Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
rhf

rhf

Messages recommandés

salama daholo an !
faly miditra ao anatin ny tontolon'ny mpakafia an ity taranja ty e !
efa tao anatiny ihany teo aloh fa ny resaka virtuel no zao vao manandrana
mazotoa daholo d any am rally jovenna am rsrbr mifankahita na d tsy dia misy tantaraina aza e !

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

refa ty rallye na tena izy na virtuel, refa ty mikaly sy misotro, refa ...... Rolling Eyeslol! d tongasoa eto e

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
bigbang a écrit:
refa ty rallye na tena izy na virtuel, refa ty mikaly sy misotro, refa ...... Rolling Eyeslol! d tongasoa eto e


Moramora ihany ialahy big fa mety hanahirana raha croix bleu ilay olona lol!lol!lol!

Sinon tonga soa eeee cheerscheerscheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Andaho mits asiana fiahonana ty zavatra ty fa tsy fantatra intsony hoe iza no iza e. Rhf, Anarana lava b angambay io v saaaaaaaa?
Tonga soa e. afro

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
irina a écrit:
Andaho mits asiana fiahonana ty zavatra ty fa tsy fantatra intsony hoe iza no iza e. Rhf, Anarana lava b angambay io v saaaaaaaa?
Tonga soa e. afro

desolé raha zao vao afaka mamaly fa tsis connex e
Rainialisera hasina fanomezana e
milay zany asiana fihaonana zany ka
merci !

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
irina a écrit:
Andaho mits asiana fiahonana ty zavatra ty fa tsy fantatra intsony hoe iza no iza e. Rhf, Anarana lava b angambay io v saaaaaaaa?
Tonga soa e. afro
+1 lé asiana fihaonana mety hahafinaritra ian lé mfampijerijery...taré lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...