Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
emsics1

WRC/// Rallye de Norvège 2009

Messages recommandés

Tsy nahavita leg 3 noho ny antony tsy niankina @ tenanay. Rallye à la poubelle. Evil or Very MadEvil or Very MadCrying or Very sadCrying or Very sad

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Betsaka moa izany ny nanjo ny TRRT t@ ity rallye de Norvège ity :

lol!

- Ny pilote thomas_radstrom dia maty tao @ leg 1 ny 207 dia tsy velona intsony, frustré loatra dia tsy nanohy intsony.

- Ny 2ème pilote KKMaster, nilatsahan'ny varatra ny PC-ny officiels t@ passage-ny dia very daholo ny temps-ny. Krizy be lery dia tonga dia nandray avion nody.
lol!

- Dia ny akanga sisa nanamborana sisa dia ny pilote faha-3 "Cole-Trickle" (N°1553) izay mba nahavita ny rallye hatramin'ny farany (tsisy KK Very Happy ) fa tsy nisy freins tsony lery 2 kms avant arrivée avant-dernière spegany, fa dia ny marche arrière no nataon'i lery freins lol!

Fa mbola tsy effectif tokoa ilay dégats cumulés rizalahy a, satria mbola nisy freins indray ilay daba niditra dernière spéciale ! (nefa tsisy assistance)

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ny sasany moa efa clavier mbola Top20 ihany,asa inona mihintsy no fohan'ilay bandy iny?? tena kivy za Evil or Very MadEvil or Very Mad

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Za kou mba nahita an'iny hoe misy petard any fa efa clavier veu mbola tady hanao scratcch ihany lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Dodanen a écrit:
Ary rovina ny resultat hono no mivoaka e?? otrany ela be an!!! SleepSleep QuestionQuestionQuestionQuestion


aza omena tsiny lets yfa ny MRC antsika aza letsy fin d'année mintsy vô nivoka kouh hihihihihihihiih EmbarassedEmbarassedEmbarassedEmbarassed

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

tadidiko le nafana fo tam voalohany reny Laughing , misy icone kely mitsy ny daba am le results lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Bon... efa ao ny resultat officiel e!! clap ... Tsara classeemen ihany isika gasy.. maro no tafiditra ds les points t'@ catégorie nisy azy avy. A noter la 8e place de Laza en WRC pro, sy ny nanatafidiran'i fablide sy Steakam tao anatin'ny Top 10 tamin'ny categorie WRC Amateur.. clapclapclap

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...