Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
rirymaster

POINT POUR Team So6

Messages recommandés

Naleoko nasiana sujet 1 mihitsy eto mba hanairana an'ireo izay nisoratra anarana tao @ so6 ChIkken KILLER fa toa hadino tanteraka angamba ny fisian'le hoe fakana point sy fi-cochena izay rallye tiana azahoana point QuestionSuspect .
Ny tena mpandray anjara mavitrika ao zao dia Zos,Fablide riry, Radizina,Iamkosmis confused

Koa entanina isika izay nisoratra anarana mba hanatevin-daharana mba ahazoana point bebe kokoa fa faha-26 zao ny so6Embarassed

Misaotra indrindra anareo namaky hatr@ farany lol!

pouletpouletpouletpouletpoulet

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Marina mihitsy izany.

Ho an'ireo izay tsy milalao mihitsy , dia
mba mangataka mba hi-céder ny toerany satria misy ny mangataka hiditra écurie.

Na mba mi-céder ny toerany, na mba milalao matetika @ izay.
Au moins une fois par semaine mba manao session.

Izay hi-céder ny toerany dia mandefa MP any @ Anthonyf211 ao @ rallyesim fotsiny hoe "Izaho ... dia mangataka hiala @ écurie team so6 chicken killer" dia milaza eto koa dia confirmer-ko any avy eo.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
thomas_radstrom a écrit:
Io tsy quoi na KKK 1ère spéciale aza fa mi-marquer points foana rehefa mamita ny rallye.


Koboko tsara k, otrany t@ so6 Zen sy so6 Alpha iany io t@ 2009 makafoka

Za ef ao foana depuis 1 mois de KKK zay fa entanina 'reo zay tena mbola ts ao mitsy affraidaffraid

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ahoana izany ry zalah ???

hitako tokoa dia vitsy dia vitsy ny mandray anjara @ manche hakotran'manche an'VMRC .... nefa koa dia hitako fa misy membre an' ilay team mandray anjara @ fifaninanana isank'erinandro sady tsara toerana ao @ ilay fifaninana nefa tsy ny cocher ny ao @ partie stable akory

noho izany dia :

miangavy an-tanandroa an'team manager handray andraikitra

- voalohany hanao fanentanana (MP, appel tel)@ membra tsirairay sady hanontany @ izy ireo tsirairay ny rallye izay mety azo hataony isak'erinandro ary dia zaraina ny rallye isank'erinandro hangalan'tsirairay points stables

- faharoa : rehefa hita fa misy membre tojo olana na tsy afaka mandray anjara izay vao tonga @ fialana @ team

Ny manager noho tokony hi consulter, informer, organiser ary hi féderer ny team .... rehefa tsy vita ireo izay vao mi......hihihihi....sanctionner.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ny problème @ ilay mi-gérer rallye dia raha ny ahy ohatra t@ herinandro teo ilay championnat belge no ni-cocher-ko kanefa KKK aho tany - dia tany @ ilay rallye catalan no namely bé sy bien placé kanefa tsy afaka no-cocher na iny ...

Rehefa mi-cocher tsy olana satria samy mahafantatra daholo ny pilotes hoe ary mety ahavoazako - fa ny tsy mety ireo tsy mi-cocher mihitsy sy tsy milalao mihitsy raha tsy manche gasy angaha.

Ka any Mr le manager no hanao fanentanana sy sanctions lol!lol!

Géler-ko daholo ny G25 sy playseat-n'ireo tsy milalao ireo lol! dia interdiction de session totale mihitsy lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ivadika directoire militaire nareo zany a. Ho betsaka ny grillade de poulet
Asio ry zalahy d miakatra ny team gasy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
smam a écrit:
Ivadika directoire militaire nareo zany a. Ho betsaka ny grillade de poulet
Asio ry zalahy d miakatra ny team gasy


Directoire "manager" ka lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
tena efa ambony loatra ny niveau ka mangataka am-panetren-tena aho mba hosoloina ny toerako eo anivon'ny so6 CK

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
emsics a écrit:
tena efa ambony loatra ny niveau ka mangataka am-panetren-tena aho mba hosoloina ny toerako eo anivon'ny so6 CK


OK voaray fa andraso aloha hitady remplaçant (Soaf ô mety vé ialahy hisolo an'i emsics ?)

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

mila mihetsika kely ny ato ry zalah !!!

28/40 alors que les fer de lance du so6 chicken killler sont toujours present sur le podium sans marqué de point pour le team !!!

bougez bougez les gars !!!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
thomas_radstrom a écrit:
emsics a écrit:
tena efa ambony loatra ny niveau ka mangataka am-panetren-tena aho mba hosoloina ny toerako eo anivon'ny so6 CK


OK voaray fa andraso aloha hitady remplaçant (Soaf ô mety vé ialahy hisolo an'i emsics ?)


affraidaffraid F'ahoana l'ty?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Soafikov a écrit:
mila mihetsika kely ny ato ry zalah !!!

28/40 alors que les fer de lance du so6 chicken killler sont toujours present sur le podium sans marqué de point pour le team !!!

bougez bougez les gars !!!!


Bon réfléchissez à 2 fois rizalahy avant de cocher an !!! je parle pour les fablide, ZoS, ...

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Emsics>mila mi-confirmer sur rallyesim hoe hiala an (MP an'i Anthonyf211)

Idem pour Soafikov fa mi-confirmer intégration indray

Izaho efa nandefa MP tany mikasika an'izay rehetra izay.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
thomas_radstrom a écrit:
Soafikov a écrit:
mila mihetsika kely ny ato ry zalah !!!

28/40 alors que les fer de lance du so6 chicken killler sont toujours present sur le podium sans marqué de point pour le team !!!

bougez bougez les gars !!!!


Bon réfléchissez à 2 fois rizalahy avant de cocher an !!! je parle pour les fablide, ZoS, ...


C'est à dire ?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ZoS a écrit:
C'est à dire ?


Mba cocher-o lé rallye hiakaranareo ambony podium é Very Happy

Zahay mba te hiakatra eny koa fa tsy afa-manoatra é lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
thomas_radstrom a écrit:
ZoS a écrit:
C'est à dire ?


Mba cocher-o lé rallye hiakaranareo ambony podium é Very Happy

Zahay mba te hiakatra eny koa fa tsy afa-manoatra é lol!


eny chefo an petard

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Anthonyf211a dit
Citation :
Soafikov a écrit:
Je confirme mon intégration dans le team So6 chicken killer

Pseudo :soafahana
N°: 990


L'écurie Team SO6 Chicken Killer est complète


Mr Emsics ooo tsy mbola nandefa Mp nga fa Wain be izahay eee !!! donc tsy misy mouvement dans les écuries jusqu'à Mardi ...tsy misy point zany !!!

Mifohaza ry zalah aaa !!!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
poulet Toujours présent chaque semaine sur tous les surfaces an!!!
Na KKK io na D.A tsy miala fa arrivé no tanjona même avec ma petite Voiture du peuple Prodrive de asiko foana io fa le Cyril25 iny no tena mpanimba ny point @ GR N No

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
cheerscheers milay kosa fa toundé 1206 points en une semaine an! mety lé coaching éééééé clapclap

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Week 15 :

Merwede Springs Hulst Rally -> (iamkosmis)
RALLY OF TURKEY -> (KGBMAX)
RALLYE LYON CHARBONNIERES RHONE -> (Damix, ZoS)
Race 5 GREECE -> (riry)
Rallye de l Anguison -> (emsics)
St Jean du Gard Col St Pierre -> (iamkosmis)
i His, Thomas, Fablide ary i Nerone sisa no tsy ni-cocher ny rallye any ka manentana anlaisany é. Ato ny ficochena azy:
http://x.rallyesim.com/profil_edit_stable_list.asp

3è t@ nahazo points isika t@ week 13 (1202 points, 1473 points ny voalohany)

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
cheersso6 chicken killer cheers

il suffisait de se bouger le c..... c'est tout !!!

je pense que KGB, Riry, Iamkosmis serait de bon co-manager car moi avec la modération du forum et autres peut pas tout suivre

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Organisation b ato zany an.
A la chasse des points.
Bienvenue Mr Soafikov zany e.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Euuuhh je crois que j'ai encore oublié de cocher un rally pour cette semaine !

prier tellement le weekend a été mouvementé lol!

Bon j'ai pas le choix, je vais cocher la turquie comme KGB dès maintenant

pour la semaine prochaine puisque je ne pense pas faire les autres rallyes lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Mbola tsy bienvenue ry zalah satria hi Msix mbola tsy "nametra-mpialana" ofisialy ary @ rallyesim dia tsy maintsy minadry anio vao afaka miditra eeee !!!

Fa misaotra aloha @ ilay felicitation @ ilay nahazahoko rallye WRC eee !!! geekafrojocolorflowerelephantpoulet3poulet3poulet3poulet3

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tena bravo ry zalah an!!!! lasa 3e sahady en une semaine??? milay leisany makafokaclapclapclapclapclap

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Salut salut...

Tena adinoko ny cocher ny t@ ti semaine ti Evil or Very Mad

So d manahirana an'lisany mankony d ra misy vonona d afaka soloina kou za

Very Happy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
indamix a écrit:
Salut salut...

Tena adinoko ny cocher ny t@ ti semaine ti Evil or Very Mad

So d manahirana an'lisany mankony d ra misy vonona d afaka soloina kou za

Very Happy


Ts kwa lesy zany fa @ week 15 zao elah efa ao a, ts voatery oé isa kerinandro ngé é, fa zé maha afaka iany io ka. Ny tsara dia zao defa mijery ny week 16 Wink

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ary raha i KGB no co-manager ? ahoana ny hevitrao mr KGB ?

Tsara zany nahazo points bé zany ka ! sady tsy dé niasa bé akory lé manager lol!lol!lol!

Miala tsiny fa sahirankirana é Very Happy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
KGB MAX a écrit:
indamix a écrit:
Salut salut...

Tena adinoko ny cocher ny t@ ti semaine ti Evil or Very Mad

So d manahirana an'lisany mankony d ra misy vonona d afaka soloina kou za

Very Happy


Ts kwa lesy zany fa @ week 15 zao elah efa ao a, ts voatery oé isa kerinandro ngé é, fa zé maha afaka iany io ka. Ny tsara dia zao defa mijery ny week 16 Wink


Nefa lay Terre de Provence io otrany matsiro kou an...saingy efa raikin-ta
tsika fa aleo manezaka tsara @ week15 zany e makafoka

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Citation :

Asio @ 207 R3 kely io Chillout io Damix a, sa aoana ?


Tairo ary
Raikitra ary, miandry conex milamina za d cocher-ko an makafoka

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
KGB MAX a écrit:
Week 16
Ary Soaf vé efa tafiditra ihany sa aoana ?


tsy aiko intsony fa refa mandefa Mp any @ anthonyf211 aho dia lazain'lery hoe miandry ny demande avy any @ manager
nefa radizina milaza hoe efa nandefa Mp dia tsy azoko intsony .... matahotra ny point ho azon' so6 chicken killer ngambany ry zalah dia tsy hataony ny integration anay eee !!! efa ho 2 semaine ve izao scratchscratchscratch

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Soafikov a écrit:
KGB MAX a écrit:
Week 16
Ary Soaf vé efa tafiditra ihany sa aoana ?


tsy aiko intsony fa refa mandefa Mp any @ anthonyf211 aho dia lazain'lery hoe miandry ny demande avy any @ manager
nefa radizina milaza hoe efa nandefa Mp dia tsy azoko intsony .... matahotra ny point ho azon' so6 chicken killer ngambany ry zalah dia tsy hataony ny integration anay eee !!! efa ho 2 semaine ve izao scratchscratchscratch


lol!lol!

raovina manao wrc??

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

vous devriez peut-être y aller en personne lui parler à Anthony.
Na lisany makany Maputo daholo hoe hanao famindram-pahefana... lol!lol!lol!lol!lol!
Manao sonia eto ambany, Emsics, Soaf, radizn lol!lol!lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli a écrit:
D tsy azoko mitsy aloh ty resaka point ity ry zalah an
C''est pour ceux qui sont dans le team s6 chicken killer lesy a... Nous on peut rouler pepère, sans cocher les rallyes et sans "chasser" obligatoirement les points...

Mbla afaka miandry omby lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...