Rajoù 0 Posté(e) le 30 avril 2010 Beels> taiza klou elah no nahita an'i Silo tsy dizina rehefa manao spectacle nefa jereo ny inspiraka-ny!!!!! Fa momba le soucis anlah amle NOS dia hiezaka ono ry zalah tsy ho tratran'ny fakam-panahy ka!! hihihihihi Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
J.Bee'ber 0 Posté(e) le 30 avril 2010 C'est vrai aloha. Fa jusqu'à maintenant mbola tsy nisy namaly lerony hoe inona lay izy. Dia avy eo ela refa tsy tonga dia voakihana. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
mik-mak 0 Posté(e) le 30 avril 2010 Beel@bb@ a écrit: C'est vrai aloha. Fa jusqu'à maintenant mbola tsy nisy namaly lerony hoe inona lay izy. Dia avy eo ela refa tsy tonga dia voakihana. Trop mitsy lesy refa lé mahazo kiàna élah leuu Pour @ lah mitsy za @ zay Miampy an'lé kozy oé maninn lisany lasa tsy dé actif tsouny et tt...Gaga eo élah Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Tito111 0 Posté(e) le 30 avril 2010 euhhhh nisy ve sa tsy nisy??? taiza????? öhatran'ny ville morte be teny Ampasamadinika mantsy t@za nandalo teny...Dia lasa a nody nanao leg2 portugal Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dzaomalaza 0 Posté(e) le 1 mai 2010 Nisy ka, tany am nem boulette Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
PenoMen 0 Posté(e) le 1 mai 2010 Nem, boulette, NOS? , Azafady zala fa tsy poins mintsy ny tenanay fa iezaka tonga am manaraka Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Christophe B+ 0 Posté(e) le 3 mai 2010 nirina58 a écrit:Salut daholo,azafady tsy dia hita fa mbola miasa b Ho an'i so6 control, on va organiser avec l'asatana une journée "trophée propuls" et je pense que pour 2h la matinée: so6 control! Comment faire combiner?J'aimerai bien pouvoir faire partie du "birao" à vie du team so6 en tant que conseiller!Après rallye ny dates pour éviter de perturber@++=> Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 3 mai 2010 indamix a écrit:Beel@bb@ a écrit: C'est vrai aloha. Fa jusqu'à maintenant mbola tsy nisy namaly lerony hoe inona lay izy. Dia avy eo ela refa tsy tonga dia voakihana. Trop mitsy lesy refa lé mahazo kiàna élah leuu Pour @ lah mitsy za @ zay Miampy an'lé kozy oé maninn lisany lasa tsy dé actif tsouny et tt...Gaga eo élah marina loatra lé hoe mikihina rehefa misy tsy afaka (za ngamba anisan'lé mikihana ) nefa marina kouh fa samy manana ny disponibilité-any ny tsirairay. ialana tsiny letsy bainn a Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Soafikov 0 Posté(e) le 3 mai 2010 Tsy mbola nisy ny nanankihina ny tsy tonga fa fantatra fa samy manana tokoa ny disponibilitény ... kanefa refa mivory dia matetika olona vitsy² noho matetika tonga ao ... nefa ve dia ireo olona ireo noho tsy manan-kantao sa ve tena fandavatena sy fitiavana ny "partager la passion" ... fa naha izany ary dia hisaorana foana ny rehetra noho fitavan'an ty spaoro tsika ity ary koa eo @ ilay "partager la passion" ..... Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
r@loum 0 Posté(e) le 3 mai 2010 Soafikov a écrit:Tsy mbola nisy ny nanankihina ny tsy tonga fa fantatra fa samy manana tokoa ny disponibilitény ... kanefa refa mivory dia matetika olona vitsy² noho matetika tonga ao ... nefa ve dia ireo olona ireo noho tsy manan-kantao sa ve tena fandavatena sy fitiavana ny "partager la passion" ... fa naha izany ary dia hisaorana foana ny rehetra noho fitavan'an ty spaoro tsika ity ary koa eo @ ilay "partager la passion" ..... Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dude1111 0 Posté(e) le 3 mai 2010 Soafikov a écrit:Tsy mbola nisy ny nanankihina ny tsy tonga fa fantatra fa samy manana tokoa ny disponibilitény ... kanefa refa mivory dia matetika olona vitsy² noho matetika tonga ao ... nefa ve dia ireo olona ireo noho tsy manan-kantao sa ve tena fandavatena sy fitiavana ny "partager la passion" ... fa naha izany ary dia hisaorana foana ny rehetra noho fitavan'an ty spaoro tsika ity ary koa eo @ ilay "partager la passion" .....Amen be !! hoy Rajao ao amin'ny Malok'ila zay!!!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites