Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Messages recommandés

ny dimension an'io 9 x 5cm dia ny tsara dia atao papier bristol na matinva fa raha tsotra otsan'tsy mivoaka tsara lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Merci Ra Hents an! clapclapclap
Mety amko aloa le izy fa ts aiko leisany ry zalah! de samy manao impression tokoa moa zany? scratchscratch

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Henintsoa a écrit:
ny dimension an'io 9 x 5cm dia ny tsara dia atao papier bristol na matinva fa raha tsotra otsan'tsy mivoaka tsara lol!

misaotra tompoko!
aiza no mahita mpanao impression cartonnée couleur scratchpale ?? aiza no mety misy mora?

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ari Vatanen a écrit:

Ento ao @ NET REPRO lety fa ao no misy manao impression milay no sady akaikin'ny fiasan'i Kirikou tsara a

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ari Vatanen a écrit:
ahoana zalahy no nanaovana azy a! aleo uniformiser-na ilay izy e!

Nataoko sur papier bristol ny ana dia un na deux exemplaires de efa ampy satria ts ho bedebe akory ny omena eny an-dalana. afro

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ny ana ny carte de visite/flyers efa vita impression sy découpage (merci Rajoù) fa mizara zao sisa no ataoko!!! dance nena na piklà aza omeko a!
dia inona no atao ordre du jour am io zalahy sao tonga eo tsika dia hifampijerijery fotsiny dia lasa mody a! Irina no atao maitre de séance am io (proposition). mba sio pro kely hoe présentation, balade en ville sns... ohatra e! mino aho fa tsika tsy handà ra tonga eo koa ny Cox sns a! tsy mialon-jafy (samoa tsy mialon-dadabe izany ) Laughing

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

In moa zany lay ordre du jour zala aaaa?? Ny séance photo moa zany iny efa tsy iadian-kevitra, fa ny ankoatra zay? Manao tour de ville ko hono zany!!
Ary tsisy lalao angah?? duel

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ordre du jour bouncebounce
en forme ndrayn golf kely dia mitady adva a! lol!
itako teo ambatomena ela omaly dia saika mbola omeko flyers ndray...

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
andovw a écrit:
le beige crème kosa aleo ilam e! sa aoana???

elà an! tsy maintsy mbola miverina amiko anie iny e!!! (style vols) lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
andovw a écrit:
le beige crème kosa aleo ilam e! sa aoana???

Ok ary e! (lasa mialonjafy ndray nge tsika am zany e! fa tsy koi ka!)

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
hoavy masiaka i golf kely nga ?
milay e, zahay moa d manaraka ao aorina miezakezaka ao e

golf kely sy M11 n'i vata9 zany no jerena !!

za mi-insiste oe aleo tsy asiana club club an (birao eee, cotisation eee, statut eeee,....): aleo mba samy eo fotsiny d mifanao ftona d makamaka sary d mifanome contact, d mizara traikefa, mifanakalo piesy sns.
rah misy lalao moa tsy manin...

d refa misy akama manao run na rallye d mifanohana eny e

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
za mitovy evitra @ kirikou!
lasa otran oe maka tahaka an le ma golf 2 tsika,
aleo tsy asina club sy wawawa be zany fa mifaptona ny bandy akama de mifapizara traikefa, defilé tsy aiko oe aoana???
zay zany fa zay ijery an zany M11 sy golf kely misy jante mlay be zany annn!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ari Vatanen a écrit:
ordre du jour bouncebounce
en forme ndrayn golf kely dia mitady adva a! lol!
itako teo ambatomena ela omaly dia saika mbola omeko flyers ndray...

tsy oe en forme d mitady adva fa fantatray kosa ve fa misy 4 corps ao d tsy hisy démo kely ny io..sa ahoana oziz nareo? cheers

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Raha miafara @ So6 party dia tsy maninona an!! pig
Sa efa tao anaty prog moa zay zalah? scratchlol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

otsan tô tsy maintsy tonga hijery raha izany kozy miainga zany fa tô misy miantsy sahady camperlol!lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
kirikou54 a écrit:
mafy b nga le golf kely e????

maninona tsy tsorina oe "avia ze sahy" ???

nen lety ko zao mafy b zao foana no averina eo!! Evil or Very Mad

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Vao maheno So6 zalah dia efa taitsss sahady sml2

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
kirikou54 a écrit:
mafy b nga le golf kely e????

maninona tsy tsorina oe "avia ze sahy" ???

sady efa oe Golf Kely zany no anarany ko "mafy be" ho aiza ary fa nareo ko oatran taitaitra!! scratch

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

zay moa zany ry zalah le manaraka ts lem avy ato aoriana fotsny amin'io afro
Milay le hevitra barbecue, SO6, .... fa reketo e! clapclap za miantoka SARIBO lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

za anaraka ao aorina koa an,
fara vo mianaana eo aloako eo de asiko!!!!
lol!
nena GTI kely Twisted Evil

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
andovw a écrit:
za anaraka ao aorina koa an,
fara vo mianaana eo aloako eo de asiko!!!!
lol!
nena GTI kely Twisted Evil

Eo ko ela d mody GTI eo nef fantatray anie ny ao ambany capot fa GTI BE eeuuuuuuuuuuuuuhh cheerscheers

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Rajoù a écrit:

Milay le hevitra barbecue, SO6, .... fa reketo e! clapclap za miantoka SARIBO lol!

za manjeatsafo lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

tsy asiana club e! mety tsara fa na izany aza lmba mila maitre de séance tsika am io meeting io a!
ny ana zao efa 11 ny carte de visite voazarako. bounce
nanalan ry zalahy aho hoe "cours FOREST" tam zoma alina satria miazakazaka mizara ilay izy.
tsy aleo ve mba refa en forme ilay timon vao miazakazaka fa mbola convaléscence lery fa vao nivoaka Hopital nge e!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
kirikou54 a écrit:
ny ahy 1,6 carbu, fa misy apoaka iany an!!

nerveux kely lery

eeeeee!!tonton? taty amiko ve ny moran la de ela no iteny oe 1,6???
reto avy ny golf1 16s eto am tanana
kirikou, golf kely, rajoù, vatanene, ......ny gestion no samihafa daolo
ny gti:ando, irina....
betsaka tsara zany afaka milalao zany e!! lol!lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
andovw a écrit:
za anaraka ao aorina koa an,
fara vo mianaana eo aloako eo de asiko!!!!
lol!
nena GTI kely Twisted Evil

samy mody oe hanaraka ao ariana daholo; ko iza zany no ande eo alo ra zany?? lol!lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

misy GOLF 1 amidy any ry zalahy a! 4 portes (1.3) J.A/ 13 dia GTI digifiant 3portes (1.Cool samy mbola ilaina resaturer-na daholo 18M à debatre daholo. tsy ana ireo fa itako fotsiny dia zaraiko eto sao misy interessé a! MP pour contact lé olona

GTI digifiant????sura ve ela??? fa tsy le ana desaka reny ve?
ny gti digifiant fatatro mantsy ny typ1 de 1 iany, nena!!! lol!lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ny ahy zao le petit feu fotsy jante ATS kely deport iny sy le 1.6GTI fotsifotsy TAD jante clio 16s no nolazaiko.
misy anle petit feu maintso iny koa eo Ambodifilao fa ts mbola tafandalo tany za.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
andovw a écrit:
Ari Vatanen a écrit:
misy GOLF 1 amidy any ry zalahy a! 4 portes (1.3) J.A/ 13 dia GTI digifiant 3portes (1.Cool samy mbola ilaina resaturer-na daholo 18M à debatre daholo. tsy ana ireo fa itako fotsiny dia zaraiko eto sao misy interessé a! MP pour contact lé olona

GTI digifiant????sura ve ela??? fa tsy le ana desaka reny ve?
ny gti digifiant fatatro mantsy ny typ1 de 1 iany, nena!!! lol!lol!lol!

zay aloha no noteneniny tam Telephone fa tsy haiko. exterieur no hitako dia notsikilovina ny interieur fa ny capot tsy nosokafana (tsy teo ilay tompony)

rajou eo akaikin la koa misy anak 3 ilay eo akaikin rafidison reo eo amoron arabe. ambonikelin FDC. mba anatero ry zalahy e!
i cochon koa aza nomeko Laughingpig

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ny ahy le cab manga karmann no ilazako rariva fa mipetraka akaikinay.

d ankoatrizay hoavy koa:
-GTI 16s mainty b
-cab mena

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ary ra Oo=w=oO type 1 tsotsa reny v zalah mahazo makany QuestionQuestion
Fa ts beiz crem akory an? lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mikkah a écrit:
Ary ra Oo=w=oO type 1 tsotsa reny v zalah mahazo makany QuestionQuestion
Fa ts beiz crem akory an? lol!

mety daholo e! tsy mialon-jafy tsika. tongava

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

henjana koa le avatar n'i andovw

io ve zany le oe le alika lahy ty sa .....

oe berger allemand mitondra voiture allemande ???

ilah v aloh mahay miteny allemand? .... firy ny allemand tao am esca? tsy 4/20 ??? ny ahy mantsy 3!!! lol!lol!lol!

hoento io am Lahady ataontsika mascotte e!!!!

ra mitondra an io ry andovw, asivo muselière io fa sao d manaiky pneu reny an!! lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
kirikou54 a écrit:
henjana koa le avatar n'i andovw

io ve zany le oe le alika lahy ty sa .....

oe berger allemand mitondra voiture allemande ???

ilah v aloh mahay miteny allemand? .... firy ny allemand tao am esca? tsy 4/20 ??? ny ahy mantsy 3!!! lol!lol!lol!

hoento io am Lahady ataontsika mascotte e!!!!

aza miala @ rainiboto oa! oetitsika io k! fa tsy atao mascotte

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
kirikou54 a écrit:
ary ty ve efa hitanlisany ???

Ra elà sy Ra-Hents no omena ordi elaela tena mety mahavita zavatra tsy ampoizina mitsy an ! lol!lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...