Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Soafikov

Fijerena rallye miaraka sy fanaovana drapeau

Messages recommandés

Efa nametraka fanontaniana ihany aho tao @ piso fa toa tsy nisy valiny ... t@ ity rallye iray ity izany dia nanapakevitra fa hijery rallye fa tsy hanao animation koa ahoana ny fiarahana hijery rallye @ ity ASACM 2010 ty ?

Zoma - Asabotsy - Alahady

tsara raha mahita fiara iray lehibe dia miaraka daooolo koa dia miandry sosokevitra indray eeee

dia nampanontany fanamboarana drapeau koa ny 1m X 3.5 m zany avec Logo so6 dia 60.000 Ar koa ahoana ny hatao ?

Izay indray aloha fa dia miandry ny valinteny tsika eee !!!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ny Rg ngamba dans le soucis de vous servir dia mety tsy tafaraka loatra @ so6 @ ty!! Nefa dia ho ezahina beu na izany aza an Wink

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

De même Sabotsy sy Alahady ihany no afaka fa ny zoma mbola manompo orinasa Crying or Very sad

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

za tena Alahady vao ho afaka nefa ts mbola sur koa amzao NoNo

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ho be kil ny live web kleu lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
za tokn zoma sabotsy...fa alahady maraina ngamba no tsia

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Hatreto aloha izany Zoma afaka tsara (ny congé efa tafapetraka) ny asabotsy tokony ho afaka fa ny alahady no tsy ho tafa,
le resaka fiara indray misy azo negocier-na any fa miankina amintsika ihany

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Momba ny drapeau ndray dia mi-proposer aho hoe mila asiana fivoriana mihitsy andaminana ny piorités fa miha-betsaka ny projets antsika nefa lasa tsy misy sirany eny an-dalana ny sasany, ny hafa teraka entre temps lol!
Na projets évènement io na projet d'acquisition na projet de manal'azy

Ohatra
- Organisation RBR contest team so6 (tsisy resaka tsony)
- Organisation Live show RBR en collaboration avec rta (toa i Prez foana no mivaky loha @io)
- Session iarahan'ny team so6, sady manal'azy no mikotrana (tsisy resaka tsony)
- Resaka 505 anaovana propul's (d'actualité fa efa ho adino koa atsy ho atsy)
- Resaka Drapeau so6 (projet farany indrindra)

Ny resaka GPS focus aloha zao no efa résolu.

Zay aloha ny hevitro an!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Za afaka vendredi sy samedi entre deux refueling
(ié satria mpanao refueling ana daba maromaro mitsy zao ny asako lol!!!)

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
henintsoa a écrit:
aza adino miteny hoe aiza lisany an ptdrrrrrrr

ao aza fa sakananay laisany e hihihihi d mena NOS kely avant de repartir lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tito a écrit:
Momba ny drapeau ndray dia mi-proposer aho hoe mila asiana fivoriana mihitsy andaminana ny piorités fa miha-betsaka ny projets antsika nefa lasa tsy misy sirany eny an-dalana ny sasany, ny hafa teraka entre temps lol!
Na projets évènement io na projet d'acquisition na projet de manal'azy

Ohatra
- Organisation RBR contest team so6 (tsisy resaka tsony)
- Organisation Live show RBR en collaboration avec rta (toa i Prez foana no mivaky loha @io)
- Session iarahan'ny team so6, sady manal'azy no mikotrana (tsisy resaka tsony)
- Resaka 505 anaovana propul's (d'actualité fa efa ho adino koa atsy ho atsy)
- Resaka Drapeau so6 (projet farany indrindra)

Ny resaka GPS focus aloha zao no efa résolu.

Zay aloha ny hevitro an!

Efa nisy kou hoe:

- Session pour copilote (miandry fin rallye fa tsy hay na ho adino kou Laughing )
- Fanamboarana lalana sous BTB (Toa Prez sy Beels rery sisa...)

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Mbola misy ny resaka fananganana ny so6 ho association koa !!!

Tena tsy misy hijery rallye zany raha ny fahitako azy !!!

Ny fotoana zany dia izaho sy nari9 rery noho manao fotoana eo @ esplanade Zoma maraina ... dia hita eo eeee !!!!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
His a écrit:

[color=blue]Efa nisy kou hoe:
- Session pour copilote (miandry fin rallye fa tsy hay na ho adino kou Laughing )

Ianareo no endrasana ka! teneno refa vonona dia ezahina atao tsara (aleo am halina fotsiny)

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Soafikov a écrit:
Mbola misy ny resaka fananganana ny so6 ho association koa !!!

Tena tsy misy hijery rallye zany raha ny fahitako azy !!!

Ny fotoana zany dia izaho sy nari9 rery noho manao fotoana eo @ esplanade Zoma maraina ... dia hita eo eeee !!!!

Am firy eo am Esplanade ny zoma ry zalah?

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli a écrit:

za ko hoeo ka

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Soafikov a écrit:

Tena tsy misy hijery rallye zany raha ny fahitako azy !!!

Za hijery ka. Bon, avis hoan'izay hitondra ahy hijery rallye amin'ny ftoana izay tsy hanaovako refueling, misy black label kely izay miarak amko

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
1000Lahy a écrit:

tsy misy Bayleis sy glacons v

lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Bigbang a écrit:

misy glaçon aty

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ny eo @ esplanade dia @ 7 H maraina ka hatr@ 10 ora ... eo manao choix naha:
1- mijery super SS = manomboka 11h30 dia mandeha SS2 nefa tsy tafiditra fa eo @ Y 256 RIP mijery

2- Tsy mijery SuperSS dia tonga dia miditra SS2 izay mihidy à 11h50

any zany mahita azy eee !!!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

za d'accord am le 2è proposition. Prez, hoeto ar le glacon e. petit model le izy fa domina tapany nareo handoa erany e lol!lol!lol!lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli a écrit:
Radem à 7:45 (précis an) tonga eny ny tenanay hametaka sticker

Mety mbola afaka ikitika vam hametaka stickers ve am zany lera zany?? raha ilay manao visite aloha dia efa anaty parc fermé an!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Partant aussi pour demain fa mety @ 08H30 vo tonga eny satria hanao lala-poza ao ampiasana dia afaka mijery tontolo andro Twisted Evildance
RADM ooo : asio toerako zany ao @le 4x4 iny makafoka

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
henintsoa a écrit:
lol tsy miasa marina ny so6 am'ty leuh hihihihihihi

iza moa no miteny am la hoe misy miasa ireo so6 ireo lol
patro an ny tenany daolo ireo

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
tsisy contrainte asa zany ny so6 marina kleu!! Twisted Evil

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

kiiiiiiiiiiii za tsy afaka mijery leuh!!!! kiiiiiiiiiiiiiiiiiii

za mbola tsy patro an'ny tenako an!!! (hafahafa koa lé fomba fitenenana) lol!
Itondrao sary eeeeeee

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...