Tito111 0 Posté(e) le 9 mai 2010 Le rallye est pour le week-end prochain.Etant donné que nous avions décidé d'assurer uen animation , je pense qu'il est plus que temps de faire un point. Non?Za manokana moa tsy afaka nivory tany @ hents t@ zoma, ka dia mangataka an'lisany tsara sitra-po hitantara hoe inona no tapaka, concernant:1- Le guide du spectateur, avec rallygasy2- L'animation a) Ny endroit ve efa fixé t@ lisany nanao reco tany?) b) manao ahoana ny organisation efa noresahina? Tâches de chacun? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Soafikov 0 Posté(e) le 9 mai 2010 - Le guide des spectateurs dia efa vita ny sary rehetra nilaina fa dia efa en cours de finition de la redaction ny equipe rallyegasy dia tokony any @ alarobia any mivoaka- Ny animation : dia misy tsara sitrapo hikarakara ny sakafo sy ny boisoon dia miandry ny propositon eto aloha izanymial kosa ho fantatra hoe inona daholo ny logistique ilaina satria hoe hitondra ireo tsara sitrapo fa inona noho mbola tsy ampy ary afaka mifantoka @ animation sy sensibilisation pure ny Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Tito111 0 Posté(e) le 10 mai 2010 Misaotra @le manao kaly sy boissons an! Entre temps t@ w.e za nahita olona afaka mivarotra sakafo eny (un prestataire comme on a dit), fa zany hoe eo fotsiny izy mivarotra riz cantonnais sy akoho, dia ze tombony ho anazy daol, ca nous debarasserait de plusieurs taches (izay le fond niaingana raha tsy diso a), ka asa raha mazoto isika hiditra @ izay, efa noresahiko anefa izy raha raikitra fa ny boissons sy ny hot dog na sandwich tsy azony amidy fa antsika team so6 rery ihany no mivarotra azy... Ka asa fa antsika no safidy Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 10 mai 2010 Tito a écrit:Misaotra @le manao kaly sy boissons an! Entre temps t@ w.e za nahita olona afaka mivarotra sakafo eny (un prestataire comme on a dit), fa zany hoe eo fotsiny izy mivarotra riz cantonnais sy akoho, dia ze tombony ho anazy daol, ca nous debarasserait de plusieurs taches (izay le fond niaingana raha tsy diso a), ka asa raha mazoto isika hiditra @ izay, efa noresahiko anefa izy raha raikitra fa ny boissons sy ny hot dog na sandwich tsy azony amidy fa antsika team so6 rery ihany no mivarotra azy... Ka asa fa antsika no safidymisy ekipa efa vonon ahanao kaly sy boissons rehetra any kah. fa mbola mila miresaka rehefa hivory (rahariva ngamba?) momba ny "part" ny dividendes ny Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Rajoù 0 Posté(e) le 10 mai 2010 oatran'ny ts maharaka tsony!!!! rahoviana no mivory zany? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
r@loum 0 Posté(e) le 10 mai 2010 za aloha zalahy dé efa tsy present ny Asabotsy sy ny Alahady....fa raha misy azo anampiana dé eo foana za ééé...Miandry résultat SS ao trano @ io.... Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
rirymaster 0 Posté(e) le 10 mai 2010 Ialana tsiny bdb fa tena tsy tafa aho omaly t@le fivoriana ta,y @ Hents fa nikolaps tao antrano ny tenanay(fatigue du NationCup+Compet Scooter de nidina be ny tension )Fa ny tenanay dia manaiky izay tapaka tao sy izay tâche nomena raha toa ka nisy Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Bigbang 0 Posté(e) le 10 mai 2010 donc pas besoin de la hilux épicerie mobile zany?désolé ra tsy tafandalo omaly fa vizaky ny asa ny tao atrano ko to nila anà Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Soafikov 0 Posté(e) le 10 mai 2010 Reunion ce lundi 10 mai à 18 h 30 aty Ampasamadinika mikasika ny animation 1 er rallye de la saisonNy infos zany :- Efa misy ekipa hikarakara ny sakafo sy boisson fa dia mandoa part @ ry zareo- Ny madacox dia vonona hanao animation koa koa asa raha hiaraka toerana sa hisarakaIangaviana isika izay afaka mba ho tonga fa hatao fohy fa mafonja ny fivoriana Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Bigbang 0 Posté(e) le 10 mai 2010 za hoavy ka mais pas à cette heure alou fa miandry mrava e Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Mc Crash 0 Posté(e) le 10 mai 2010 Soafikov a écrit: fohy fa mafonja zany ka expréssion Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
rirymaster 0 Posté(e) le 10 mai 2010 Prezan Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
mik-mak 0 Posté(e) le 10 mai 2010 Mc Crash a écrit:Soafikov a écrit: fohy fa mafonja zany ka expréssion Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Tito111 0 Posté(e) le 10 mai 2010 Present. Ataovy vonona ny taratasy sy stylo Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Soafikov 0 Posté(e) le 11 mai 2010 naha dia vonona aza ny sekretera dia somary alsa loha ihany koa dia hataoko eto ny resume ny fivoriana:- Toerana hanaovana ny animation : epingle vavahady mena (epingle FMMSAM)-Sakafo sy boisson: Ramatoa's Fast Food zany noho hikarakara dia hisy hot dogs sy boisson rehetra maha sy tsy maha ary koa ny SO6- Animation: hiarana @ MADACOX sy Zain izay hitondra ny logistique (tonnelle, sono, groupe, podium, orchestre, goodies) * hisy animation securitaire (mila mitondra sifflet, mampahalala ny fiara isan-karazany mandalo alohan'mpifaninana)* hisy fanontanina isan-karazany hazaona loka mikasika ny fahalalana ny tontolon'rallye* hisy fanomezana ny temps en live izay hiarahana @ rallygasyNy asa hataony zany:- Mise en place du point d'animation (emplacement point animation Madacox, restauration, parking, Zain)- Securisation du point d'animation( mise en place piquet et rubalise)- animation au micro (fanomanana mikasika liste et information sur les participants, fitadiavana ny temps sy calcul temps par section, jeu question sur le rallye)pour "partager la passion" dia mba samia milaza eto izay mety ho handraikiny @ io andro io....misaotra antsika mialohany fotoana dia ny asabotsy 15 mai (mbola tsy fantatra naha maraina naha hariva) hametraka ny emplacement rehetra any @ ilay "vavahady mena" satria ny Madacox dia hatory any ny alina hanao ny installation rehetraPs: Mitady olona 3 izany hipetraka @ Vol @ ilay SS telo hijery ny temps koa fantatra fa tsika dia liana ny hiaraka eny @ animation koa raha misy bandy mahay mamaky teny sy mahay mandray telefonina ka vonona hipetraka @ ireo toerana ireo ...dia homentsika saram-mpanomezan baovao sy solon-tsakafo ... Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
thomas_radstrom 0 Posté(e) le 11 mai 2010 Miala tsiny t@ lé fivoriana é ! tena fafah-tsy-kôpy zah raha tsy izao Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
PenoMen 0 Posté(e) le 11 mai 2010 thomas_radstrom a écrit: tena fafah-tsy-kôpy zah raha tsy izao Za koa. Efa milam iz zany. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Laza 0 Posté(e) le 12 mai 2010 Pour aider je suis là également. qu'est-ce qu'il reste à faire? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli 0 Posté(e) le 12 mai 2010 Izao ny tatitra araka ny fivoriana niaraka tamin'ny MADACOX omaly,ny Sono sy ny estrade dia entoany ary ny animation dia ny Team SO6 sy ny Rallygasy no miandraikitra azy (temps, jeu divers) ankoatr'izay dia hisy DJ avy any amin'ny Madacox hanao animation,ilay resaka pom pom girl rehefa tena nodinihina dia nipetraka ihany ny fanontaniana hoe inona mazava no tena hilana azy?tapaka ihany koa fa ny asabotsy hariva après shakedown no hijery ny toerana miaraka amin'ny Team SO6, no sady tonga dia hanao installation izay mbola tsy tapaka mazava hoe amin'ny firy ny fotoanaAnkoatr'izay dia mbola miandry ny antso avy any @ ZAIN amin'ilay goodies Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Tito111 0 Posté(e) le 12 mai 2010 nirina58 a écrit:Pour aider je suis là également. qu'est-ce qu'il reste à faire?Avec le bras HS... Voyons... Euh... Tu feras l'animation au micro... Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Laza 0 Posté(e) le 12 mai 2010 Tito a écrit:nirina58 a écrit:Pour aider je suis là également. qu'est-ce qu'il reste à faire?Avec le bras HS... Voyons... Euh... Tu feras l'animation au micro... Meuh non mon petit Tito, métacarpe c'est au dessus de la main En tout cas, je ne tiens pas ton micro hihihi Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
emsics1 0 Posté(e) le 12 mai 2010 afaka kosa aho amin'io (na hanao wawawawa aza) fa ny fiangaviana raha mba misy manana PC portable avec connex azo ampiasaina mpour le live fa tsy tafa ilay aty amiko Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Tito111 0 Posté(e) le 12 mai 2010 Ny ahy afaka entiko, sauf que je sais pas si ca capte du GPRS laba... Fa c'loin detre du haut debit aloha an,... Asa iza no manana 3G+ Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dzaomalaza 0 Posté(e) le 12 mai 2010 Le resaka conex efa résolu ka! Samedi arriva raisin i his aty le ana Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
MOH 0 Posté(e) le 14 mai 2010 ...nitsangana t@ maty...mbola ts fatatra mazava we ho présent sa tsia atram zao noho ny antony tsy miankina amiko fa raha présent dé afaka manao ze andraikitra asaina atao fa tsy manin! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli 0 Posté(e) le 14 mai 2010 Hatreto aloha izany no tapaka dia miaraka mankany amin'ilay toerana hanaovana animation ireo izay afaka ny asabotsy hariva, ka ny fotoanan'ny eikpa MADACOX dia amin'ny 16:30 no miala eo amin'ny PC, ka tsy haiko ireo hafa na hanaraka an'izay aloha na tsia. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Soafikov 0 Posté(e) le 14 mai 2010 misaotra Mr Tsi² fa efa miandry zany fa hiaraka ho any Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites