Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Dzaomalaza

Fin d'année So6

Messages recommandés

Arak'ilay fomba fanao izay tsy hita izay maharatsy azy dia aiza isika amin'ity no hanao ilay retrouvaille du 31 dec aprem
Efa nolalovatsika daholo na Pim's na N&B ka misokatra ny ady hevitra hoan'ny édition 2010

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

+1000000000000000000.......
Nem boulette forever....
tsy ita zay naharatsy ny tsaky tao..... lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
partant @ ilay N&B fa tena ny olana mety tsy mahazo "conzé" izahay @ io aprem io !!!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ary raha ao am chill out moa e? za lou teo foana atram zay ary mbola eo foan am ty an! Wink aza atao lavitra be fotsiny dia TJR Ok e!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

tena désolé fa tsy de la partie za fa mandé mariazy ny aprem katram ny fety alina Sad

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
le maraina aloha zay tsy tafa fa mbola miandry birao. Je suis d'accord pour Chillout pour changer un peu. Misy tsaky v aloha ao?lol

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Partant fa ny indro kely dia ny tsaky ao @ Chill out ve misy karazany???
De ny budget so de affraid
De ny parking kou confused
Donc scratchstudy

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
RiryMaster a écrit:
Partant fa ny indro kely dia ny tsaky ao @ Chill out ve misy karazany???
De ny budget so de affraid
De ny parking kou confused
Donc scratchstudy

Passiflorine???? mety ve???
tsaky bobaka... bounce

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
R@loum a écrit:

aiza indray zany ???

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
aiza ihany ny hiafarany eee ??

-chill out
-N&B
- Passiflorine

fa dia natao "conzé" forcé ny anay !!!! dia hoa avy masiaka !!!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
dé mirary fety mahafinaritra ho an'lisany zé ho any sy tsy hoany rehtra izany izahay aty ééé!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Soafikov a écrit:
aiza ihany ny hiafarany eee ??

- Passiflorine

fa dia natao "conzé" forcé ny anay !!!! dia hoa avy masiaka !!!

Passiflorine eo andrefana Ambohijanahary en face Batpro... santa près de moufrey afro

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tenaa tsy tafa le Passiflorine fa indray andro izay a, ni commande lasopy tao dia tratrako fa nandraman'le serveuse le izy. nifindran ny arety tendan'ny mitsy a tamzay le

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Dzaomalaza a écrit:
Tenaa tsy tafa le Passiflorine fa indray andro izay a, ni commande lasopy tao dia tratrako fa nandraman'le serveuse le izy. nifindran ny arety tendan'ny mitsy a tamzay le

lol!lol!lol!lol!lol!
serveuse?? narary tenda..... drunken

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ao am Passiflore ko aloa tena mety an.
Sady efa misy salle ao ambony ra tsy diso za. Juste qu'il vaut mieux reserver fa ao aloha dia mora daholo ny rehetra. Dia droit de bouchon 15.000 ra tsy diso za. Boissons kely 5000, labiera 10000 sa 12500
Fa be olona ao donc faut les prevenir a l'avance.

Vendredi 31 decembre 2010 ao @ Nems &Boulettes Ankadivato izany ny fotoana à 14h30

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

za koa miala tsiny fa mande mariage @ 31 an! fa sao dia mariage ray iany le ho alehanay sy big su damix?? makafokadrunken

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Rajoù a écrit:
za koa miala tsiny fa mande mariage @ 31 an! fa sao dia mariage ray iany le ho alehanay sy big su damix?? drunken

enganie
ao faravohitra lay alehako ny fiangonana @14h

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Kosmis>> Bonne fete elà zany fa mitondra a-NOS( hoatran ny hoe mitondra ambavaka petardLaughing ) @là zahay rehefa eo ampirevena lol!makafokathb

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

hiezaka ny ho avyfa efa hita ny toerana zany fa mbola hamita asa syadidy koa rapitso Neutral

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Rajoù a écrit:
za koa miala tsiny fa mande mariage @ 31 an! fa sao dia mariage ray iany le ho alehanay sy big su damix?? makafokadrunken

JIBAKA AIZA???
C'est la coutime de jojox............

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
M.n.R a écrit:
Mandalo ao zay fa eo akaiky eo ihany manko!

Mijanona ka... fa tsy mandalo éé!! cheers
makafokaso6

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

mandalo-mijanojanona zany???hihihi Very HappyVery Happy am firy moa lay izy ôô?aprèm an?

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Dzaomalaza a écrit:
aprem ka, aza tara loatra so d efa bandy drunken sisa ny ao an lol

ahahah!zay ary mbola mikandra le!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Bigbang a écrit:
Rajoù a écrit:
za koa miala tsiny fa mande mariage @ 31 an! fa sao dia mariage ray iany le ho alehanay sy big su damix?? drunken

enganie
ao faravohitra lay alehako ny fiangonana @14h

Chapelle Ampahibe Rolling EyesRolling EyesRolling Eyes
10h04 GMT

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Mes photos de l'après midi du 31/12/10

Petite photo de groupe

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Lay photo trombi nalaiko ngamba aleo alefako MP fa otrany tsy mety ihany lay tonga dia hoe "a la demande de l'intéressé.." Razz sa ahoana?

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Milay ry zalahy a!
hitohy oatranizao foana ny fiarahana e! na dia tsy tany aza izahay de tsy nanadino e!
ho avy aminy manaraka fa aza matahotra.
sur e!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Nilay izy zany
ary tena ntsorika tany lé jojox nefa zay tafaraka mariazy
takzay nanao tsidipahitra tany ko Sad

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
nilay le revy zalah na dia efa somary taraiky ihany ny tenanay vô tonga teny an-toerana , ary tena ts tdaididko l'ty ry M.n.R oe niraka naka sary tsika mtsam ann nefa n bandy ts mbola drunkendrunkendrunkendrunken

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Bigbang a écrit:
Nilay izy zany
ary tena ntsorika tany lé jojox nefa zay tafaraka mariazy
takzay nanao tsidipahitra tany ko Sad

ka ts efa kobon la oe inn no nahatonga an lery tsy maints nitsorika tany thbthbthbthblol!lol!lol!lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
M.n.R a écrit:
Lay photo trombi nalaiko ngamba aleo alefako MP fa otrany tsy mety ihany lay tonga dia hoe "a la demande de l'intéressé.." Razz sa ahoana?

hihihi fa ra ts1 no nangataka de nantaon la avy hatrany mints ann lol!lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
pedal2droite a écrit:

lety e!! sml2

marina zany ko na le manoratra an le oe " à la demande de l'interessé" ko mampalaina beuh fa ra vô oe "à la demande de l'interessé(e)" hiihih

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
R@loum a écrit:
lol! Vetivety lesany dé gpe B ra zao lé.... lol!lol!lol!

Tb le stress @ le mikandra de nefa ela tsy mis oul azon la iresahan ralls mints ato mpesana de zara ary misy an ty eto ko

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...