Soafikov 0 Posté(e) le 2 janvier 2009 Dia faly aloha miaharaba ny Team So6 alpha rehetra dia ho taona hahitana fahombiazana sy points be dia be ho antsika team Alpha. Manomboka ny saison Rsbr 2009 koa dia tsara manomboka mifidy fiara hoan'taona 2009 koa ny IRC (monté-carlo)dia du 19 au 25/01/2009 dia ny WRC (Ireland) dia du 26/01 au 01/02/2009 Tandremo : -Monté-carlo = misy mod nuit sy SS mod monté-carlo (tandremo zany ny resolution graphique fa mazefatra ilay alina dia tandremo koa ny verglas @ ilay mod monté-carlo fa mila mande "aux pas") ny tsara aloha dia manao session public essa fa tena henjana ilay izy fa mahfinaritra aloha fa mila mi-gerer sady afaka hatao sur + sieurs jours ilay rallye eee. -Ireland = SS Tarmac sy Mix mod fa tandremo fa misy ilay SS pribram lava be iny ilay nanaovan'Emsics scratch io (hihihi) fa misy ireo SS tian-tsika Chirdon(mix mod), Shepherd II, East-W, Tanner II fa tarmac Koa dia mahazotoa manao reco fa tonde daoolo reo eee Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Mc Crash 0 Posté(e) le 2 janvier 2009 Soafahana a écrit:Dia faly aloha miaharaba ny Team So6 alpha rehetra dia ho taona hahitana fahombiazana sy points be dia be ho antsika team Alpha. Manomboka ny saison Rsbr 2009 koa dia tsara manomboka mifidy fiara hoan'taona 2009 koa ny IRC (monté-carlo)dia du 19 au 25/01/2009 dia ny WRC (Ireland) dia du 26/01 au 01/02/2009 Tandremo : -Monté-carlo = misy mod nuit sy SS mod monté-carlo (tandremo zany ny resolution graphique fa mazefatra ilay alina dia tandremo koa ny verglas @ ilay mod monté-carlo fa mila mande "aux pas") ny tsara aloha dia manao session public essa fa tena henjana ilay izy fa mahfinaritra aloha fa mila mi-gerer sady afaka hatao sur + sieurs jours ilay rallye eee. -Ireland = SS Tarmac sy Mix mod fa tandremo fa misy ilay SS pribram lava be iny ilay nanaovan'Emsics scratch io (hihihi) fa misy ireo SS tian-tsika Chirdon(mix mod), Shepherd II, East-W, Tanner II fa tarmac Koa dia mahazotoa manao reco fa tonde daoolo reo eee Mikofokofoka mihintsy ny team manager Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dude1111 0 Posté(e) le 2 janvier 2009 Mc Crash a écrit:Soafahana a écrit:Dia faly aloha miaharaba ny Team So6 alpha rehetra dia ho taona hahitana fahombiazana sy points be dia be ho antsika team Alpha. Manomboka ny saison Rsbr 2009 koa dia tsara manomboka mifidy fiara hoan'taona 2009 koa ny IRC (monté-carlo)dia du 19 au 25/01/2009 dia ny WRC (Ireland) dia du 26/01 au 01/02/2009 Tandremo : -Monté-carlo = misy mod nuit sy SS mod monté-carlo (tandremo zany ny resolution graphique fa mazefatra ilay alina dia tandremo koa ny verglas @ ilay mod monté-carlo fa mila mande "aux pas") ny tsara aloha dia manao session public essa fa tena henjana ilay izy fa mahfinaritra aloha fa mila mi-gerer sady afaka hatao sur + sieurs jours ilay rallye eee. -Ireland = SS Tarmac sy Mix mod fa tandremo fa misy ilay SS pribram lava be iny ilay nanaovan'Emsics scratch io (hihihi) fa misy ireo SS tian-tsika Chirdon(mix mod), Shepherd II, East-W, Tanner II fa tarmac Koa dia mahazotoa manao reco fa tonde daoolo reo eee Mikofokofoka mihintsy ny team manager anao azy izy io fa mihomana !!!! fa na dia zany ilay tarmac tsy tafa e !!!!!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Soafikov 0 Posté(e) le 3 janvier 2009 The doctor, Dodanen> Ny team So6 Alpha dia mizara ny traikefany izay noho mahatonga ny resaka hatao en public ato fa ny réglage indray aloha dia tsika team So6 Alpha dia aleo mifandefa MP. Ity amiko misy reglage pour gravel sy mod mix ry team Alpha fa ny Snow sy Tarmac (Peno oooo) dia miandry ary indrin²dra ny mod Monté-carlo de mbola Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
emsics1 0 Posté(e) le 3 janvier 2009 Soafahana a écrit:The doctor, Dodanen> Ny team So6 Alpha dia mizara ny traikefany izay noho mahatonga ny resaka hatao en public ato fa ny réglage indray aloha dia tsika team So6 Alpha dia aleo mifandefa MP. Ity amiko misy reglage pour gravel sy mod mix ry team Alpha fa ny Snow sy Tarmac (Peno oooo) dia miandry ary indrin²dra ny mod Monté-carlo de mbola mba andefaso mp kou lesy zah na tsy α aza a! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dude1111 0 Posté(e) le 3 janvier 2009 aleo hidiranay foana ato refa tsisy hiresaka ireo membre ao @ so6 alpah !!!!!! ..ny ahy alony dia ny suede no homaniko fatratra ato fa ilay iremand io tsy asiako sirany mintsy e !!!!!ny neige ato no efa manjaka !!!!! ..fa dia bonne chance laisany izay anao tarmac ee!!! [ho hita ay @ faraparany ay daholo zany ny gasy @io zao !!! sura aho !!!!!mdrrrrr Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
thomas_radstrom 0 Posté(e) le 3 janvier 2009 Ialahy ry Doda a ! f'ahoana no lazain'ialahy fa tsy mahay tarmac ny gasy ! izahay ange lty notezaina t@ gran turismo sy need for speed e Fa ho hita eo fa io Ireland io aloha tena ho atao mihitsy na gaigy be aza ry zalahy frantsay tarmac - 1er rallye en tant que ao @ team "feu" prodrive koa ka tonga dia Asa fotsiny hanao ahoana ilay subaru fa mbola tsisy tests mihitsy hatramin'izao Fa ilay monte-carlo koa no tena gidragidra ny adhérence Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dude1111 0 Posté(e) le 3 janvier 2009 thomas_radstrom a écrit:Ialahy ry Doda a ! f'ahoana no lazain'ialahy fa tsy mahay tarmac ny gasy ! izahay ange lty notezaina t@ gran turismo sy need for speed e Fa ho hita eo fa io Ireland io aloha tena ho atao mihitsy na gaigy be aza ry zalahy frantsay tarmac - 1er rallye en tant que ao @ team "feu" prodrive koa ka tonga dia Asa fotsiny hanao ahoana ilay subaru fa mbola tsisy tests mihitsy hatramin'izao Fa ilay monte-carlo koa no tena gidragidra ny adhérence Die ho hita eo zany !!!! ..ialahy io mintsy no tiako ho hita hoe hanahona !!!!!!! tsy alô manaja tena otranay??????hahahaha Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Nari9 0 Posté(e) le 3 janvier 2009 Fa le road book ange prezda ôtran tsy itako mitsy eeee Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
PenoMen 0 Posté(e) le 4 janvier 2009 Soafahana a écrit:T Ity amiko misy reglage pour gravel sy mod mix ry team Alpha fa ny Snow sy Tarmac (Peno oooo) Raha ny amiko manokana de tsy mikasika afa-tsy frein a fa efa zatra lotra ny "par defaut" de tsy sahy manovaova tsony . Fa raha misy interessé de MP de omeko valeur précis repartition frein zay natoron'i CI Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Soafikov 0 Posté(e) le 4 janvier 2009 Nari9 a écrit:Fa le road book ange prezda ôtran tsy itako mitsy eeee ato ilay roadbook ooo Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
thomas_radstrom 0 Posté(e) le 4 janvier 2009 Dodanen a écrit:thomas_radstrom a écrit:Ialahy ry Doda a ! f'ahoana no lazain'ialahy fa tsy mahay tarmac ny gasy ! izahay ange lty notezaina t@ gran turismo sy need for speed e Fa ho hita eo fa io Ireland io aloha tena ho atao mihitsy na gaigy be aza ry zalahy frantsay tarmac - 1er rallye en tant que ao @ team "feu" prodrive koa ka tonga dia Asa fotsiny hanao ahoana ilay subaru fa mbola tsisy tests mihitsy hatramin'izao Fa ilay monte-carlo koa no tena gidragidra ny adhérence Die ho hita eo zany !!!! ..ialahy io mintsy no tiako ho hita hoe hanahona !!!!!!! tsy alô manaja tena otranay??????hahahaha Io ange letsy Doda tsy hoe je vais gagner ce rallye fa hoe on va faire le maximum de ho hita eo ny résultat e de toute façon koa izaho tia asphalte, tiako daholo ny surfaces rehetra e Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
emsics1 0 Posté(e) le 5 janvier 2009 Soafahana a écrit: Tandremo : -Monté-carlo = misy mod nuit sy SS mod monté-carlo Koa dia mahazotoa manao reco fa tonde daoolo reo eee amin'ilay mode nuit izany no ilaina an'ilay nyctalope a! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dude1111 0 Posté(e) le 5 janvier 2009 Citation :[quote="thomas_radstrom] Io ange letsy Doda tsy hoe je vais gagner ce rallye fa hoe on va faire le maximum de ho hita eo ny résultat e de toute façon koa izaho tia asphalte, tiako daholo ny surfaces rehetra e[/quote] tairo ary fa za makan'lahe !!!!! allé Toum'assssss !!!!!! Fa raha hiverenanany ny sujet dia ny tsikaritra dia i prezz no tsy miala mintsy @ session public an !! tena tazako ao foana rehefa mba sendra miditra iny aho !!!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 5 janvier 2009 komika am'lé mapmé mintsy ty doda sy thomas ty Pour les réglages et autres, je propose de ne pas le faire en MP mais de le divulguer ici avec un print screen. (inn fotsiny no maha "partager la passion" azy raha ho atao parssi io zavatra io) mba mihavaka ny antsika fa mba hoe omena ny donnes rehetra é, sady azavaina ny compoertment n'ilay fiara. Ny tena tsara aza D ny replays mintsy no alefa eto, am'zay sady hita ny trajectoires no hita ny réglages. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dude1111 0 Posté(e) le 5 janvier 2009 Henintsoa a écrit: Pour les réglages et autres, je propose de ne pas le faire en MP mais de le divulguer ici avec un print screen. (inn fotsiny no maha "partager la passion" azy raha ho atao parssi io zavatra io) mba mihavaka ny antsika fa mba hoe omena ny donnes rehetra é, sady azavaina ny compoertment n'ilay fiara. Ny tena tsara aza D ny replays mintsy no alefa eto, am'zay sady hita ny trajectoires no hita ny réglages. Hita mintsy elah fa tsy ao @ ilay TEAM !!!!!! .... Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Bigbang 0 Posté(e) le 5 janvier 2009 Soafahana a écrit: Tandremo : -Monté-carlo = misy mod nuit sy SS mod monté-carlo (tandremo zany ny resolution graphique fa mazefatra ilay alina dia tandremo koa ny verglas @ ilay mod monté-carlo fa mila mande "aux pas") ny tsara aloha dia manao session public essa fa tena henjana ilay izy fa mahfinaritra aloha fa mila mi-gerer sady afaka hatao sur + sieurs jours ilay rallye eee. -Ireland = SS Tarmac sy Mix mod fa tandremo fa misy ilay SS pribram lava be iny ilay nanaovan'Emsics scratch io (hihihi) fa misy ireo SS tian-tsika Chirdon(mix mod), Shepherd II, East-W, Tanner II fa tarmac Koa dia mahazotoa manao reco fa tonde daoolo reo eee obligatoire v ny manao an io tounga d tsorina fa tsisy rampe de phare lay fiara nay ka mitokona refa alefa amin'lay epreuve de nuit Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 5 janvier 2009 +1 @ Big Tsy manana rampe de phare zahay o!! Ny jironay 128W no misy nefa toa raha tsy 512w tsy mahita ninoninona @ ilay mandeha alina!! Nefa mazoto beu hanao ilay Monté Carlo na tsy nahita réglage milay hoan 'ilay VW aza Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 5 janvier 2009 Mr Manager sy zalah alpha> mila samy miteny eto daholo marina ny hoe inona no vam entin'ny tsirairay an!! mba handinihina ny hiadivana point!! Sao manao S2000 daholo tsika fa tsy nisy niady ilay N1 na ilay classe hafa. De plus, ny rallye asphalte tsy dia miady loatra @ ankamaroany bandy Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
thomas_radstrom 0 Posté(e) le 5 janvier 2009 Izaho Monte-Carlo 207 S2000 fa hatr@ izao aloha hitako ça va be ny réglages par défaut an'io vam io ... par contre, nihena be ny puissance-ny par rapport @ version taloha (mitokona mihitsy izy en sortie épingle raha tsy 1ère). Ilay choix de pneus koa no tena tantara @ io Monte io : ny hitako aloha dia mba azo leferina ihany ilay pneus neige @ ilay mod monte-carlo na dia asphalte sec aza. Dia izaho 100% d'accord @ Hents mihitsy @ ilay mametraka réglages sy replays eto fa saingy toa izaho irery no mitondra Subaru Impreza WRC Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
PenoMen 0 Posté(e) le 5 janvier 2009 thomas_radstrom a écrit: toa izaho irery no mitondra Subaru Impreza WRC Team Rallygasy subaru WRC 06 forever koa Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dude1111 0 Posté(e) le 6 janvier 2009 Peno a écrit:thomas_radstrom a écrit: toa izaho irery no mitondra Subaru Impreza WRC Team Rallygasy subaru WRC 06 forever koa Anao azy koa reto zany ann !!!! combat ty marina na entre samy gasy aza !!!! tsy andriko izay hanombohany !!!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Soafikov 0 Posté(e) le 6 janvier 2009 His a écrit:+1 @ Big Tsy manana rampe de phare zahay o!! Ny jironay 128W no misy nefa toa raha tsy 512w tsy mahita ninoninona @ ilay mandeha alina!! Nefa mazoto beu hanao ilay Monté Carlo na tsy nahita réglage milay hoan 'ilay VW aza aza mitaitaina fa ny jiro dia afaka hamafisina manindry ny touche num 7 sy 8 pour éclairé dia 4 sy 5 raha hampidina ny intensité jiro fa tena lasa mazava be toa ny andro atoandro eee Ny fiara ny ahy WRC: C4 A8W Client; IRC: 207 S200 N4; MRC: Evo 9 A8 Ny skin mbola halefa eto ihany fa mbola ao @ salle de peinture koa miandry ny loko ho maina vao havaokan-dry Net Access Racing Car Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Bigbang 0 Posté(e) le 6 janvier 2009 non tsy kestion hoe éclairage tsy mazava ny ahy ka... fa ny pc-ko mitsy no mitokona refa mandefa le mode nuit Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Soafikov 0 Posté(e) le 6 janvier 2009 Handramo ndray ary ny mampidina ny resolution rehetra fa raha tsy izay dia mankaty @ NARC noho solution farany Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 6 janvier 2009 Za ngamba efa toundé any @ NARC no manao ny 3ème journée!! Reservation io zalah!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dude1111 0 Posté(e) le 6 janvier 2009 His a écrit:Za ngamba efa toundé any @ NARC no manao ny 3ème journée!! Reservation io zalah!! ny ahy ny saison complete mintsy no any @ NARC !!!!!!!!! r reservatrion koa io !!!!! manadala aho prez a !! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
thomas_radstrom 0 Posté(e) le 6 janvier 2009 Dodanen a écrit:Peno a écrit:thomas_radstrom a écrit: toa izaho irery no mitondra Subaru Impreza WRC Team Rallygasy subaru WRC 06 forever koa Eiisssy de izahay sy Peno izany no mizara réglages rehefa manche championnat du monde Fa ahoana ity miova Evo 9 ity Ra-Prez a ? tsy namely intsony angaha ilay Toyota sa ahoana ? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Soafikov 0 Posté(e) le 6 janvier 2009 milay leitsy ilay evo IX angamba aaa fa hita eo ihany eee Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
PenoMen 0 Posté(e) le 7 janvier 2009 TSy hisy hanao GrN mintsy anga sa tsy miteniteny? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Nari9 0 Posté(e) le 9 janvier 2009 Pfff mandreraka be le manao test... Nari9 WRC : Xsara teamso6alpha IRC : ImprezaN11 teamso6alpha MRC : Celica teamso6alpha ex-Soaf Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Christophe B+ 0 Posté(e) le 9 janvier 2009 Nari9 a écrit: MRC : Celica teamso6alpha ex-Soaf ary i prez tsy niteniteny fa hay kay efa namidy lé Toyota an! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 9 janvier 2009 Nari9 a écrit: MRC : Celica teamso6alpha ex-Soaf enfin entre de bonen mains, misy potentiel io fiara io fa lé tompony taloha diso tsy miraharaha mintsy, aiza letsy koa t@ rally farany lany lasantsy tany ss lery nefa tokony ho lery no naharesy hihihihihihih Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Bigbang 0 Posté(e) le 9 janvier 2009 Henintsoa a écrit:Nari9 a écrit: MRC : Celica teamso6alpha ex-Soaf enfin entre de bonen mains, misy potentiel io fiara io fa lé tompony taloha diso tsy miraharaha mintsy, aiza letsy koa t@ rally farany lany lasantsy tany ss lery nefa tokony ho lery no naharesy hihihihihihih aza atao an zany ny manager-nay an!! tsy fidiny azy lé lany lasantsy iny Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Soafikov 0 Posté(e) le 9 janvier 2009 Tsy namidy fa ilay Toyota fa mbola manao essai hi Nari9 fa raha mety dia hatakalo evo IX vao² dia zaho manindry DVD Rbr original fa mbola ....chuttttttttt Nari9>aza mihaino an-dry zalah elah @ ilay hoe tsy noraharahina ilay fiara io t@ 2008 fa tena nataoko tao @ salon mihintsy iny leitsy fa andraso fa preuve à l'appui handefa photos eto za eee !!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 9 janvier 2009 Ilay manao essai an-lé vam zany degany beu fa tsy hay tsony hoe inona no kitihina fa misy tsy mety kely foana Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
bary 0 Posté(e) le 9 janvier 2009 za zany h@ zao mbola tsy décidé mihitsy @ ilay vam e! Ary hono ho a! ahona ilay manao mode nuit,fa tena tsy koboko mihitsy Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Mc Crash 0 Posté(e) le 9 janvier 2009 Henintsoa a écrit:Nari9 a écrit: MRC : Celica teamso6alpha ex-Soaf enfin entre de bonen mains, misy potentiel io fiara io fa lé tompony taloha diso tsy miraharaha mintsy, aiza letsy koa t@ rally farany lany lasantsy tany ss lery nefa tokony ho lery no naharesy hihihihihihih Anao commentaire za sa tsy hanao????? bon finalement laisse tomber Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dude1111 0 Posté(e) le 10 janvier 2009 Mc Crash a écrit:Henintsoa a écrit:Nari9 a écrit: MRC : Celica teamso6alpha ex-Soaf enfin entre de bonen mains, misy potentiel io fiara io fa lé tompony taloha diso tsy miraharaha mintsy, aiza letsy koa t@ rally farany lany lasantsy tany ss lery nefa tokony ho lery no naharesy hihihihihihih Anao commentaire za sa tsy hanao????? bon finalement laisse tomber iianao ary malaz mikotrana paaarsii be hono any toulouz any ko !!!! ra chekpoint anie zvt manao rapport aty foana e !!!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 20 janvier 2009 Mamaky ilay reglément IRC za zalah fa toa classement générale dia 2RM ihany no misy ao!! Fa ny par catégorie ve misy sa tsia? Sao manko manao @-na vam N1 nefa kay tsisy dikany akory Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dude1111 0 Posté(e) le 20 janvier 2009 His a écrit:Mamaky ilay reglément IRC za zalah fa toa classement générale dia 2RM ihany no misy ao!! Fa ny par catégorie ve misy sa tsia? Sao manko manao @-na vam N1 nefa kay tsisy dikany akory Ny classement special S2000; classement Spécial gpeN no sura fa misy aloha ee!!dia classement 2RM. Fa ny 2RM no tsy aiko hoe toundé tamba be ve sa mbola miditra koa ilay sous-classe reny !!llol.. otrany tsy miady manko raha hoe Clio R3 sy 106 1,4L ve no atao iray classement !!..hihi.. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 20 janvier 2009 Ben, apparement c'est ça!! Tamba be ao dawl ny 2RM!! Rehefa avy nanontany tao za teo Dikany zany zalah dia hoe aleo maka 2RM matanjaka tsara toy izay mitondra ilay N2 (Hents, miakatra classe tsika ) Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dude1111 0 Posté(e) le 20 janvier 2009 His a écrit:Hents, miakatra classe tsika Io zany ilay hoe niakatra grade tsy fidiny !!!hihihi Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 20 janvier 2009 Ie!!! Saika hamely N2 za-y dia raha izao tsy hitako izay hijanonana any kou (nefa nilay ihany ny nitondra ilay swift kely an!! ) Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Christophe B+ 0 Posté(e) le 21 janvier 2009 ary za kay tsy nahalala fa hay kay misy 207 S2000 vita rainibolto an! azo entina am MRC ve ny S2000??? otrany nahazo proposition de contrat tany am Peugeot manko zay dia mbola mandinika!!! Sicam aloha zany c'est sur fa MITSU sa PIZÔT, zay no fanotaniana... misy offre ihany any am SODIAMA fa tsy dia tentant loatra... Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dude1111 0 Posté(e) le 21 janvier 2009 Christophe B+ a écrit: azo entina am MRC ve ny S2000???... FA i Ari ve manofy e!!...hihhi...@ reco elah afaka mitondra azy @MRC fa rehefa tena izy d tsy afaka tsony !!!hihhi... Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
J.Bee'ber 0 Posté(e) le 21 janvier 2009 Vrai, sady vao nandefa MP @ Fifou za fa misy erreur ao @ choix na daba MRC satria nisy A7S tafiditra teo, donc S2000. Normalement tokony ho corriger io bientot. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Soafikov 0 Posté(e) le 22 janvier 2009 Ary in ary no hataony reto Team ZEFA ato reto !!! Sinon ny hatsika Team Alpha dia tsy asiana consigne @ ity IRC ty fa prise en main hoan'tsir1r1 ilay rallye io koa dia samia mitondra ny fiara heritrerentiny tsir1r1 dia mijery ny resultat tsika dia avy eo hamboarina ny paik'ady fa mbola manana droit miova fiara indr1 tsika eee !! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
PenoMen 0 Posté(e) le 22 janvier 2009 Ok manager. nena alou angamba le 207 S2000 ihany fa tsy nanao essai vama hafa a na de fatako aza fa asian'zala 20s foana ary a au minimum. Le fanaovana reglage zany tsy mety azoko mintsy e, akotran'ny frein sy ny boite de vitesse, fa bon... on roule avec alou. Miandry rencontre de maka lesona tsara amzay. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites