Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Christophe B+

Karting SO6 Contest [dimanche 5 décembre]

Messages recommandés

hay misy contest @ 27?? Rolling EyesRolling Eyes otran te anao team des revenants kely a lol!lol!
ary ra atao 20 ndray aza e amzay mba efa akaiky d aza misy mkotrakotrana zany e!! sml2

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli a écrit:

Tsy haiko na zà no tsy mahazo resaka tsara na hoe io no misy diso fa raha ny fahazaoko an'io dia 15.000 Ar fotsiny izany no aloha ve sa 15.000 x 2 +1 (10 meilleurs temps???

Sao mba tokony asiana negociation maivana kely ihany any am SRK mba ho gratos ilay 10 meilleurs temps?

ilay resaka négociation aloha tena sure et certain fa tsy possible mihintsy e! ilay Cotation nomeny io dia tarif global a! izany hoe ny montant final no zaraina par le nombre de pilote izany hoe tu as interet à te classer dans les 10 meilleurs chrono amzay mba tsy miantoka ny session an ny sasany.

- manche 1 : essais libres 10mn/pilote
- manche 2 : session chronometrée 10mn/pilote
- manche 3 : super finale (10 meilleurs temps) depart sprint 10mn/pilote
pour 15 personnes = 40 Sessions (15+15+10) = 3 000 000
200 000fmg/ personnes x 15 personnes = 3 000 000
=> donc izay tsy tafakatra final miantoka frais geek
raha izao no fahitako azy dia mety ahemotra lavidavitra mintsy inty satria sarotra be ny hanangona au moins 15 personnes pretes ato anatin ny 15 jours... ilay probleme an ilay mameno $$ manko no olana eto... antsika no fanapahana anefa

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Amin alahelo lehibe no hampandrenesana antsika mpankafy fa ny ASABOTSY rehetra vers la fin du Mois de Novembre et Décembre manontolo dia tsy possible ny ao amin'ny SRK satria feno. Ny proposition nomen'ry zareo dia ny Zoma na ny Alahady ka asa re! iza no mety amintsika!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ka raha izany no izy dia tsara ngamba raha asiana date définitive ho an'ny rehetra any @ Mi-décembre any

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ataovy sesio ndu siècle an'i dude ééé!! 31 décembre à minuit rdv ptdrrrrrrrrrrrrrrr

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

alahady angamba no mety aminay!fa lay zoma tena...Mad

Fa ny tsy azoko amin'ilay miantoka, maninona ra tsy mando ny session-ny fotsiny ny tsirairay???satria ny prix tsy miova: 15 000 Ar ny 10min. Dia je paie ma session de 10min pour les essai libres, je paie ma session de 10min pour les essia chrono et si je suis parmi les 10 premiers ben je paie encore!ôtran'ilay isan'andro manao session reny fotsiny zany fa ny sasany fotsiny tsy manao am 3ème!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
M.n.R a écrit:
alahady angamba no mety aminay!fa lay zoma tena...Mad

Fa ny tsy azoko amin'ilay miantoka, maninona ra tsy mando ny session-ny fotsiny ny tsirairay???satria ny prix tsy miova: 15 000 Ar ny 10min. Dia je paie ma session de 10min pour les essai libres, je paie ma session de 10min pour les essia chrono et si je suis parmi les 10 premiers ben je paie encore!ôtran'ilay isan'andro manao session reny fotsiny zany fa ny sasany fotsiny tsy manao am 3ème!


Hay kay zà norma tsara ihany kle, neveriko fa izaho irery no tsy mahazo resaka lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
henintsoa a écrit:
ataovy sesio ndu siècle an'i dude ééé!! 31 décembre à minuit rdv ptdrrrrrrrrrrrrrrr


lol!lol! TB iny !!

17 novembre tsy miasa an WinkWinkWink

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli a écrit:
M.n.R a écrit:
alahady angamba no mety aminay!fa lay zoma tena...Mad

Fa ny tsy azoko amin'ilay miantoka, maninona ra tsy mando ny session-ny fotsiny ny tsirairay???satria ny prix tsy miova: 15 000 Ar ny 10min. Dia je paie ma session de 10min pour les essai libres, je paie ma session de 10min pour les essia chrono et si je suis parmi les 10 premiers ben je paie encore!ôtran'ilay isan'andro manao session reny fotsiny zany fa ny sasany fotsiny tsy manao am 3ème!


Hay kay zà norma tsara ihany kle, neveriko fa izaho irery no tsy mahazo resaka lol!


mety tsika mitsam mintsy no tsy norma ka!! lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
tokony ho partant raha mety amiko ny andro loll
alahady ++

le sosy

0-srk

manche== oul xx sosy ==total
essai == 15 xx 75 000== 1 125 000
chrono == 15 xx 75 000== 1 125 000
final == 10 xx 75 000 == 750 000
total == 3 000 000

1-cb+ (mihevitra fa tafiditra 10 prim)

particip° ==15 xx 200 000== 3 000 000

2-tsitsi loll (misalasala sao tsy tafa)

particip° finaliste ==10 xx 225 000 (3 sessions) ==2 250 000
particip° perdant == 5 xx 150 000 (2 sessions) == 750 000
total == 3 000 000


Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

fa io koa aloha zany de efa lazaina ety amboalohany

fa sao hanantena be hoe henjana be sns

fa 60% ny fandresena tompoko dia resaka chance amin'ny fahazahoana kart

tsara freins
tsara moteur
tsara reglage cable accelerateur
tsara pneu
tsara ........sns



Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
dadah a écrit:
fa io koa aloha zany de efa lazaina ety amboalohany

fa sao hanantena be hoe henjana be sns

fa 60% ny fandresena tompoko dia resaka chance amin'ny fahazahoana kart


Marina be!!! fa misy diso calcul kely Dadah... 75 000fmg ny session iray fa tsy 3 000 000fmgka affraid tsimaintsy mba manatena kosa e! hihihi

Tsi2 et Mnr> ilay resaka paiement ny session atao: ilay izy dia forfait no aloha ka ny montant global ny réservation antsika no diviser-na par le nombre des pilotes fa tsy mety raha hoe izay session atao ihany no payer na... raha io formule eritreretinareo io dia ilay piste kely zany no mety dia tsy mampiasa transpondeur sy ny fanaovana calcul isika donc... manao calcul manuel affraid ifonako an!
de toute façon, za mahita hoe motivé kokoa ny sôféra tsirairay andeha mafy be mba tsy hiantoka frais an ny sasany amin ilay final.... nen ry tsi2 moa mbola tsy essai libre akory no atao dia efa mitsatsaka sahady kou!!! tirrrrrrepoulet
Donc ce sera finalement un vendredi ou un dimanche....??? (03 ou 5 dec)

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ok am'CB+, tout le monde participe pour les frais généraux dès le départ. satria sarotra bé ny hoe "bon moi G fait que 2 sessions........ et toi combien? et toi combien??" et +10000 ça nous motivera à essayer d'entrer dans le top 10.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

OK zay vô azoko ny mahatonga an'ilay 15 000Ar tsy ampy!...tsisy blm zany fa mety tsara mintsy e!bounce

fa 5 decembre alou ny mety aminay e!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
REFERENDUM
hanao fifidianana kely tsika ary e! mba valio ilay sondage kely tsika momba ilay date hanaovana ilay contest o!!!! aleo atao hoe jusk demain midi no misokatra ny fifidianana dia apres proclamer ny ChE N Intsoa ny date adoptée o!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
je commence ary eee 3 Decembre

Radizina >MMF ....200.000 Fmg naha 40.000 ar/pax leitsy aaaaa !!!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ny vote ery ambony ery no manapa-kevitra farany sady tsy misy hala-bato an!

CB+>rira bien qui rira le dernier hoà zay fotsiny klou hatreto, fa tadidio fa aucune excuse ne sera valable ho an'izay resy an

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
M.n.R a écrit:
Twisted EvilTwisted Evil efa eto sahady ny taimbaka dia efa manomboka an!!


Mbola vavan'i pelouz fotsiny klou k! satria hatreto ngeh zavatra mbola na loeb aza tsy maharesy antsika rehetra andray anjara e

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli a écrit:
M.n.R a écrit:
Twisted EvilTwisted Evil efa eto sahady ny taimbaka dia efa manomboka an!!


Mbola vavan'i pelouz fotsiny klou k! satria hatreto ngeh zavatra mbola na loeb aza tsy maharesy antsika rehetra andray anjara e


lol!lol!lol!

Aleo antsoina mintsy ry Louvel sy Rif mba hisin'ny challenge ary e!!! petardpetard

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Dzaomalaza a écrit:
asio coupe 1 iadivana e


+1

mba marika kely marina!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
fa ry dzaomalaza zany dia efa vonona andray coupe mintsy zany an! Very Happy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
M.n.R a écrit:
fa ry dzaomalaza zany dia efa vonona andray coupe mintsy zany an! Very Happy


Non vonona hanome coupe ka!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Dzaomalaza a écrit:
Henjana koa zany hoe hanome coupe hoan'ny tenany zany


lol!lol! henjana laisany reto ra taimbaka le!!vô mahy ka sur piste!!tonga dia

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ce sera donc le dimanche 05 décembre 2010
aleo alamina amin izay ny resaka organisations ary rehefa vita iny ny choix de la date. ataotsika du 23 au 30 Novembre (sans dérogation pour personne io an) ny date des inscriptions eny amin ny toerana izay ho lazaina amin'ny fotoana manaraka fa dia homany fotsiny ny $$.... raha sanatria ka tsy Feno ny 15 ka hatramin ny 30 novembre dia ho averina ny volan'ny tsirairay dia ataotsika session tsotra ilay izy an! ka mananainga antsika rehetra ary e! ilazao koa ny sympathisants BasketballBasketballBasketballBasketballcheerscheerscheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Soafikov a écrit:
Sad tant pis zany fa ça sera sans moi !!! @ manaraka indray


SadSadSadSadSadSadSadSadSadSad
kiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiii mon adversaire le plus coriace sera absent!!!!!!!!!!!!!!! bon il me reste mimich à convaincre alors

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
sao tokony atomboka am jeudi ary ny inscription e? Big O! si c'est OK dia lazao eto hoe am firy ny lera ahafahana manao inscription ao amin ny netbox! merci

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Christophe B+ a écrit:
sao tokony atomboka am jeudi ary ny inscription e? Big O! si c'est OK dia lazao eto hoe am firy ny lera ahafahana manao inscription ao amin ny netbox! merci


Mety fona ka entre 08h30 et 20h00 ny cyber no msokatra , dia misy fiche fenoina ao d apetrakao fotsn, tsy voatery hoe aho zà vo manao inscription akory Wink

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mety fona ka entre 08h30 et 20h00 ny cyber no msokatra , dia misy fiche fenoina ao d apetrakao fotsn, tsy voatery hoe aho Bigbang vo manao inscription akory Wink donc misokatra manomboka amin alakamisy ny inscription o

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...