Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Nomenabryan

championnat MRC

Messages recommandés

za zalah te hi propose hoe hi organiser championnat MRC ohatran io amin Ronline io tsika . fa ny antsika hatao sur 3 ou 2 jours ohatran ny an réel mihintsy , zany hoe misy 2 à 10 ss par jour pendant 3jours am zay koa mba tsy alina b
dia ho hataon tsika ao am racingoline le izy na ntfrance selon an zay mampety an tsika
ny reglement sy ny organisation dia ho dinihana miaraka rah mazoto tsika fa za te hi propose hoe ho calquena amin ny championnat gasy ny voiture autoriser fa ny calendrier no ataon tsika am zay mampilamina an tsika
mba valio eto rah ohatra mi interreser an tsika azafady

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tsara le hevitra, fa i Beelabba sy Jim lty raha ny info henoko toa efa nikozikozy hiorganiser ohatran'izay

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Smam a écrit:
Tsara le hevitra, fa i Beelabba sy Jim lty raha ny info henoko toa efa nikozikozy hiorganiser ohatran'izay

efa niresaka tam beelaba sy soafa za tam maraina fa interressé koa zalah fa zany hoe matahotra fotsiny zalah fa sao dia mialangalana ny bandy amin ny fifanampiana amin ny organisation an ilay izy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Nga moa lty zany de tena misy organisation be fa tsy ohatran'le IRC ao @ racing online no hatao.
zany hoe micreer forum, de misy commission kely fotsiny migerer le izy (mety bandy 2 na 3). De ny bandy manao inscription fotsiny. Resaka virtuel daholo zany.
Sa diso lty aho?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
zay ka ! fa eo am le resaka comptabilisation an le temps sy ny article ho alefa am le magazine apres chaque rallye no tin lery kozina

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tsara ny hevitra.
Marina aloha ny andri zalah eo @ ilay lafony organisation sy article e.
Ny fotoana foana no tsy misy.
Ny proposeko dia manantona an'i emsics momban'ny article raha izay no blèm : joignable au 034 06 318 19 i lery na ko His au 034 07 122 09.
Izy mitsam no manao ireny article ao @ rallye gasy ireny mantsy.
Za kloungany côté fotoana tena very e.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

mety lety zany e! ny comptabilisation des temps anié ze resultat rallyesim iany e! d ny point championnat fotsiny no éditéna après chaque rallye otrany ataontsika am VMRC, d lasa misy championnat MRC zany ao am racing online? cheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
andrinoa a écrit:
mety lety zany e! ny comptabilisation des temps anié ze resultat rallyesim iany e! d ny point championnat fotsiny no éditéna après chaque rallye otrany ataontsika am VMRC, d lasa misy championnat MRC zany ao am racing online? cheers

ka le izy ho zarain tsika en 3 leg na 2 zany hoe 2 session na 3!
efa mifanaraka amin ry zalah za ao fa izy zany tsy te hiditra amin ny organisation an le izy mintsy fa dia miakina amin tsika daholo ny zavatra rehetra

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Récapituler-ko kely le tâches de teneno hoe raha misy diso na adino

1. Gestion et modération du forum
2. Rédaction règlement
3. Rédaction article
4. Gestion des inscriptions et des temps
5. Montage photos et vidéos
6. Animation

Zaho aloha vonona, fa le manao redaction aho tsy ao a

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
d le izy v asiana coupe sa classement fotsiny? miankina am zay kou ny animation mantsy.

Ary ny session public nga lety azo asiana leg?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Smam a écrit:
Récapituler-ko kely le tâches de teneno hoe raha misy diso na adino

1. Gestion et modération du forum
2. Rédaction règlement
3. Rédaction article
4. Gestion des inscriptions et des temps
5. Montage photos et vidéos
6. Animation

Zaho aloha vonona, fa le manao redaction aho tsy ao a

pratiquement efa reo daholo kosa angamba ka
-ny reglement zany efa nisy nataoko any fa mbola no corrigen beels dia avy eo posteko eto mety radem ho valide tsika angamba .
-ny resaka road book koa angamba tokony hisy responsable 1

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
andrinoa a écrit:
d le izy v asiana coupe sa classement fotsiny? miankina am zay kou ny animation mantsy.

-Ary ny session public nga lety azo asiana leg?

classement fotsiny angamba satria hisy le vazah ko hanao ao d sarotra b le resaka coupe

-ny session public mety asiana leg ka

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
za koa zalah nieritreritra hoe sao d tokony alefa ao am forum RBR ty kozy ty mba samy ahakobo daholo !!??

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ny hevitro hoe aleo efa misy squelette'na zavatra kely mivoaka de iny no tenenina @ bandy. Rehefa mivoaka le proposition reglement de tairina ny bandy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ny dikany v izany raha ny tena marina dia ny Rond Point v no mandefa ny organisation ho sosokevitra dia miandry validation avy an'ny amin'ny team hafa?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tsy zany kah, fa ohatran'ny hoe avy aty amitsika ny initiative de efa misy zavatra mivaingana eo de mora kokoa ny mitarika ny bandy hanaraka le izy. ohatra zao ny fmmsam nanao ny rbr contest de lasa ry zalahy foana zao no meneur.
Amiko zany hoe rehefa mba misy etape vita de mora taitra ny bandy hanaraka, sinon oui oui foana fa tsisy tohiny

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
encourageko laisany ary e.
Rah misy blèm amin'ilay manao article dia mety ho vitako ihany tsy indray indray an.
Tairo arany ny concept + étape de réalisation an'ilay projet e.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Milay le initiative fa dia ialaisany ireo izany no hatsangana commission technique ato @ RPRT ka rehefa misy organisation na ato anatiny na any ivelany dia tokony mandalo ao koa dia anjaran'ialaisany no mampiantso fivoriana raha misy zavatra iarahana midinika.
Ny fanontaniana mipetraka dia hoe:lasa misy championnat faha-3 en paralléle ve izany ity 2010 ity sa ahoana,satria efa misy MRC online sy contest en live?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...