Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Dude1111

Fanotaniana adaladala manitikitika

Messages recommandés

Mba hono hoa ry akama isany !!!! mety misy manana experience vecue ihany @ ilay zvt izay hanotaniako eto ka iangaviana mba hamaly izay efa niaina izany e !!
Bon zao ary ilay izy:

1)Raha sendra misy poritra na marary kibo tampoka ve any anaty ES dia ina no atao? mijanona ve dia mandatsaka kely dia gooo ndray aveo?? sa miaritra atr@ arrivé??sa toundé manao am-pataloha ao??( dia tsy mikozikozy aveo)...ndray² manko rehefa mitontontontona iny dia voamaika mi-stimule an'ilay poritra !!!!! LaughingLaughingLaughing !!!

2) EFa nisy cas ve hoe tezitra ilay copilote dia nangataka niala t@ fiara ka iny hono fa ilay pilote rery sisa no tonga teny @ arrivé????lol!lol! na koa hoe tezitra dia niady tao anaty cockpit mintsy tahaka an'ry GIgi galli reny !!!! Twisted EvilTwisted EvilTwisted EvilTwisted Evil


Brefff.. somary nandra² ilay fanotaniana fa mba manitikitika @ izao andro faramparany @ ity taona 08 ity e!!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

d ny note v no if.... lesy lol!lol!
ty kosa ny fanotanina pertinente indrindra tam ty taona ty an lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
bigbang a écrit:
d ny note v no if.... lesy lol!lol!
ty kosa ny fanotanina petinente indraindra tam ty taona ty an lol!


lol!lol!... aaa fa tena serieux io ry zalah annnn Surprised

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

efa nisy tokoa izany ry dodanen:
cas 1: Danielson sy terrinen tamin'ny R 21 quadra, alohan'ny SS Mandraka , tsy nety niakatra i terrinen fa romotra be i HD dia hoe tsy maintsy resiko io lancia eto sml2 .

cas 2: mbola i leiry ihany HD , efa avy nanao tonneau tamin'ny R 21 quadra dia mbola à fond foana , tsy nety nanohy intsony i Terrinen

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Peno a écrit:
Manala azy mintsy laisany mitsam reto kle. Tsy laitra lol!lol!


Tena manal azy izy mitsam lol!lol!lol!petardpetard
latsaka za vô marain amamky an'lisany mitsam reto petardpetard

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

tena possible izany ry dodanen : Razz

- Précautions : alohan'ny départ SS dia tsy maintsy mandatsaka kely foana aloha. Miampy ny trac dia lasa marary kibo dia aleo mandeha maka sisiny kely (tandremo ihany ilay combi sao dia feno rehefa any anaty ala any an lol! )
Une fois elà tafiditra ao anaty vam dia concentré tsy mieritreritra izay poritra any intsony, fa par contre raha vao vita ny ss dia miverina ilay marary kibo. Solution : Mitondra Coca cola sotroina. De toute façon, aleo maka précaution vao maraina alohan'ny hiainga any an-trano dia aleo mandatsaka kely, + mitondra actapulgite 3g + coca tonga dia tankina. lol!

Resaka copil sy pilote indray : efa nisy cas ihany koa niady i Koc Be sy Maurice Be (cf 50 ans de rallye à Madagascar) dia tsy nety hiakatra tao anaty vam intsony i Koc be tany Tsididy dia vita teo ny rallye.

Au passage, nahazo exemplaires maromaro za @ ilay boky "50 ans de rallye à Madagascar" ho an'izay intéressé : 10000 Ariary ny exemplaire iray ( 4 sa 5 sisa no ato an!). Andefaso mp ho an'izay intéressé.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

expérience zaraina: +1 @ le coca fa ny sakafo koa eo tapa-mofo dia hosorana vache qui rit kely fa tena tsy poritra mandra-paha tapitry ny spécial fa vô vita ny spécial ôka fotsiny lany ny moitié n'ny papier hygiénique bom

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Dodanen a écrit:
bigbang a écrit:
d ny note v no if.... lesy lol!lol!
ty kosa ny fanotanina petinente indraindra tam ty taona ty an lol!


lol!lol!... aaa fa tena serieux io ry zalah annnn Surprised

HIHIHIHIHI tena trop mihintsy nareo roalahy ry Doda sy Big fa tena question essentiel @ rallye iny napetrak'lisany iny an !!! hihihihihihi

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

bon..avis aux amateurs zany !!!!..mandatsaka aloha vao miakatra ny fiara sao hanahirana ao !!!! lol! valable ho an'ny Cross car koa io aa!!! Razzmamely akaiky aho zany !!!! Razz

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

marina tokoa aloha fa refa misy reny hazo miampita ireny mety tena lasa henjana be satria raha double pilote dia ilay iray ao hafara no mihosina raha tsy nandatsaka ilay pilote taloha ......... lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Za lou bol ts tratrany lay poritra na ranony na vetiny fa t@ zay kosa teo @ PC d lay anainga 1er jour d lay misy fiantsona oe voiture numero zao katram zao miomana fa anainga @zay. makafoka
Zay mou M9 d ela ela vo vo-antso fa durant lay fiantsona tena otrany ni-palpitaka b zany ts aiko oe nawona fa ts nahazo aina mitsy d nivezy vezy aller retour eraky ny PC sad mifoka sora ts mijanona petardpetard mitsy, t@ zay teo Mahamasina ny PC t@ rallye tour de tana....
Fa 1e fois vo antso @ zay d namonjy ny vam aingana d natsipy ny sorah d vo taf-petraka teo ambony bacquet av eo tou d ca va beu comm si de rien netai dancedance ... d 'zay.
so6
Apres mou zany ts navita e.s1 akory tou d sortie de route teny Vontovorona... d evidawoazy mazamen fa d argueargue t@ pilote sad ts tratra kou t@ zay ra ts diso ah ny anovana repechage...
Niandry ny es.2 zany oe ny retour d nivadika teny @ pif paf GGB nijery d
ny thbthbNOS beu namono eritreritra...
so6
makafoka

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mikkah a écrit:

Apres mou zany ts navita e.s1 akory tou d sortie de route teny Vontovorona... d evidawoazy mazamen fa d argueargue
makafoka


Mba ratsy vintana koa zany klééé MadRazz ....tsy aleo tsy nanainga !!!!!! lol!lol! ..mananihany aho... petard sô dia nofeorsen'laisany be loatra kosa ilay NOS ary?? Laughing

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Za efa nahita Pilo ray zay, tratran'i pression be... fa tonga dia tsy tantiny intsony fa teo @ parc fermé... alohan'i hiainga lol! véridique io ry zalahy an!

fa ny daba reco sy rallye misy taratasy foana any anatiny an Smile

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
nirina58 a écrit:

fa ny daba reco sy rallye misy taratasy foana any anatiny an Smile


Mieux vaut prevenir que guerir e !!!!! Laughing ... fa Softy sa Safosafo??? lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Nisy equipage koa, avy ny deleste dia maika hande dia nampiakarin'ny combi tao an-katony ilay navesatra ka tsy azony an tsina raha tsy tao anaty vam...nisy fofona court-circuit sy nafanafana ny hatony... bounce

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ary zay za vao nahita an'ty post ty fa tena latsaka za mamaky an'le izy ry zalah aaa!!!!!!!!
Zany no tena oe resa-t.. lol!lol!lol!lol!
Milay ee!!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
bigbang a écrit:
faly ery ny manager an' ny Team KK lol!


Iza ary zany??? Surprised ..tsy izaho alonay e !!!.. mety ra Soaf ngamba lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Dodanen a écrit:
bigbang a écrit:
faly ery ny manager an' ny Team KK lol!


Iza ary zany??? Surprised ..tsy izaho alonay e !!!.. mety ra Soaf ngamba lol!

aza mifanolotra vato mafana ohatr'izany RaManagern'Team Zipety fa tonde nareo Team Zipety noho mety ho latsat atsy oa atsy lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
freddy a écrit:
Nisy equipage koa, avy ny deleste dia maika hande dia nampiakarin'ny combi tao an-katony ilay navesatra ka tsy azony an tsina raha tsy tao anaty vam...nisy fofona court-circuit sy nafanafana ny hatony... bounce


lol!lol!lol! tiako ho fantatra be ny tohiny lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...