Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Raddoo

Proposition RLC - Rallye Live Championship

Messages recommandés

Ho an'izay vonona hanal'azy amin'ny live dia ito misy proposition, afaka amboarina arakarak'izay hevitra mandeha eto:

Titre

RLC - Rallye Live Championship

Inscriptions

Tsy misy fa izay tonga ao amin'ny session publique fotsiny no raisina ny temps, fa mila mandalo eto amin'ny forum mijery ny mot de passe n'ny session.

Calendrier

En moyenne 2 + 2 rallyes par mois:
  • 1 rallye live, 1 mardi sur 2 à 20h30 heure rallyesim
  • 1 rallye live de rattrapage ou de secours, roadbook mitovy ny rallye talata. Tsy maintsy atao alohan'ny lahady
Zay efa mandray anjara amin'ilay rallye voalohany tsy voatery milalao intsony amin'ny session live de rattrapage fa ny temps no i-classer-na azy

Roadbooks
  • 6 à 8 spéciales à parcourir en une ou deux boucles (boucle = session publique de type Championnat)
  • Cumul Damages = true ou false
  • Afaka manao RB daholo ny tsirairay fa atao mifandimby
  • Izay faha-5 amin'ny classement faran'ny rallye no manao ny RB manaraka
  • Rehefa avy manao rallye jour J ny classé faha-5, dia mamorona 'Session public Championnat' avy hatrany, fara-fahatarany J+1, tsy adinoina ny manisy mot de passe
  • Mitovy ny rallye 2 mifanaraka (live + rattrapage
  • Ny mods rehetra afaka atao daholo
  • Ny météo arakaraky ny mpanao ilay RB


Pack et Voiture

Packs iray ihany isaky ny rallye (+ rallye de secours)
Afaka mifidy fiarakodia izay tiana ao amin'ilay pack

Classements

Atao classement pilotes fotsiny na ampiana ny temps Scratch (tableau de répartition des points à définir)

Replays

Mila tehirizina daholo ny replays rehetra
Anaran'ny fichier atao RLC2010+SEM+NUMSEMAINE+SS+NUMSS+PSEUDO (oh: RLC2010SEM29SS4MONPSEUDO)

Contrôle d'après course

...

Résultats

...

Organisation (à définir)

- contrôleur, afaka atao aléatoire

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
zaho lesy mandinika fa raha resaka frequence de, mba ahazoana legitimité de maximum de tokony mba ho 2 isam-bolana
Ny préparation tokony zaraina ho an'i team efa misy ihany @ zay betsaka ny bandy drainé

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Smam a écrit:
zaho lesy mandinika fa raha resaka frequence de, mba ahazoana legitimité de maximum de tokony mba ho 2 isam-bolana
Ny préparation tokony zaraina ho an'i team efa misy ihany @ zay betsaka ny bandy drainé

Live ty leitsy "session public" fa tsy contest !!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...