Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
TsitsiGalli

Réunion TEAM SO6 Reportée

Messages recommandés

Noho ny antony tsy miankina @ Ra-prez dia hahemotra rahampitso @ 18h30 hariva ny fivoriana izay saika natao androany,
Hangatahina torak'izany ihany koa isika rehetra TEAM SO6 mba ho tonga hanatrika io fivoriana io fa zava-dehibe no ho dinihina ao mba hanatsarana misy² kokoa ny ho ataon-tsika mandritry ny RALLYE ASA TANA 3
Aoka hifampilaza fa ity no solon'ny fampandrenesana

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
fa ahoana ndjay lééé!! sô torek tsika ann! tongava daholo ndray zany radem ééé!!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ze tapak lisany eo zalahy dia tapakay fa zay moa zany dia miala tsiny mialoha fa amin'ny hariva otr zao vo mieritreritra ny vao² rahampitso dia tsy tafa mitsy rehefa hariva

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tsi2 a écrit:
Noho ny antony tsy miankina @ Ra-prez dia hahemotra rahampitso @ 18h30 hariva ny fivoriana izay saika natao androany,
Hangatahina torak'izany ihany koa isika rehetra TEAM SO6 mba ho tonga hanatrika io fivoriana io fa zava-dehibe no ho dinihina ao mba hanatsarana misy² kokoa ny ho ataon-tsika mandritry ny RALLYE ASA TANA 3
Aoka hifampilaza fa ity no solon'ny fampandrenesana


le filazana lety ohatra ilay antso fampandrenesana ao amin'ny RNM a!!

tsy ampy kely an'ilay hoe

Hisy ny fiara iombonana izay raisina eo anoloan'ny saint Antoine

hisy ny fiaraha-misakafo aorian'izay.

Ialana tsiny ho an'izay tsy tratra antso ..... lol!lol!lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Miala tsiny t@ fandisoam-potoana omaly fa nisy adidy tsy maintsy nosahanina koa dia manainga antsika rehetra hamonjy ilay fivoriana rahariva fa zava -dehibe noho ho dinihina

Misaotra tompoko !

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Soafahana a écrit:
Miala tsiny t@ fandisoam-potoana omaly fa nisy adidy tsy maintsy nosahanina koa dia manainga antsika rehetra hamonjy ilay fivoriana rahariva fa zava -dehibe noho ho dinihina

Misaotra tompoko !


Ny adidy tsy an'olon-dratsy e! olona tsara ianao matoa vesaran'adidy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...