TsitsiGalli 0 Posté(e) le 9 janvier 2009 Aleo hono zany atao ato ny fangatahana fa le modo masika be e!!! mila fanampiana ny tenanay am reglage tarmac fa mora mandeha kely ny vodin'ilay polo VW PERFORMANCE ô Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 9 janvier 2009 Kitiho kely ilay repartition diff e!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli 0 Posté(e) le 9 janvier 2009 iny ngeh ra-His efa maty kapoka mihitsy e! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 9 janvier 2009 ary ny amort ndray ary e!!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
thomas_radstrom 0 Posté(e) le 9 janvier 2009 - Ampiakaro ny couple diff max avant - Raha mbola maditra be dia midira mihitsy any @ tableaux diff dia ataovy 100% daholo ny diff avant - Rehefa mbola maditra ihany dia somary henjano kely ny susp arrière (ressorts), na ampiakaro koa ny compression arrière - Raha mbola maditra ihany dia somary ampiakaro ny lohan'ilay fiara (hauteur de caisse avant) mba hilatsaka any aoriana ny poids. Fa ilay koa ange milalao clavier e ! normal io comportement io Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dude1111 0 Posté(e) le 9 janvier 2009 Rehefa tady hitsipaka iny ny vodiny dia ataovy "ALT F4" dia ovao gravel ilay mode !!!!! Manadala ao Tsi² fa ny tenanay tsy mahavoa tarmac ka aleo tsy miteny fa sao lasa jamba mifampitantana eto isika !!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Soafikov 0 Posté(e) le 9 janvier 2009 Dodanen a écrit:Rehefa tady hitsipaka iny ny vodiny dia ataovy "ALT F4" dia ovao gravel ilay mode !!!!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Mc Crash 0 Posté(e) le 9 janvier 2009 Dodanen a écrit:Rehefa tady hitsipaka iny ny vodiny dia ataovy "ALT F4" dia ovao gravel ilay mode !!!!! Manadala ao Tsi² fa ny tenanay tsy mahavoa tarmac ka aleo tsy miteny fa sao lasa jamba mifampitantana eto isika !!! Ary so dia mba misy Setup-na taimbaka any Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dude1111 0 Posté(e) le 10 janvier 2009 Mc Crash a écrit:Dodanen a écrit:Rehefa tady hitsipaka iny ny vodiny dia ataovy "ALT F4" dia ovao gravel ilay mode !!!!! Manadala ao Tsi² fa ny tenanay tsy mahavoa tarmac ka aleo tsy miteny fa sao lasa jamba mifampitantana eto isika !!! Ary so dia mba misy Setup-na taimbaka any ...misy ka !! zany hoe io otrany setup rehetra : miainga @feeling !!!!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dude1111 0 Posté(e) le 10 janvier 2009 Sao dia mety hanampy an'i Tsi² ity (na ho antsika rehetra mintsy aza) : http://rsrbrlive09.rallyesim.com/adjustments_RBR.asp Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites