Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Mc Crash

Rallye FMMSAM

Messages recommandés

Bon,j'ouvre le bal pour en parler un petit peu,satria elisany variana mikotrana miafina any daholo, lol!

R School moa zany dia tsy resahana tsony fa dia savony
Chirdonhead mba anisany ankafiziko manokana
Falstone tsy vohako mihintsy
Prospect moa dia KKK garantie raha voa mahery loatra lé petardpetard

Bref, Rdv Dimanche , séssion farany duelduelduel


I Raprez aloha dia efa hitako eto fa ho avy MASIAKA @ io, n'est ce pas?sady Latva apparement tsy anao, Maximum???????donc......

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Za zao indr1 no nanao reco fa tena hitako t@iny fa henjana daholo lisany ko !!!

RDV dernière session Alahady eeee!!

MC>>tena tsy ianao ao @ Prospect fa mody adala fotsiny hihihi


cheerscheers milay fa miakatra ny malgachoui ao @ Rallyesim cheerscheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
duelsmach

izy mitsam (mody eo mody eo)

efa nilamina ve aloha le rally school II
sa inn no fika mdrrr

hanenjika ny session farany ihany koa aloha na de hijery temps fotsiny aza

fa misy tsy milamina le update 2.4.0 io aloha e

de hiezaka hanao rallye TVN

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ô Ra-Prezy a sao dia tsy rariny ireny nataonareo t@ session ireny lol!

En plus efa nivadika Toyota a ! Very Happy

Félicitations aloha t@ ilay temps scratch e cheers

Izaho moa izany dia tsy haiko intsony na izaho no tsy mbola mahay volant na ilay evo 6.5 no tsy mandeha fa dia e e e , efa maka risque be fa mbola tsy ao mihitsy le chrono e Mad

Dia évidemment moa izany rehefa hors limite lava dia KKK no nahazo ...

Ilay rallye koa moa tsisy préparation Embarassed mihitsy fa variana tany @ Catalogne, androany vao nanao tours de roue kely.

Fa ilay rally school aloha dia e e e

Evil or Very Mad

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Milay ery mijery an'lé podium maintso fotsy mena jusqu'à la 5 ème Plaçe("Njafan"),lol.....
En tout cas Féliçitation à Maximum, mbola voan'leiry 16 Sec ihany ny bandy nefa nanao fautes izy @io raha ny fijeriko azy teo... bref tsy ho tratra mihintsy aloha fa tena petardpetard beuh leiry tao prospect ridge

Bravo Dadah sy Raprez nanao Scratch cheerscheers
Dia ireo pilo hafa tsy voatanisa koa fa miakatra foana ny niveau national

Dia am manaraka indray raha tsy misy ny sampona ,fa izaho aloha tsy sur, fa mety ho absent raha ny fijeriko ny dates ny Rallye ASATANA SadSad

PS:Raha mba possible ny MAJ Classement fa silaka beuh ny gasy manao zavatra geek .Merçi

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Degany mihitsy izy mitsam reo ka (Dadah, Soafahana) affraid
Mety ilay Evo 6.5 mihtsy no tsy mandeha raha Thomas!!! Za koa tato efa mamono tena mihitsy fa mbola tataka be foana camper
Ilay Rally school tena tsy lasa mihitsy ko!! 5 tete à queue vao vita ilay izy beurk

Fa félicitation zalah makafoka

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Nenay aloh d tsy miteny intsony zay tamin'iny fa dia KKK party e!!! i Dadou sy (un certain) ramanitra izany no mba nenjehina fa tsy azo mihitsy, nampian'ny fahatapahan'ny jiro tampoka dia rava tsy nisy hatreo ny temps rehetra!
niova daba hafa ny ampitson'iny fa mba afa-po t@ temps vita ihany aloh hatreto sady ireo gros calibres tsy nisy nanao session niaraka tamiko mihitsy cheers
fa na izany aza félicitations ho an'ny rehetra e!!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

mba niverina nanao juste pour le plaisir fa tsss affraidaffraid efa henjana daholo kay zalah ao klé... ary iza lé njafan ry zalah fa tena manao beuhh trooo!! clapclap
Ny anay moa zany dia manao style bera sy fossy fa juste mba té hanao rallye fotsiny iny tsisy reco, tsisy réglages, tsisy pression. cheerscheers
Mahafinaritra lé niveau fa mila mi-sacrifice foana vao mety ho tafa am'lé izy. Ny rally school kosa dia efa troooooooooo. tsy hay zé hatao fa otran lasa pneu tarmac dry sur neige mintsy ann! lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
cheers tena nilay be cheers

resumé rallye FMMSAM :

- 1er SS adino no nanaova ny pneu Tarmac de ni assure izay hatongavana fa efa ninana 10 sec @ ry zalah (sinon plus)
-2ème SS (prospect II)dia romotra be de nande tsara fa tonga teo @ ilay gauche 5 serre de asa na natahotra na variana fa ny freine ao anaty virage de tany anaty hazo fa mba ny flan no ninana de afaka nanohy fa efa very temps.

avy eo moa dia nande fa lasa mitondra tsy liberé intsony.

-SS4(Falstone II) : tena hande oe hanao scratch fa jerena fa ny temps an-dry zalah 3:53 nefa t@ reco nahavita 3:50 de tonga de taitaitra be. Nefa vao nandray départ de nanao faux départ de nihinana 10 sec ndray. jereko nefa raha hanalana 10 sec ilay temps-ko de hita fa tokony meme temps miuhintsy izahay sy Ritter.

Nanomboka teo de oe aleo quitte ou double @ zay fa tsy misy calcul tsony dia ohatrany mba nety fa indrisy fa efa be loatra ny temps very t@ ry Max sy Mc de tsy tratra intsony.

Tao @ SS9 (chirdonhead II): de nihevitra oe mba hanao be indray de nande tsara ny interm 1 tena tsara fa alohany interm2 de tout droit fa tratran'ilay bosse de tsy nivily

De teo voa tena oe aoka izay fa aleo mi jouer resultat @ zay.

Zay ny resumé fa ny conclusion dia nahafinaritra ny combat fa raha vao misy pression zanyu de tsy maintsy misy erreur foana kanefa ilay mi-suicide de sensation .......waouwww

zay ndray aloha ny @ iny fa @Asa Tana manao seance de yoga ngamba alohany session (hihihi...Zen soyons zen...hihihi)

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Nena nisy blem lé SS1, lasa school 1 fa tsy 2 D tsy noraisin-dry zalah ny temps, tonga D 3mn de + be zao par rapport @ MAXINEN lol! mba nanao scratch Ny SS10 moa zany tsy concentré tsony niditra tao anatin'lé ala iny dia nanao sortie. Falstone 2 koa trôp lôtra lé attack D nidona D bloqué 3è ny boite.Efa mba niezaka iany aveo nanenjika an'dry Saofahana sy ry Mc ary ry Dadah sy ry Njafan (fa iza ndray io é ) lol! fa tsy tratra é.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Very Happy

Tsy de misy ambara firy e

Felicitations hoan'izy 3 mitsam podium milay ka

dance


ny rallye indray

mazava aloha hatreto fa mety setup hoana tarmac le setup-ko ao mdrrr

matoa scratch 2 fois tamin'ny rally schol II

Manaraka izay dadah moa zany de vitesse automatique hatreto
De ny fahitako azy aloha hatreto de tsy milamina le update lava ity fa manova zavatra , manajary manao manip kely foana aloha vao tafiditra amin'le tena reglage na de tsy misy kasihana aza,

ny fomba hijerevana azy moa zany de rehefa ligne droite à fond reny de mipasse jusk'a firy ny vitesse; dommage be le omaly fa sendran'ny le miblock eo amin'ny 5 ème lery;

natao hoe tsy de noraharahina iny nefa mampiova zavatra ihany satria miova ny conduite lasa miandry tara be zany va manao ny inscription de njaynjay tara lotra, de lasa manintsy daba aloha na mivadika, na mandona oul

de zay no zava niseho

raha jerena le temps Chirdohead II (vao nanomboka grrrrr) de niampy 30 sec satria niantso assistance interdite aiza ve ka eo amin'ny le gauche 90 (rouge) faharoa io de hivadika 0/100 tamin'ny reco zany nivadika zany eo; tt droit angaha


avy eo falstone II (faharoa) niampy 30 sec indray ary amin'ny faram-parany ary misy gauche 1/4 zay de misy lavaka amin'ny sisiny de eo moa zany ny team so6 no mijery de tsy haiko possible i Ari vatanen angamba iny mipetraka aty aloha be iny de vokasika kely fotsiny (mety rivotra aza) de tonga de nivoa-dra be nahatsiravina mihitsy sml2

de natao zay nodina fa valaka be mitady le tena vitesse mafy be , mafy ihany le plastik an'le momo fa hitsaka tsy miala mafy be eo foana, amin'io koa de ny mahagaga fa tsy haiko ny tena réel fa le saina ve mihevitra fa rehefa hitsahana farak'izay mafy be le pédale de mety handeha mafy be le vam

prier

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
hihihi tsy za iny voadona iny fa i Hents. efa tenenina lery hoe aza makeo mbola mafy loha ihany dia voadonan Dadah

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

nilay e cheers ! na nanao faute bedebe aza e.... dommage fotsiny tsy lé
rallye school! milay fa gasy daholo ny devant!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Résumé: Tena tsisy fika iadina podium tsony ty resaka ty raha tsy mi-sacre am kotrana be fa enjana be daolo laisany. zay ko mou zany tsy avelan'ny ankizy milalao volant be lotra fa manjary adino hono izy Crying or Very sadCrying or Very sad.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Peno a écrit:
Résumé: Tena tsisy fika iadina podium tsony ty resaka ty raha tsy mi-sacre am kotrana be fa enjana be daolo laisany. zay ko mou zany tsy avelan'ny ankizy milalao volant be lotra fa manjary adino hono izy Crying or Very sadCrying or Very sad.


lol!

Ampenaro izy e, sady efa manomboka misimisy ny pilotes flower

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Sarotra be zany fa tsy tena am fijerevana rallye izy no hitako fa tam toerana hafa mintsy. lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
thomas_radstrom a écrit:
Andramo Mortal Kombat fa io reven'ny ankiziko lol!

Au moins rehefa tsy rallye dia mba eo @ ordi nareo lol!


Mortal kombat affraid saody mba henjana zany Veron'nareo tia "ady mandram-pahafaty" izany Ry Rads ny ahy aloha dia aleo izy Sims ihany fa io mba misy tantara ee !!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Asiovo minàmana @ Njafan izy aloha é lol!lol!

Vazivazy zany fa marina tokoa fa toundé mangarika ny ankizivavy vo maheno an'lé 3 2 1 ........

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Nena tsy mbola nijery ana nilalao zany mintsy fa toundé: "eo enao alou fa za ijery tele". Nen'i raHis koa alou no tena tantara tam le Gvint's e. Za nanjary lasa nanao arbitre lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

zay nge le mahavoa any Gvintss miteraraka disadisa ao an-tokan-trano ka aleo ihany Momo eee lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ary tsy hitako ty post ty Very Happy ! somary scratch miteraka disa disa marina io gvintss io an ! Sady ny fotoana @ sessions gaigy be daholo!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Raha miteraka disadisa ny Gvints dia izaho manolo-tena handray anjara amerina filaminana eo @ tokantrano izay misy olana.

Iangaviana isika mba hanatitra ny Gvints manisy olana aty Isoraka

Izay tonga manatitra voalohany mahazo momo mbola vaovao be

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Hisaorana be dia be izany Heninkaja nampidi-kizo Twisted Evil

Thomas>> Aleo ihany miaina miaraka amin'izay olana izay ka 😉

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
thomas_radstrom a écrit:
Raha miteraka disadisa ny Gvints dia izaho manolo-tena handray anjara amerina filaminana eo @ tokantrano izay misy olana.

Iangaviana isika mba hanatitra ny Gvints manisy olana aty Isoraka

Izay tonga manatitra voalohany mahazo momo mbola vaovao be


tena sarotra tiavina ry Gvintsssteam koa aiza efa misy manolo tena handray ireo Gvintsss rehetra de tsy mbola mety ihany ry zalah fa zaho nefa miteny @'lah ry >Radstrom fa AZA MIALA @ MOMO OA lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
nahatsiaro an lisany mitsy aho tany am Ebit fa promo ny G25 tao. 3M no nanaovany azy fa nfandrombahana, dans 10 jours ndray hono misy tonga hoan ze mbola mtady

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

3M ve nefa efa promo le? scratchscratch
Aona moa zany no ahafantarana oe tena vrai le G25 tonga eto @ tanàna ry zalah? duel

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

G15 ihany hoà no tsy mampisy disadisa zany! izy zavatra miasa fôna ngeh, sady tsy ampiasaina r'efa hanao freecel sy demineur lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...