Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
andrinoa

4 è RBR contest le 27 novembre 2010

Messages recommandés

Andrianoa<mila manao ialahy @ io fa ilaina matanjaka tsara isika ao @ GrN satria i Ovaliste izao no 2é provisoire dia Iante 3é ary mbola misy 5é manche farany!

Hentsrana<ela tokoa ianao tsy heno,ary izahay RPR mbola tsy dia mahafantatra anao loatra ka mba tongava ianao @ fivoriana manaraka alohan'ny 27 novembre,mety ny alahady 21 Nov hariva ao @ QG ao Ankadivato angamba fa mbola à confirmer eto

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
NORIZA a écrit:

OK, iezak ny ho avy mits fa somary b atao kely.
Misaotra e

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
NORIZA a écrit:
Andrianoa<mila manao ialahy @ io fa ilaina matanjaka tsara isika ao @ GrN satria i Ovaliste izao no 2é provisoire dia Iante 3é ary mbola misy 5é manche farany!

way lety e, za lety saika hivadika GR A le! efa ela anié no tokony champion fa mi-gérer sisa e! sa v aona? any mantsy mety mba iady 3è place d mba mahazo coupe Very Happy

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tena zaho ry zalahy hanao mission @ herinandro, enga anie ho tafaverina alohan'ny sabotsy de miparticiper aho
Sady efa ho amidy ny evo9 grA zao

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
andrinoa a écrit:
NORIZA a écrit:
Andrianoa<mila manao ialahy @ io fa ilaina matanjaka tsara isika ao @ GrN satria i Ovaliste izao no 2é provisoire dia Iante 3é ary mbola misy 5é manche farany!

way lety e, za lety saika hivadika GR A le! efa ela anié no tokony champion fa mi-gérer sisa e! sa v aona? any mantsy mety mba iady 3è place d mba mahazo coupe Very Happy

Ok ary fa manaova Gr A ialahy izany e!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Bon courage daholo ry zalahy pour demain an!
à la dernière minute Karl declaré forfait fa misy pb tampoka tsy hahafahany dommage!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
RESULTAT CONTEST DU 27 Novembre et Saison 2010 pour quelques pilotes

1. Sitraka-NS (No Stress) : 1er Général/1er GRA
2. Beelabba : 2ème Général/2ème GRA/1er Général et 1er GRA de la saison 2010 en CONTEST
3. NORIZA : 3ème Général/1er GRN/1er GRN de la saison 2010 en CONTEST

10. IRINA : 10ème Général/1er 2RM/2ème 2RM de la saison 2010 en CONTEST

En attendant les résultats officiels, Bravo à Tous et RDV en 2011.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
nirina58 a écrit:
Bravo daholo!

2011 ve tsy hanao @zay i Laza e

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

milay zala!amin 2011 ndray e!za mpanentana fotsiny ihany e!tokony mba asina conteste koa aty anie refa lay grande vacances iny e!! lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Smam a écrit:
nirina58 a écrit:
Bravo daholo!

2011 ve tsy hanao @zay i Laza e

aoana marina ny disponibilité an'i laza amin'ny herintaona e! raha accepté anié ireo titres à attribuer aux teams d combat b io e! Very Happy

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tweet a écrit:
milay zala!amin 2011 ndray e!za mpanentana fotsiny ihany e!tokony mba asina conteste koa aty anie refa lay grande vacances iny e!! lol!lol!

marina zany ry tweet an! defa ialahy sy emsic zany no mikarakara azy fa i lery otrany to any no mipetraka kou sa mou iza no anaran'ilay bandy ao am T So6 iny lol!lol! d atao hoe Boeny's contest no anarany lol!lol!lol!

tao emsics mitsy lay bandy fa tsy koboko ny tarehy an leiry!!mba lancena anty e! lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
angaha moa tsy Iamkosmis le any janga any. Tonga de brochette party ny remise de coupe avy eo

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
andrinoa a écrit:
Smam a écrit:
nirina58 a écrit:
Bravo daholo!

2011 ve tsy hanao @zay i Laza e

aoana marina ny disponibilité an'i laza amin'ny herintaona e! raha accepté anié ireo titres à attribuer aux teams d combat b io e! Very Happy

ie, efa te anao t'@ ity taona ity fa nisy contre temps foana.
Hiezaka hatr'any @erintaona hanampy izay vita.
Efa voalazan'i Irina fa dia misy fotoana raha atao daholo ilay manche rallyesim, contest sns...lasa asa minty ilay rbr :-) sady zay mbola manomboka @ fiainana
(andrinoa, lasa hitako @izay lé setup tarmac lasa mandeha tsara lé evo9 an, jereo resultat fenouilledes Wink )

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Misaotra antsika isika e!! cheerscheerscheers
misaotra @ fandavantenan'ny tsirairay nandritra iny saison contest 2010 iny fa tsara ny ambiance ntsika ary indrindra koa ny résultat.
isaorana manokana ireo nifanampy t@ fitaovana sy ny logistic rehetra:Steeve,Smam,Hajax,Sandy,Tweet,Solofo sns ....ary indrindra ingahy transport VITOG nitatitra ny fitaovana rehetra( aza adino misy G27 miaraka @ latabatra sy écran be alaina any Andravoahangy @ 2011 fa futur champion le pilote io)
Vivement 2011 pour RPRT cheerscheerscheers

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

laza> mbola miandry ny règlagen'ialahy anié za sur terre et tarmac eh! j'aimerai bien améliorer ma conduite sur la mitsu Very Happy sady efa ho avy zao ny evoX

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...