Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
NORIZA

CONTEST #3#

Messages recommandés

Salut daholo suite ny poste Irina atsy ambadika dia niresaka tokoa izahay niaraka t@ Team hafa fa dia tapaka aloha ny daty hanaovana ny 3é manche fa @ Samedi 17 Juillet ho avy izao koa dia samia miomana isika rehetra.Ny @ organisation dia nisy proposition hoe hiaraka daholo ny team @ity nefa araka ny lazaiko an'i leirony dia hoe mety hanahirana ihany satria isika dia saika pilote daholo ka mety ho vitsy olona coté organisation.Miandry ny soso-kevitra avy @ tsirairay.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Itako hoe tsara aloha le hevtra hoe miaraka miorganiser e. Fa inona avy moa lty ny tâche atao @zany, de @zay no ijerena hoe aiza no misy idirantsika?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Smam a écrit:
Itako hoe tsara aloha le hevtra hoe miaraka miorganiser e. Fa inona avy moa lty ny tâche atao @zany, de @zay no ijerena hoe aiza no misy idirantsika?

marina mintsy zany

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Citation :
Itako hoe tsara aloha le hevtra hoe miaraka miorganiser e. Fa inona avy moa lty ny tâche atao @zany, de @zay no ijerena hoe aiza no misy idirantsika?


normalement mitady toerana hanaovana ilay izy,mikarakara resaka kaly(traiteur na mpahandro zadraharaha), officiel de course sy calcul des temps etc...

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ny toerana ngamba le noresahan`i beels any am cecle mess betongolo no mora indrindra sauf misy maita gratuit, d ny kaly sy ny officiel sisa no ketrehina

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mbola tsy misy tapaka fa avy niresaka t@ soafikov aho androany dia saody misy manana sosokevitra isika ato @ RPR : toerana, sakafo anaovana ny contest manaraka. Ny daty voatokana dia ny 17 juillet ho avy izao. Ny fmmsam to plus ou moins d'accord raha tsy misy fihovana.
Misy ketrika milay hitandr'i zalah anaovana ny session par réseau LAN fotsiny dia oatran'ny manao session public fa serveur autre que rallyesim ilay izy.
Ento ato ny idée dia transmetena fotsiny

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ilay daty 17 ary lasa misy Slalom MSA tampoka indray fa ni-décalle une semaine ry zalahy!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ay marina tokoa izany.
Pfff. D aon indray zany?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Samia mba mamaly ny poste atsy @ VMRC 2010 isika momba ny daty mahafaka ny tsirairay fa mila tapahana @ Dimanche ilay daty.
Dia ity koa misy zavatra maika mi-concerner antsika rehetra momba ny test logiciel ho ampiasaina @ contest e!
"De: Beeloebb@
A: NORIZA
Posté le: Aujourd'hui à 17:58
Sujet: IMPORTANT
Ty misy zavatra important, vakio kely dia contacteo par MP za na phone ra misy intéressé nareo ao am RPR ilaintsika io.

IMPORTANT


Comme vous le savez, nous travaillons depuis plusieurs mois à la création d'un serveur local qui nous permettrait d'alleger l'organisation de nos sessions. Nous commencons à voir le bout du tunnel, cependant, nous devons encore peaufiner ce dernier et cela afin de le passer dans sa version definitive. Ceci pourrait etre fait avant fin juillet si et je dis bien si nous y mettons du notre. pour finaliser ce serveur, il nous faut faire un test en grandeur nature donc, comme lors d'une vraie session officielle. C'est ici que votre aide est demandée. Il nous faut organiser une session avec au moins une dizaine de joueurs voire plus si possible. Ce ne sera pas necessaire de prendre les volants et tout le tralala. Si la session se fait chez Prezy (so6), il vous faudra uniquement prendre vos UC, vos claviers et vos manettes si vous voulez. L'apport des volants n'étant pas interdit, vous pourrez prendre le votre, mais nous preferions que vous veniez leger afin de ne pas vous fatiguer. De même, il faut impérativement venir avec son PC pour le test, car jouer à 2 sur le PC peut se faire, mais bon, on sera là pour faire des tests alors plus de PC il y aura, mieux ce sera.
donc, je répète, cette session devrait se faire en début de soirée genre de 19h à 21h ou 22h. Vous arriverez et brancherez vos PC, puis on vous donnera par clé USB un petit logiciel à installer dans votre dossier RBR. Puis une fois tout le monde connecté en LAN, on lancera la session. Il vous suffira de suivre les consignes que nous vous donneront et cela devrait aller Wink. Nous pensons organiser la session durant n'importe quel jour de la semaine donc, je vous prie de bien vouloir nous donner les jours durant lesquels vous serez disponibles."

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ahoana ry zalahy ny tohin'le resaky Noriza sy Beels io, ovina ihany le test? I Tweet efa noresahiko fa vonona izy. Zaho koa mila mijery ftoana fa raha dispo aho de vonona @le test
Tsara resahina zao koa ny fanomanana ny contest satria raha tsisy ny sampona zany de @ 31 juillet ao @ Toque enchanté ndray
Iza avy ny pilote hanao, de ahoana ny logistique isa-karazany. Zaho aloha tokony manao fa mission aho du 19 au 30, enga anie tsy ho taraiky any

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ilay @ 31 aloha efa confirmé ny daty,ilay test dia hanao ry zalahy androany fa izao nangataka hoe aleo vendredi 9 fa tsy lasa ilay jour de la semaine dia miandry ny confirmation-dry leirony fa dia efa samia miomana.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Itako ao @ facebook ao fa ny team so6 nanao rdv ry zalahy hanao le test ny 8-07-10 @ 19h ao @ Soafahana

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Confirmé koa de Soaf fa hatao Jeudi 08 à 19 H ilay test donc tsara raha afaka isika surtout izay PC hilalaovana contest satria misy logiciel hampidirina @ io juste PC sy clavier+souris no ilaina hono,araka ny RSDRSK dia hoe mety ho lasa 2 pilotes par machine dia ny RB koa mety ho lava kokoa.Normalement ilay PC ao @ Rond point aloha izany no ho avy any dia samia mitondra ny sasany izay afaka A+

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Zaho ry zalahy mety tsy afaka le rampitso 8 fa zarao eto ny echos an'le test. De raha possible raha azo zaraina koa le logiciel + instruction tsotsotra de hanaovana test en parallele

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Andrinoa sy Irina no andeha ho any anotrona fa saingy reporter ilay anio.
Ny blèm dia tsy ampy ny bandy nitondra matos androany dia reporter indray ilay test.
Question de fotoana aloha nety kokoa ny weekend no natao ny test fa manahirana b ilay andavanandro.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Reporter @ samedi à 19H indray ilay test ry zalahy dia samia tonga eo @ RPR à 18 H 30 izay afaka dia miaraka mankany dia rehefa mirava any afaka manao prog kely miaraka!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Nahafinaritra ry zalahy ny Test live natao teo fa mba tongava daholo izay afaka @ alarobia 5 a!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...