, 1 manche à tirer au sort et une manche itambarana.
MAnahirana lé ho any tamaga satria samy hibata Gvints sy matos ho any ve, etsy am route du Mausolée ary efa sahirana zay sy Prez lol!lol!

MDR @lé anaran'ny rallyes online!!! hahahah

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...