asterix11 0 Posté(e) le 14 septembre 2009 sali daolo!!!! noho ny antony izay tsy miankina amintsika ... dia voatery hafindra eny amin'ny marais masay ny F/F. efa nanao visite des lieu : YU, Didier dia samy milaza fa tsara kokoa ny freinage eny. repere: entré sodiama, ralentisseur, courbe gauche ( ilay mampitahoatra iny), courbe droite. coté rive ivandry misy garde fou miala. eo no depar ( contre sens vers analamahitsy) dia mandeha sens analamahitsy natao contre sens amzay a egalité daholo ny participants. 50m /poteau a partir du 400m arrivé ka hatrmin'ny rond point ferronerie d'art, dia misy 400m. 400m acceleration, 400m freinage. izay no izy aloha... izay mila fanazavana fanampiny dia afaka miantso ahy. 0340252280 Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Tito111 0 Posté(e) le 14 septembre 2009 zay zany vô nisy marais masay "légal" Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
rirymaster 0 Posté(e) le 15 septembre 2009 Misaora anay MADASCOOT daholo lisany haingana oa!!!!!!!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli 0 Posté(e) le 15 septembre 2009 Fanotaniana ho anay hijery! aiza ho aiza moa izany ny toerana hipetrahany fiara amin'io satria zay saika eny ambony tafo no hijery sy (mba) haka sary Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Bigbang 0 Posté(e) le 15 septembre 2009 Tsi2 a écrit:Fanotaniana ho anay hijery! aiza ho aiza moa izany ny toerana hipetrahany fiara amin'io satria zay saika eny ambony tafo no hijery sy (mba) haka sary bonne question ary ra oentina aty le pont flottant tary ambodiatafana e Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Pyhdidea 0 Posté(e) le 15 septembre 2009 en + na mahita toeran aza n vam de ny mpijery ko mbola ady alika be vô mety hahita ze zava-misy satri kely2 ian n espace en déhors n'ny garde fou , sa malalak ian ve za ko mantsy tsy de mpande lôtra @ in toeran iny Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Mazeltof 0 Posté(e) le 15 septembre 2009 bref,entre aiza sy aiza tsara izany ilay circuit,dia aiza no afaka apetraka ny fiara,ary manomboka @ firy ka hatr@ firy? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Pyhdidea 0 Posté(e) le 15 septembre 2009 Chazel a écrit:bref,entre aiza sy aiza tsara izany ilay circuit,dia aiza no afaka apetraka ny fiara,ary manomboka @ firy ka hatr@ firy? zay mila fanazavana fanampiny dia afaka miantso ny: 0340252280 Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
asterix11 0 Posté(e) le 15 septembre 2009 sali ny lalana dia ho tapaka ny asabotsy manomboka amin ny 17h any. ny lalao dia ho tanterahana amin'ny lalana iray, ary cote a cote ny mpifaninana. ny lalana ilany dia amin'ny atsasany dia asiana chapiteau 400m, ary ny ambin'ny lalana dia zone de securité sy passage des officiel na urgence. coté sodiama, manomboka eo amin'ny rond point ny parking voiture ary manomboka eo amin'ny ralentisseur ny entrée du public. malalaka tsara ny hijerevana satria mandritra ny 400m dia chapiteau daholo. fa misy vidiny daholo izany, ka lasa voatery ny mpikarakara hanisy vidimpidirana ho an ny mpijery tsirairay. 0340252280 Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
MOH 0 Posté(e) le 16 septembre 2009 Bigbang a écrit:Tsi2 a écrit:Fanotaniana ho anay hijery! aiza ho aiza moa izany ny toerana hipetrahany fiara amin'io satria zay saika eny ambony tafo no hijery sy (mba) haka sary bonne question ary ra oentina aty le pont flottant tary ambodiatafana e mtondra lé lit gonflable reny ela dé eo ambony rano mjery sy maka sary! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dzaomalaza 0 Posté(e) le 16 septembre 2009 Samedi 16h au Masay ny remise des pass pour les photographes d avieo tonga d essai libre Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Pyhdidea 0 Posté(e) le 16 septembre 2009 asterix a écrit:sali ny lalana dia ho tapaka ny asabotsy manomboka amin ny 17h any. ny lalao dia ho tanterahana amin'ny lalana iray, ary cote a cote ny mpifaninana. ny lalana ilany dia amin'ny atsasany dia asiana chapiteau 400m, ary ny ambin'ny lalana dia zone de securité sy passage des officiel na urgence. coté sodiama, manomboka eo amin'ny rond point ny parking voiture ary manomboka eo amin'ny ralentisseur ny entrée du public. malalaka tsara ny hijerevana satria mandritra ny 400m dia chapiteau daholo. fa misy vidiny daholo izany, ka lasa voatery ny mpikarakara hanisy vidimpidirana ho an ny mpijery tsirairay. 0340252280 de ôtrin le paf @ io Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites