Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
irina

SESSION LIVE DE CE 17/04/10

Messages recommandés

Aon ny pro amin'io? iza avy no hanao ato amin'ny RPRT?
Za aloha? hitako eo an.
Mbola andeha mission kely tsinona dia avy any vo hiverina hanao stable sy carreer calendar... lol

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Za aloha vonona e!ny miaraka amiko amin io miray volant d i Za sy Damix d tsy aiko i haja x sy smam ra iaraka!!D ny inscription sy ny logistik ahaona satria ny ana so;mary glady iany lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
D ahaona tsara ny pro amin io conteste io f a ny ble; mantsy ilay firantererana enta sns !!!so d tokony asian fivorina kely ohatra sns!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ra ohatra oe tsy anao lesy hajax sy smam d aleo za no mba 3em pilote am machin anla a.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
so d tokony asina fandaminana kely leisy amin io!ny ana aloha tsy koi amin zay ifanarahana e

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tokony miteny eto daholo lesy ze bandy hanao androany, de rampitso isika mila miresaka ny logistique ho ampiasaina sy ze organisation rehetra.
Ny participation koa mila vitaina alarobia de centraliser'na ao @ QG satria jeudi no farany
Zaho aloha hanao raha tsisy tampoka ny tsy mahaafaka

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Raha ny info azoko zao aloha zany de ireto ny bandy susceptible hanao @io:

Irina
Tweet
Noriza
Hajax
Andrianoa
Smam
Maiba

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
smam a écrit:
Raha ny info azoko zao aloha zany de ireto ny bandy susceptible hanao @io:

Irina
Tweet
Noriza
Hajax
Andrianoa
Smam
Maiba

+ sandbach io dia complet isika @ samedi ny inscription izany dia 18 000 ar kaly compris hiantso an'i Papalé izaho dem1 pour confirmation,ny mitondra machine izany dia Tweet,Smam ary Hajax

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

hialana tsiny zalah le tamin le omaly a !
am manaraka manao misimisy
suggestion: sao dia mba mety am manaraka hoe omanina quelques jours mialoha kely ny rallye an tsika .
zay zalah fa Felicitations ho an izay tonga soamantsara rehetra !!!!! cheerscheerscheerscheersmakafokamakafokadancedancedancedance

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Salut daholo!
misaotra antsika rehetra t@ samedi fa mahafinaritra ny fiaraha-mientana, isaorana manokana ireo izay nikarakara ny logistique rehetra,mila miomana tsara isika @ manaraka dia tsy maintsy hahazo résultat tsara kokoa.Bon rallye daholo @ ity semaine ity e!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tena nahafinaritra mitsy iny taminy sabotsy iny fa amin manaraka mila manao b b koakoa e!misaotra tamin ny fintaterana sns e!!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Misaotra antsika rehetra e. @ manaraka manao misimisy.
Misy resaka natao t@ Beels hoa tsara eritreretina ihany e, i lery zany niteny hoe possible maka an'i cemes Betongolo 100 000 ar ny location zay mahazaka matos betsaka kokoa. Sao de mba tokony jerena miaraka @ organisateur ihany. Itako manko hoe betsaka tamitsika ihany no sahirana t@le nizatra matos'ny bandy hafa

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...