Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Tweet

IRC Pro Semi-pro

Messages recommandés

Ary ahaona ndray ny fandehan'ny ilay Irc io !lay postena zala io!!
fa isika RpR v afa ka mamorona fa ohatrany mahfinaritra lay misy budget ry zala!sa ahaona???

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Otran'ny tsara le izy aloha e, fa raha vao manimba vam ialahy de loaka ny paosy. Zaho vonona raha himanager ialahy. Iza koa no vonona

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
izaho koa vonona an?dia toa misy Tarmac koa fa tsy dia manampotoana hamakiana ilay réglement rehetra aho.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tweet>> Efa 3 isika ireo fa tairo leroa a. Zaho aloha le tarmac mbola poulet fa aleo le IRC angamba

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

lay tarmac aloha niova b fa tsy ohatrany tamin erin-taona intsony !ny fahitako azy a!lasa misy sensation ny mitondra azy!ka tsy aleo v tenténa zala lay izy!
Smam> ka ra lay mi-géré mitsy anie no milay sur fa tsy maintsy anoa an izay daholo ny ecurie sasany!
ra amiko aloha ra anao dégat réel d aleoko reduit fa misy lay gérance $ e!! lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mba hampandeha haingana ndray de misy proposition ireto:

Team IRC semi-officiel:
Tweet - Smam - Noriza

Team Tarmac (tsy haiko hoe aiza no micréer an'io??? Sinon 2eme team IRC)
Tweet - Latvalazza - Hentsrana

Ahoana ny hevitrareo. Ny anaran'ny team mbola tsy haiko aloha

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
efa annulé lay irc madagascar a!d ok io propositio io ka!ary ny hafa angaha tsy mazoto

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Zao ary ny proposition team IRC, iza no vonona iditra ao @ team 2 isika

Team IRC 1 semi-officiel:
Tweet - Smam - Noriza

Team IRC 2 semi-officiel:
???? - Latvalazza - Hentsrana

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Smam a écrit:

ok pour moi

I Tweet no manager team1
Hoy Tweet hoe i Hajax no iditra ao @ Team2. A confirmer

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ty zany ny bannière natao, tsy nandeha lavitra fa fa nampiana IRC fotsiny

Milay a!d lay team 2 koa v mety atao ny logo!
d inona ny daba zany!ny ana 207 s2000!rampitso poster-ko ao amin rallyesim daholo ny an'ny ekip 1

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ok afaka miditra ao am le team 2 za fa tsy manager fotsiny fa le fotoana miserasera ao am forum tsy misy laotra fa aleo pilote fotsiny

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Efa nataon'i Tweet ny demande de crétaion Team 1 fa miandry an'i Noriza sy zaho hiconfirmer de lasa zao.
Ny team 2 tokony manapaka hoe iza no hanao manager zany nareo na i Latvalazza na i Hentsrana dia manao demande de lasa koa zao sao taraiky.

Aleo ngamb ataon latvalaza fa ts mbol aiko ny ataon zan manager zan sa aon??? fa ra tsy araka d ts manin fa ataoko

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Smam a écrit:
Efa nataon'i Tweet ny demande de crétaion Team 1 fa miandry an'i Noriza sy zaho hiconfirmer de lasa zao.
Ny team 2 tokony manapaka hoe iza no hanao manager zany nareo na i Latvalazza na i Hentsrana dia manao demande de lasa koa zao sao taraiky.

ataoko izao ilay confirmation,mety tsara ilay bann clap ière ka

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Efa créé ny team 1 IRC ao @ rallyesim, ny team 2 ahoana ihany. Mila vitaina @ty semaine ty satria @ semaine manaraka misy ny rallye IRC Monte-carlo.

Za alo f ok amnle team 2 fa ts aiko ry zala?? hajax sy latvalaza???? d le manager ko aon???

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
hentsrana a écrit:

Raha tsy diso aho ok daholo ry zalahy. Tsy sarotra ange le manager fa ataovy ry Hentsrana. Jereo fotsiny le reglement IRC hoe inona no mila jerena tsara.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ataovy le manager hentsrana. izahay efa vonona fa mifanampy eo e. ina no atao vam? 207 na N14 no mety amiko am 4RM ary 206S1600 am 2RM.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ataovy henstrana super.
Daba mety daholo an. Fa aleo ilay miady classement géneral an

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
nirina58 a écrit:

Ok tsy manin ataok e, tng d ataok demande inscription RPR team 2.

le resaka daba zao no aon??? classement general daol v sa anenjika par classe d zarain arakzay, afak manana daba 3 tsika anaty team

Milay ry zalahy fa de ao Monte-Carlo mifankahita zany a

Noriza sy Tweet>> Inona ny fiarantsika ao @ IRC? Ny ahy no otran'ny mety amiko zao 207 S2000, ary ny anareo?

Efa nataoko 207s2000 daholo ny tany amin rallyesim!d mila maka daba amin zay sisa angamba!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
f lasa any demande creation le team 2, mila confirme lisan? le tobil ko indrindra indrindra.

N14 ny ahy ra ohatra k we sam aka ny azy sinon mety fon, fa ze apandroso ny team alo zao tena ilaina

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tweet a écrit:
Smam a écrit:
hentsrana a écrit:
nirina58 a écrit:
Ataovy henstrana super.
Daba mety daholo an. Fa aleo ilay miady classement géneral an

Ok tsy manin ataok e, tng d ataok demande inscription RPR team 2.

le resaka daba zao no aon??? classement general daol v sa anenjika par classe d zarain arakzay, afak manana daba 3 tsika anaty team

Milay ry zalahy fa de ao Monte-Carlo mifankahita zany a

Noriza sy Tweet>> Inona ny fiarantsika ao @ IRC? Ny ahy no otran'ny mety amiko zao 207 S2000, ary ny anareo?

Efa nataoko 207s2000 daholo ny tany amin rallyesim!d mila maka daba amin zay sisa angamba!

Milay zany, ny team antsika be saosy a. Ny fiara lafo indrindra ny antsika lol!lol!lol!

Mlay mits k, tng d manana vision ambony daol

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ka eo mitsy za vao tonga saina oe kay lafo b ny vam nefa ra manao faute d efa zay ny vita fa mihena ny $! lol!lol!
tsy maintsy ho faillite ihany lé lol!lol!
d ahaona ary ny hevitra e!sa soloina ???

degan marn alo e, za met hivadika 2RM tampoka ra zao fa sad mbol novice nef mitetateta ary ambony ary

Aleo andeha @le 207 fa miezaka tsy manao abandon e. Isika otpimiste kah sunnysunny

vita tsika io e! lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
hentsrana a écrit:
Tweet a écrit:
ka eo mitsy za vao tonga saina oe kay lafo b ny vam nefa ra manao faute d efa zay ny vita fa mihena ny $! lol!lol!
tsy maintsy ho faillite ihany lé lol!lol!
d ahaona ary ny hevitra e!sa soloina ???

degan marn alo e, za met hivadika 2RM tampoka ra zao fa sad mbol novice nef mitetateta ary ambony ary

tsis novice zany fa tonga d ny eo alohan an iala

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ie lafo le S2000 alo e. N4 ça va prix. le 2RM tena ho sahirana am le mod snow, monte carlo fa tonga de patinage artistique. mila mahazo point matetika ny tanjona dia mitombo ny S. sortie no tena évitena. namaky réglement za fa to ny 15 premiers ihany no mahazo point am classement général sy par classe.
ra ny hevitro dia aleo le N14 zany e.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
hajax a écrit:

ok amko zan e, miandr any n58 sisa we in daba anleiry. tng d confirmeo le ao amn rallyesim an

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ary ilay evo 9 lafo ve par rapport amin'ilay N14?

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Groupe / Classe
Achat Neuf
Frais d’usure par spéciale
terminée (1/200ème)*
N4 S2000
100 000 Eros$
500 Eros$
N4
80 000 Eros$
400 Eros$
A6K
A6
R3
N3
60 000 Eros$
300 Eros$
R2
N2
N1
25 000 Eros$
125 Eros$
 
>> je trouve qu'il n'y a pas de grande différence... So d tokony s2000 powaaa Very Happy

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
nirina58 a écrit:
Ary ilay evo 9 lafo ve par rapport amin'ilay N14?

tsy mitov iany v ref sam grN.
ra recapitulena kel zan d :
hentsrana -> N14
Hajax -> N14
Latvalaza -> evo9 na s2000

Nena alo ry zala d tng d N14 fa nanandrana s2000 za fa mbol ts met amko

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Smam a écrit:
Tsy voatery atao mitovy ny vam ry zalahy a.

fa isika zany mbola afaka miova vam zany ra ohatra ka lafo b lay izy !ny tena marina za tsy mbola nikitika Gr N hafatry 207S2000 !
d io ihany ny réglage ketrehako ny marina fa kamo b lay itady amin vam sasany!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
aleo fa S2000 ihany izany no alaiko ra kely ny différence. 207 fa dia hikotrana tsara alo fa so de KK fona eo.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
vita ny confirmation ao am rallyesim niaraka am choix ny vam : 207 S2000.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
efa misokatra ao am forum rallyesim ny tranontsika fa dia mila mi-confirme sy manome le vam sisa hentsrana sy latvalaza. lasa zao zany an.

dabako f confirme da miandr any N58 sisa??? sad tokon vitain androany

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tweet a écrit:
aty ny Irc team 1 mbola tsy ao a!

Efa ao zahay leroa a

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
hajax a écrit:
efa misokatra ao am forum rallyesim ny tranontsika fa dia mila mi-confirme sy manome le vam sisa hentsrana sy latvalaza. lasa zao zany an.

Inona ihany ny vam anareo?

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...