Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Messages recommandés

mba azo anotanina ve raCristophe B+ oue à peu près otrin ny lany t@ nanao restauration an'io TIMON io?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

hihihi! ohatrany manahirana ny hilaza chiffres eto fa ny valeur ny fiara sy ny restauration et tout et tout hatri izao aloha dia efa mahazo Golf type3 GTI na 3064ptes année 98 angamba! dia ny fotoana lany nanaovana azy dia toy ny zaza any ambohoka ka hatramin'ny Fidirany Toute Petite Section angamba fa izany hoe: "quand on aime, on ne compte pas" Wink dia mahereza fa milay io!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
+1 Christophe; nena ngamb lesy tena mety efa type4 mintsy , fa ra io no misy oe anakalo type6 de manindry le 6 a! tsy oe mlay be nena fa le senitmaka mintsy !!kopy lisany

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Vanintsoa>monté un VR ds une One , c un peu difficile, sady rava le caisse, déja aloa mila mamorona an le longeron be eo aloa iny , le pat motera à droite, et encore mahitsy ve le zavatra o soudéna, vita zay de mitady train complet ana vr apetaka am typ1:donc tranconeuse + soudure, de aveo oe mande mahitsy ve le daba sa mitongilana.
G faillie le faire plus d' une fois, sady nisy VR tao a tanana no nisy typ1 fa rava le typ1 ka , tsy mahasa za!! a moins que oe tnga de atao machine de guerre le daba ndray!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
andovw a écrit:
ra io no misy oe anakalo type6 de manindry le 6 a! tsy oe mlay be nena fa le senitmaka mintsy !
"J'aime"

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
sûr lesy ra andow, ny ary na @ izy zao mbola tsy vita zao ra misy manakalo type 3 de manindry izy tsy omeko an

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
VANINTSOA a écrit:
sûr lesy ra andow, ny ary na @ izy zao mbola tsy vita zao ra misy manakalo type 3 de manindry izy tsy omeko an


zay mila sary an!! mba ita eo fotsiny ny début des travaux ee...

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

lasa hono ny mamba dia misosoka ny Voay e! Lasa i Timon dia tonga i Pumba geek mbola misy asa be mila ketrehina fa isika ekipan ny tsy mora kivy! entina amin ny passion ilay izy dia vita eo foana e! anao asa milamina be aho sy tsy hikoropaka. rehefa manomboka ny asa dia aseoko eto ihany ny sary sy ny detail... je dis pour moi : "bonne chance mon garçon" :geek

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
courage ela mon ami!! kafirio D ataovy farak'zé top indrindra eto ny an'la!! hihiihihi!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Vanintsoa>nga lety mlay le pc kely???
Vatanen>mazotoa ela e! faha telo zany zay!!de aza adino sortie mk1 @ 11 an!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
andovw a écrit:
Vanintsoa>nga lety mlay le pc kely???
Vatanen>mazotoa ela e! faha telo zany zay!!de aza adino sortie mk1 @ 11 an!!


tonga masika zany projet an vanintsoa zany ... clapclap

vatanen> efa tsy andry ahitana an zany clapclap

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Lahery> mbola tsisy tokotaniny ny ana io fa atao fotsiny aloha izay mba ampandeha azy am 11 e!
Andovw> otrany manome idée ana ny avatar an la an! hihihihi!! ie Fahatelo zao io ao io fa dia asa re!!!
Hents> mbola henjana ny raharaha e! tsy kivy nefa tsika fa mahery fO

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Vanintsoa>oui cousin an tsoa
Christphe>za andoko fotsy mintsy a io , averiko teinte d' origine fa leo be an le lokofotsy mipotra za

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

OK ary e!
Ny ana moa zany efa natao restauration t@ 2007 saingy tsy nisy sary tamzany. Fa tamty 2010 ity à la suite nodomina 404 baché sml2camper dia tapaka hevitra ny hanamboatra izay tratra. Miala tsiny fa ts dia milay le sary fa t@ fon koa no nakana azy no sady vitsy kely ka dia zay ao aloa no asehoko:

Ity izy zany apres lay 1ere restauration :







Nony voadona, nesorina daolo ny fitaratra fa somary betsaka ny lo:









Dressage le voadona argue :



Nodecapena ny mastika kay Horera ny tao ambany tao affraid :





Apres presque 2 mois de boulot, efa maina mits ny ati-paosy pale :










Dia zay fa an'leisany rehetra ndray ny manaraka makafoka

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Merci Jojox @le sary fa izao mihitsy no tena mahafinaritra cheers mahita anlé daba rava² de avy eo mivoaka daoro avy eo prier

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Dzaomalaza a écrit:
ary inn lty le rouge eo akaikiny io?


GrN master baby io !!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
merci jojox an!!mlay e!!ary mba asio an le sary miaraka am le zavatra nafarana e!! hihihi! kopy ela

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

an'i Irina io anakiray io ka!!! WinkWink mbola entierement d'origine 1.6 injection avec toit ouvrant fa aleo leiry ihany no hilaza ny momba azy.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
rila> le deusaka ve!!! hihihihihi an'i Andry Labora io tamzany fa zao ts aiko oe aiza io!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tsimandrava a écrit:
Very HappyVery HappyVery HappyVery HappyVery Happymakafoka !
milay ny sary leiry e! anisan' ny MILAY Indrindra eto amin' tanana e! prierprierprier


Tsimandrava > efa avant-goût an lé projet ny avatar an ! makafoka
Rajou> mahafinaritra lôtra lé fiovana... clap

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ando> oz leiry oe anisany !
Tsimandrava> milay daolo ny an'ny bandy rehetra kaaa!!!! dia mba asehoy eto ny sarin'ny anao fa ny an'ny bandy hafa nge efa kobo daolo eee!!! Wink

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Rajou > tena milay lay mamerina jeunesse kel an lay daba an!? indrindra fa ny T1..ny tena mampitahotra lay mahita rouille any ambany sy eny amin toerana ts ampoizina!!
Tsara lesy baina, mazoto dray zay ande hikitikitka ao anaty garage ra alina!!hehehe

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

tous> Azafady zalahy a! MILAY DAHOLO ny TYPE antsika e!
Lahery> azo lazaina fa avant gout e! Fa tapaka ny namana d miantona aloha e, sady miandry pieces ny train avant.
AndoVW> MILAY B sady MANAO B koa ny anareo fa aza matahota e! Efa hita ny lazany! prierprierpriermakafoka
Rajou> tena aleo angamba aloha vita nedala vao mametraka sary mis2 sao ratsy vintana eo e!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ho an ny mpiondana MK1!!! zao letsy ka asa klé!!! otrany mbola ho sarotra ny hanao an i Pumba ho toy izao an!
affraidaffraid ato Arrow Oo=w=oO prierShocked

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Jojox>> Aiza lty ny garage nanaovan'lisany an'le kandra @zao. sao mba mahasoa, fa milay le resultat

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
samy tratry ny taona , de iaraka iriaria @ mk1 eny daolo e! rovina ty dom bera an la ty rajou???

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tsimandrava> oatran'ny efa hitako mandende any io MK1 petit feux io an! siege baquet fotsy sy jante gris noir iny?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Rajoù a écrit:
Tsimandrava> oatran'ny efa hitako mandende any io MK1 petit feux io an! siege baquet fotsy sy jante gris noir iny?


izy mm mitsy zany, sady otr bul sans pare-choc mm izy mandédé any an !!!! fa en tout cas téna mlay bé ny tanaé a bounce

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
salut ndray ary an ! Ka tena tsy maintsy nampiasaina kaloha leiry na dia tsy vita ary fa lany ny embrayagen'ny daily d leiry aloha mamonjy e! Fa tena tsorina fa mbola tsy vita mintsy izy e!
mazotoa dia misaotra e

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...