Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Bigbang

Article sur taratra ce 23/01/09

Messages recommandés

c le summum de l'imbécilité lol!lol!
maka soupapa ao am rallygasy ry zala d mandika vilana le article fa tsy mamaky hatram farany akory
nandefasako mail mitsy fa otrany tena manafitoana sy mahamenatra, zany v ny mpanao gazety eto am tsika lé
EmbarassedEmbarassed

so iany fa mba any am resaka sport ka iomehezana fotsiny fa ra mba zao no vaovao amina resaka toe draharaha misy amzao fotona na tsy aiko... ngamba aoka fotsiny

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ben moi aussi j'étais assez étonné lol!
lol! Mora vidina ny daba ao @ Rallyesim ao ange hihihi

>> Parfois c'est plus fort que moi: "bravo le journalisme"

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Mba azonareo lazaina kely eto ve izany ho anay tsy nahita gazety ?

Inona no resahiny ?

Raha journaliste eto @ tanàna ange letsy tsy mahagaga e - moi je ne lis plus ces torchons Evil or Very Mad

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Za kou tsy nahita zalah fa dia efa naheno ny akony rendeer

Mba ataovy eto zalah asiana maso a!!! Wink

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Hanana ny toerany ny Rallye malagasy, amin’ity taona 2009 ity. Tsy nofinofy intsony fa hisy mpanamory malagasy mirahalahy, handray anjara amin’ny fifaninanana Rallye any Frantsa sy amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika 2009. Andrarezin’ny familiana fiarakodia eto Madagasikara amin’izao fotoana izao no hiatrika izany dia i Laza Randriamifidimanana sy Mathieu Andrianjafy. Samy mbola tanora izy roa lahy ireo. Tsy hitovy ny fihaonana hataon’izy mirahalahy satria i Laza, hifaninana amin’ny «Challenge Citroen Racing Trophy», iray amin’ireo rallye hiadiana ny ho tompondakan’i Frantsa. Hiova fiara ny lehilahy ka tsy ilay Mitsubishi, mahazatra azy intsony no hoentiny fa Ford Focus Wrc, avy amin’ny Bp Ford Abv Dabhi World Rally Team.

Mathieu, tompondakan’i Madagasikara 2007 kosa, handray anjara amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika «Challenge Pirelli Star Driver». Fandaharam-potoana tafiditra amin’ny fitiliana ireo mpanamory afrikanina tanora mendrika. Fifaninanana ao anatin’ny fiadiana ny ho tompondaka kaontinantaly, ataon’ny federasiona iraisam-pirenena. Manana safidy roa izy na hiatrika ny fihaonana ao Tanzania sy Kenya na Oganda sy Zimbaboe.

Fantatra izao fa anisan’ny hifampitady amin’i Laza, any Frantsa i Toavina Rakotomalala, izay mipetraka any. Tsiahivina fa ankoatra an’i Toavina, misy an’i Mamisoa Rajoel koa mifaninana amin’ny Rallye ao La Réunion.

Ankoatra izay, hiverina ao anatin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara amin’ity taom-pilalaovana 2009 ity, ny Rim (Rallye International de Madagascar).

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

faly nandika ilay article en emsics tao am rallygasy fotsiny ry lerony ...kanefa dia mazava tsara lay article fa sur RBR no resahina lol!
alao tsy manao article toy zay andika vilana ny ataon'ny hafa amn'io lery tsy kopy n'inoninona fa dia tena copier coller an le tao am rallygasy e hihihi
sauf que adinony le RBR lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

tena tapa-tsinay za lé !!!! LaughingExclamationlol!clapclap

bigbang a écrit:
sauf que adinony le RBR lol!


ka tsy ainy hoe ina ilay rbr dia tsy napetrany !!! Razz

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tsy takatri ny sainy marina lay RBR d ts sahiny natao tao marina le NoNo

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
bigbang a écrit:
Hiova fiara ny lehilahy ka tsy ilay Mitsubishi, mahazatra azy intsony no hoentiny fa Ford Focus Wrc, avy amin’ny Bp Ford Abv Dabhi World Rally Team.



Izany no antsoina hoe scoop kle lol!lol!lol!lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
cheerscheerscheers Ho tanteraka tokoa anie izany cheerscheers .....dans le réel cheerscheers.......

Ary adinon-dry leirony The Doctor sy ny "Focus Stade Toulousain" lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

iny aloha dia lol!lol!lol!lol! be mity e

D aôna hozy lery t@ nantsoinla letsy izy ry Big??? inona no navaliny???

trop kosaaloha lay fandikana any @tsy izy mihitsy a.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

za kosa aloha tonga d maka an Nirina 58 fa sur fa tsisy maharesy azy am zany challenge citroen trophy zany raha mitondra focus WRC lery e lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Nerone a écrit:
za kosa aloha tonga d maka an Nirina 58 fa sur fa tsisy maharesy azy am zany challenge citroen trophy zany raha mitondra focus WRC lery e lol!


Merci lol!lol! rahovina noho aterin'i Nerone any an-trano io daba io? cheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
aza atao an'izany lesy lery fa izy ary izany ange hita hoe mijery rallygasy.tk e!

Kozina fotsiny angamba lery hoe jereo tsara amin'ny manaraka dia raha misy tsy mazava dia aleo manontany

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...