Bigbang 0 Posté(e) le 8 décembre 2008 Sali nisy vola 270.000 Fmg azo tam le nilalao RBR tany @ srk omaly alahady. Isika dia tokony - anome fandraisana anjara iany ho an'ny ACCT - mbola manana trosa 250.000 fmg ko anefa isika t@ banderole izay ni avancen'i Mikkah koa dia nozaraina aloa ilay izy , ka mbola misy 135.000 Fmg izay tokony omena an'i Mikkah Ny coticota ko araky ny hevitro (Ar 10.000 no tapaka tokony aloan'ny tsirairay) dia atao tora-po hoan'ireo zay mahatsapa tena fa team so6, zé omena d raisina an-tanandroa, satria tsy feno ara potoana ary tsy feno araky ny isan-tsika fona ilay izy, misy ireo efa nando in-2, misy in-1, misy in-0 noho ny antony samihafa (tsy mana-potoana, fahalaviran-ny toerana sns, sns...) aona ny hevitrareo so6ment votre Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Christophe B+ 0 Posté(e) le 8 décembre 2008 je suis tout a fait d'accord am Big am ilay hoe tora-po, aleo tsy raisina ho obligations ilay izy fa mba SO6 partager-na e! ny an i Mikkah ndray zany moa dis tsy very akory ny ambin ilay $ fa mino kosa aho fa refa misy vola kely ao am caisse tsika dia aloha ilay a ledala.... CONTINUONS A PARTAGER LES SO6 Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
mik-mak 0 Posté(e) le 8 décembre 2008 Ari Vatanen a écrit:je suis tout a fait d'accord am Big am ilay hoe tora-po, aleo tsy raisina ho obligations ilay izy fa mba SO6 partager-na e! ny an i Mikkah ndray zany moa dis tsy very akory ny ambin ilay $ fa mino kosa aho fa refa misy vola kely ao am caisse tsika dia aloha ilay a ledala.... CONTINUONS A PARTAGER LES SO6 Marina zany ehhh Michaotra mialouu Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Soafikov 0 Posté(e) le 8 décembre 2008 zay tapak' lisany dia ok foana eee sao misy miteny eo indray oe manao "didy jadona" Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Christophe B+ 0 Posté(e) le 9 décembre 2008 Soafahana a écrit: manao "didy jadona" ce ne serait pas une surprise de la part d'un président que ce soit du Team tian ny olona que du Tim tsy tian ny olona hihihihihi Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Soafikov 0 Posté(e) le 9 décembre 2008 Hazavao raTsi fa tsy azoko Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli 0 Posté(e) le 10 décembre 2008 Soafahana a écrit:Hazavao raTsi fa tsy azoko inn no tsy azon'là??? zà ngeh tsy mbola ni-post tato e Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Soafikov 0 Posté(e) le 10 décembre 2008 ilay TEAM TIM Tiamo Timi Tea me Ti.................. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli 0 Posté(e) le 10 décembre 2008 Tea for To, To for Tea, Tim for You and Team for Us Au fait, ne brule pas d'un coup les Soasisy, ils ont font des grillades ce sont qui, qui les brule? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Soafikov 0 Posté(e) le 10 décembre 2008 Dia mbola nisy resaka indray nge hono omaly t@ kidaona ee ouz Francis hono oe "zay aloha dia mandray ny olona rehetra hakohatrany Team So6" Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
focus11 0 Posté(e) le 10 décembre 2008 kôzy an??? erreur kosa zany an'lery zany e. fa bon, aleo koa izy any fa tsy olana ho antsika izany Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
emsics1 0 Posté(e) le 10 décembre 2008 Soafahana a écrit:Dia mbola nisy resaka indray nge hono omaly t@ kidaona ee ouz Francis hono oe "zay aloha dia mandray ny olona rehetra hakohatrany Team So6" dia mampihomehy ve hono lesy izany? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites