Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
dadah-mrallye

Challenge Thomas_radstrom : Inscription

Messages recommandés

Koa satria hoan'ny gasy de pirat

Ato zany ny atao ny inscription sy ny taim-baka rehefa mety ho zaka rehetra
(fanararotana ihany)

Condition:
1-efa napetran'i Tompony fa Hoan'ny Gasy
2- Eto Madagasikara (tsy zaho no nametraka anio Mc crash an lolllllll)
3-de zay classement avokan'i RSRBR ao no valiny tsy mbola asian calcul be hafa
4-de izay mano inscription ihany koa no tafiditra

Loka:
Joystick milay be azo hanaovana jeux maro isan-karazany mbola tsy de niasa firy ; ary be ny azo ilaina azy eeee sunny merci thomas_R

Rallye:

Ny Rallye moa zany de miaraka amin'ny Session Officielle Grande-Bretagne (01/12/2008 - 07/12/2008)

flower

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

milay kosa an
ra bandy mtondra am manettes mo zany dia atao frein a main le izy tsy otrany lol!lol! b v hihihi

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Handray anjara

771- dadah : WRC07 C4 : Team MOMO


mbola ataoko automatik ny vitesse aloha amin'ity fa efa hitako le manuel fa 5 sec sy 10 sec azo rofina tsara fa mila fahazarana de aleo aloha tsy mirisika

Fa raha tsy diso za mifanindry amin'ny zavatra maro isan-karzany io daty manantantara io an

Tena otran'ny so6 mihitsy no hikarakara zavatra ; de mety tsy ho mora ihany zany amin'ny forme ; zay tena ilaina tokoa amin'ny concentration; de tsy de havita reco ampy ihany koa ;na mahavita aza ;fa somary ho reraka kely ihany reo mahery fon'i so6 mahatsapa tena daholo zalahy isany


Ny tenanany koa moa tsy ento antoerana amin'izany 06/07 zany fa de aloha kelin'izay angamba no hampinana izay azo ho hanina ao


flower

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mety milay koa raha hoe samy mitondra matos daolo ny 06/11 dia miaraka amnao ilay session an!! @ izay tena misy taimbaka tsara noho hita eo zay mi-craque @ pression lol!

Membre tsara @ io (pour le fun moa Doda ô!!!!?)

518: His : Ford Focus : Team Gvintss camper

Ilay fog zany no tsy mi-convenir @nay fa raha vao Bad izany... ataonay mamay lisany smachduellol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
His a écrit:

Membre tsara @ io (pour le fun moa Doda ô!!!!?)
[/b][/size]


aaa...mba pour la gagne kosa @ty fa mba misy loka ee!!!hihihi...ataovy pour le fun ny an'lah rery !!!mdrrrrrrrrr RazzRazzRazz

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Hi soafahana moa mbola misy zavatra hataon'lery @ io daty io dia :


1690 :BELAZAO:FORD FOCUS WRC06:Team Momgivtsss

@ mba tsy hampandainga ilay anarany dia "Tairo rangah fa eo @ 1 min par ss eo ve tsy efa sahaza'nareo ary tsy maninona fa asioko frein pied gauche en permanence fa sao lasa las tsy miady ilay combat eee" petardpetard

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Soafahana a écrit:
Hi soafahana moa mbola misy zavatra hataon'lery @ io daty io dia :


1690 :BELAZAO:FORD FOCUS WRC06:Team Momgivtsss

@ mba tsy hampandainga ilay anarany dia "Tairo rangah fa eo @ 1 min par ss eo ve tsy efa sahaza'nareo ary tsy maninona fa asioko frein pied gauche en permanence fa sao lasa las tsy miady ilay combat eee" petardpetard

tena signature an olona petard miafina mintsy kosa ty an prez ty Laughingchaisepetard

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Dodanen n°974 sera de la partie mazava ho azy !!!! .. mdrrrrr TEAM : Tsy Kivyyyyy !!!!!!RazzRazz .....efa mande ny preparatif ato !!... rariva RDV @ session pour Mise au point faram-parany !!! Laughing

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
bary a écrit:
ShockedShocked fa rovina ry zala io session io?


manomboka @ herinandro (lundi) lesy ialahy d efa afaka manao a !!!.... Surprised

Sinon sa mihombo-kevitra @ HIS @lé hoe miaraka manao sessio d hita eo zé mikorapaka voalohany!!!!! RazzRazz

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Hisy hifampitady amn'io fa tonga hamovoka i Peno. Ny kotrana ato efa mafotaka fa raha ny hi-KK no andrasan'laisany de manofy laisany tirrrrrre
Evil or Very Mad
557: Peno, Ford Focus, Team MOMO Racing

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Nasianareo sujet vao² mihitsy an lol!

OK ary fa izaho tsy hisoratra anarana intsony fa dia efa ny iray aminareo izany no hibata ny amboara e ! lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tairo ihany ra-Thomas mba mi-défendre Joystik lé Laughingtirrrrrre

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Peno a écrit:
Hisy hifampitady amn'io fa tonga hamovoka i Peno. Ny kotrana ato efa mafotaka fa raha ny hi-KK no andrasan'laisany de manofy laisany tirrrrrre
Evil or Very Mad
557: Peno, Ford Focus, Team MOMO Racing


aza mirobaroba alony enô Peno fa raha hamovoka elah d akatonay ny fitaratra ary arehatro atr@ anti-brouillard mintsy !!!!hihihi ..moa ny meteo rahateo tena mando b dc tsy hisy vovoka io !!!!!..ka no izany aza d manofy penôôô aaaa !!!! RazzRazzlol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

vita ny session de reco io !!....tena enjana ny tompo-tany ann!!! d tsy iza moa izany fa raprèz!!!!...tena tsy preésident fahatany ra soaff lé !!!!!mdrrr...dadany lery !!!...
cheerscheers
Ms bon.. ataon'tsika FOG daholo ndray @ manaraka an !!!! lol!lol! inoako fa ho au mpoint daholo ngamba d'ici le W.E Prochain e???? clap
hitako avy aty sahady fa ho combat be io!! ( na dia ny antsika entre gasy fotsiny aza!! duel reste à savoir hoe iza no hi-lache voalohany !!! Embarassedtsy mbô za alony e !!!! Razz

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tompon-tany ahaona le zay koa nge mbola tsy nande tany Gb zany nanao Rallye eee fa asiooooooooo foana rangah fa zay mazoto eee campercamper tsy namovoka fa namottaka be mihintsy de nila nanao reglazzzz e beeeee thb

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
dadah a écrit:
elephantargue

henjan le mitady le reglage avy orana
mila mafimafy ny kotrana sy ketrika
chaise
chaise
chaise


ny ahy ndray ny reglage efa hitako ..efa mipetrapetraka tsr ny daba fa zany hoe eo @ lé fahatadidiavana ny special no olana !!... Sad ..misy spegany tsy mba fanaoko zany mintsy hany ka petahan'i prez 10s mora fotsiny !!!! EmbarassedEmbarassed ..loza ty marina mafy !!!! Shocked

Sinon arabaina koa alony BARY e !!!!!! cheerscheers ..mahita² mintsy enao @ ES sasany an !!!! Cool ...milay reny !!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
dodannen,fa rovina marina izany session zany fa tsy hitako @ ni sesssion public, ni session officiel?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Bon, lé reglage aloha ngamba efa mety ihany fa mila ahitsy kely ndraindray!!
Dia hita izany fa ny tompotany dia henjana mihitsy: 20s dans la face ts'indraindray Shocked
Ny ahy zany maharaka ihany @ 1ère intermédiaire fa avy eo manao excès de zèle kely zay foana albino
Fa tsissy miala zany io rastaa!! sml2

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
bary a écrit:
dodannen,fa rovina marina izany session zany fa tsy hitako @ ni sesssion public, ni session officiel?


Andraso fa sô d tsy azon'lbary aza ilay resaka : ofet session @ championnat du monde anie ilay ho ataon'tsika e !!..dc peu importe ny jour anaovan'lah ( en sachant ke manomboka @ première smn de decembre elah d efa afaka misafidy ny heure sy ny date anaovan'lah session ao @ rallyesim fa tsmaintsy entre le 01 et le 07 elah zany no mi-roule raha té anao ) fa ny antsika gasy izay manao fotsiny no asiana classement zany dia izay GASY voalohany ( @ gasy zany an!!mety hoe 9e @ classement general ilay gasy fa izy nefa no voalohany @ gasy rehetra manao ao) noi mahazo ilay amboara lehibe avy any @ Maitre Thomas Radzzzz.... lol! ..fa peu importe ny date anaovan'lah fa du momen ke classé elah dia efa ao zany..

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
His a écrit:

Ny ahy zany maharaka ihany @ 1ère intermédiaire fa avy eo manao excès de zèle kely zay foana albino
Fa tsissy miala zany io rastaa!! sml2


Hissmannn aaa!! aza adinnon'lah fa ny antsika anie ilay spegany fohy² ihany no mety @ tsika e !!!! vao lava² ny ES dia efa KKK zay !!!! RazzRazz

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
afroTwisted EvilTwisted EvilTwisted Evil

tsara anaovana antsonjay mihitsy le reto Twisted Evil
Na hanaovana didi-kofehy lehibe Twisted Evil

Mba handefa ny *.lsp wet wet wet amiko fa tsss

inn re no fika e rabbitrabbit

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ka ingahy koa ange mitondra C4 fa tsy Focus ohatran'ny olona rehetra dia sarotra e!! lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ny bandy saika anainga depart Mikkahnen alina fa tena tantara b lay Connectation affraidpaleargue

Napiasa phone natao en tan ke modem + puce telma d installager tsar makafoka matos ef vonona tsar dawl, av eo no Connectager petard t@ rallyesim za ijery oe @ firy manomboka d niainga tsar ca b makafoka
d ni lancer rsrbrnetwork iny @ zay teo tou d ts nety tafiditra tanaty lay session tsouny za beurkso6smach ......... nef lay page Rallyesim ef ferme....

kay dila lay credit no jereko av eo... silly
d ts afa nanainga mitsy so6

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
thomas_radstrom a écrit:
Mikkah > Tsy aleon'ialahy mibata matos any @ Prez ? Very Happy


Ts nisy vam lesy za omaly le? QuestionMad

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
mikkahh!!!!...ny net@ fone anaovana session zany lesy tsy poinsa mintsy a!!za efa teo no niala!!!lool...(sahona bigbang??hihi) tsy fiable mints leiz fa elah fotsny no sorena eo!!hihi!..aleo mtady soluce afa ra azoko Atao..

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Dodanen a écrit:
mikkahh!!!!...ny net@ fone anaovana session zany lesy tsy poinsa mintsy a!!za efa teo no niala!!!lool...(sahona bigbang??hihi) tsy fiable mints leiz fa elah fotsny no sorena eo!!hihi!..aleo mtady soluce afa ra azoko Atao..


Marina zany ehhh makafoka

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Sady raha vao manao hono elah dia retirer-ny Dodanen ny inscription-ny sml2lol! Nefa lery tena efa mikotrana be mihitsy @ ilay bad condition sportif

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
His a écrit:
Sady raha vao manao hono elah dia retirer-ny Dodanen ny inscription-ny sml2lol! Nefa lery tena efa mikotrana be mihitsy @ ilay bad condition sportif


hihii..elah ra-hiss aaaa !!!!...tsisy mikotrana zany eo lesy a !!mba manao tsindray² fotsiny e !! otran'lah iany !! lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
maro sahady ireo nilatsaka na dia nihomana fatratra @ ity Challenge ity!! silly
Mety ho azo mora ihany ity joystick ty raha izao lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
His a écrit:
maro sahady ireo nilatsaka na dia nihomana fatratra @ ity Challenge ity!! silly
Mety ho azo mora ihany ity joystick ty raha izao lol!


lol!lol! ....mamely akaiky ianao zany hissmann an !!!..tskoi e!!... Surprised ...@heritaona manao mety² kokoa !!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Nari9 a écrit:
Tsy vita mitsy anga le cremaillère an'le Gvintss ? lol!lol!


Tena tsy ny cremaillère ihany no voa lesy a !! zao nedala lasa piece detaché ato !! hihi.. misy pedale sy levier de vitesse mbola mande tsr ato raha mila laisany??? Razz ..ny atako zao manko dua milalao @ manette : ny direction entina @ manette dia ny accelerateur sy frein @ pedale ihany !!!!!! lol! ..fa milay ann!!! clap ...toundé manao pik nik kely any an-tsaha foana isaky ny misy virage milay !!!!! RazzRazz

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ny tenanay kou mou zany dia nahita excuzz zalah!! lol!petard
Mbola nilaozany sponsors zay dia mbola incertain ny participation!!

Fa na izany aza dia hanandrana farany hanao session collective ny rallygasy rariva @ 21h.
Hanao connexion partager ao @ Peno ao fa asa na ho ety na tsia Rolling Eyes

Mafy ty te haresy an'i Dadah sy Dodanen ty!! silly

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ambara @ fomba ofisialy fa i KGB MAX izany no nibata ny amboara : Joystick

Félicitations lesy e !

Dia azon'ialahy alaina ato @ Prez : cyber Net Access ato Ampasamadinika ny loka.

Dia misaotra be dia be an'ireo nandray anjara rehetra.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

mi petard Maxouuuuuuuuuuuuuu fa tena dans le top classement gle @ WRC fa tena mila hetsehina ilay mikasika ny "Team So6" Rallyesim fa efa betsaka ny manao recrutement ka sao lasa any ny tokony ekipa So6 fa MP zany tonga aty zany an ! ...........

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
cheerscheerscheerscheerscheerscheerscheerscheers OOUUUUUEEEEEEE cheerscheerscheerscheerscheers

Faly aho, tena faly aho cheerscheerscheerscheerscheers

Misaotra an'ny Sponsor Officiel "société TOMASY" lol!

fa leiz loh tena chance no betsaka satria ra nanao teo dawl ny enjana mety tsssssss.............

fa lé session miaraka zalah tena mlay a, tsara ketreana

Msôtsa é

clapclapclapclapclapclapclapclapclapclapclapclap

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...