Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Dude1111

Prochaine rencontre...

Messages recommandés

Rovina ndray ry zala no rencontre manaraka ? otrany efa ela² zay manko !!!!!!zay otrany mba malaelo an'laisany!!! lol!
Alefao ny proposition de dates e!!!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tsi2 a écrit:
Efa sitrana tsara ngah elà io aloh sa mbola voan'ny gripa be fôna e?

Efa milamina ka... misaotra natsiaro ny fahasalamako !!mdrrr....

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
KGB MAX a écrit:
ndao atao @ zoma na samdi zao é sa aoana ?????

Partant pr samedi...lé vend otrany ariva be vao ho afaka ko !!!!! Mad

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ari Vatanen a écrit:
+1
sady za zao efa mahay mampiasa manette dia tsy gisitra tsony! BOUM a! resiko ela lol!

bombom Attention Ari!! Bombastik ne supporte pas la pression!!! drunkendrunken

scratch Ef kotrana be zao!!!pas de kakaka @ io! geek
lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

aleo zoma alina e! milay nge ilay mody massil be e! Laughing zay tsy poince mitsy raha vao avant 20h. ny zoma manko na alina aza dia afaka matory tsara ny samedi afats izay andeha mariazy klou e!

Sô d hadinon'là fa tena lavi-podiana ngeh zà lety e!!! ka raha vô tsy misy vam hitondrana an'ilay UC sy ilay G15 d tena adino eo ny tenanay

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Nga Tsi2 misy vingt's bouncebounce . Mitombo ndray zany ny volà. Misy ol ray koa any le tsy partant koa raha mody vo masil am le ibata valise an!! sa angamba efa nanomana porteur lol!lol! sa aona raDoda??

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Peno a écrit:

Radoda dia samedi alina no afak ko !! ny mitondra valizy otrany tsy poinsa @ty fa tsy mody za manko @io nefa ny entana any antrano...fa mionona a@zé ao e!!.. Basketball

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Dodanen a écrit:

Radoda dia samedi alina no afak ko !! ny mitondra valizy otrany tsy poinsa @ty fa tsy mody za manko @io nefa ny entana any antrano...fa mionona a@zé ao e!!.. Basketball

Mitady hi-dekosy indray Radoda an!!

fa le vints aloh Rapeno hatreto mbola atao solika fa mbola miandry an'i santa @ ity taona ity raha hendry tsara dia mahazo a!! lol! fa ny matos sy ilay clavier Gala 3 aloh no saika ho entina.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tsi2 a écrit:

fa le vints aloh Rapeno hatreto mbola atao solika fa mbola miandry an'i santa @ ity taona ity raha hendry tsara dia mahazo a!! lol! .

elah anie efa manana g15 milayyy be iny e !!!!!! lol! toundé tsi² le méchannnt sera vainqueur @iny !!!!!! cheerscheerscheers

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Otrany libre ndray amty WE ty fa mety daolo na Vend na Sam na Dim, na atoandro na alina na maraina. cheerscheers

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ari Vatanen a écrit:
ary toa tsy nisy resaka tsony klety e!!!??? Shocked

héhé efa tsara kotrana mihitsy an, efa ho tonga masiaka koh!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...