irina 0 Posté(e) le 7 avril 2010 Trop b lesy ialahy ra Noriza klé.Pour le moment,Rimorimo 1er RPRT sur une WRC je croisNORIZA 2ème Corsa S1600IRINA 3ème Clio MaxiAmin'ny pilote gasy efa nanao ireo atramin'ny omaly an.Raha tsy diso aho dia i Tweet no nanao an'io rallye io ho stable mode dia iza ko moa?Dommage b pour la Golf de sandbach qui s'est retiré après l'Ess1.Sinon, manao stratégie b mahatsiravina ko ry Team So6 Chicken Killer ao ambadika ao an.Mot d'ordre pour nous, assurer les arrivées pour accumuler le maximum de points possibles. Entre pa, efa mia régulier ny akamako rimorimo fa vonoy ny détresse ref mandeha amin'ilay type 4 fa lazain'ny olona fa voiture officielle eo.... Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
NORIZA 0 Posté(e) le 7 avril 2010 rehefa mandeha tsara ny machine dia mba metimety ihany fa mbola nisy tout droit kely t@ joux plane 2è passage fa ny pneu kay moa wetmazotoa izay mbola tsy nanao e! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Rimorimo 0 Posté(e) le 7 avril 2010 irina a écrit:Trop b lesy ialahy ra Noriza klé.Pour le moment,Rimorimo 1er RPRT sur une WRC je croisNORIZA 2ème Corsa S1600IRINA 3ème Clio MaxiAmin'ny pilote gasy efa nanao ireo atramin'ny omaly an.Raha tsy diso aho dia i Tweet no nanao an'io rallye io ho stable mode dia iza ko moa?Dommage b pour la Golf de sandbach qui s'est retiré après l'Ess1.Sinon, manao stratégie b mahatsiravina ko ry Team So6 Chicken Killer ao ambadika ao an.Mot d'ordre pour nous, assurer les arrivées pour accumuler le maximum de points possibles. Entre pa, efa mia régulier ny akamako rimorimo fa vonoy ny détresse ref mandeha amin'ilay type 4 fa lazain'ny olona fa voiture officielle eo.... Mdr! Nisy blem ny embrayage de nalaina vao maraina tany ampiasana fa miala emboutaka manko. Novelomina en vitesse 2m d noentina jusque tany manjakaray. Amzay tsy retired!!!!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Tweet 0 Posté(e) le 8 avril 2010 l***** a!leisany v leity voan izany oe mijery lundi d ny lalana tsy mitovy amin tena izy refa manao session championnat!!!!!mijery p*** za lundi d bisanne v.2 no itako manao session za d lasa v.3 potaka sa za mitsy no jamba e mandeha ra noriza ka fa mbola tsy itako koa iny fa lalama iray v leisy d maty 19sec za le!!!misy tsy mety angamba ny conduiteko!!ra izany ny analyseko d 6eme faona ry france a fric tay d tsy mikisaka mitsy zany ny vam a!!!!azafady fa xizitina b za l***** Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Smam 0 Posté(e) le 8 avril 2010 Nisotro ndray elà e Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Rimorimo 0 Posté(e) le 9 avril 2010 Tweet a écrit:l***** a!leisany v leity voan izany oe mijery lundi d ny lalana tsy mitovy amin tena izy refa manao session championnat!!!!!mijery p*** za lundi d bisanne v.2 no itako manao session za d lasa v.3 potaka sa za mitsy no jamba e mandeha ra noriza ka fa mbola tsy itako koa iny fa lalama iray v leisy d maty 19sec za le!!!misy tsy mety angamba ny conduiteko!!ra izany ny analyseko d 6eme faona ry france a fric tay d tsy mikisaka mitsy zany ny vam a!!!!azafady fa xizitina b za l***** Za efa tratranzany mitsy, ary tamnio bizane io mintsy , mikotrana v1 kay v2 no mipoitra ao le. Nisy anzay mitsy ny poste taloha tany Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
irina 0 Posté(e) le 9 avril 2010 aza mikotrana mialoha intsony zany... Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites